darola kely,

1. bazylou ( 21/12/2010 22:40)
na i roland ratsiraka dia tena hita fa dia ny fikan'ny deba sy ny systemen'ny deba ihany no aodikodin'ny tazy anodinana saim bahoaka.

beuuurrrk

Efa misy mpanolo vita i deba ry zalahy
répondu par bazylou le 30/12/2010 19:44
2. 0uioui ( 22/12/2010 10:10)
efa misy fika voaomana handrodanana an'io ry bazylou fa aza mataoatra toi a

mbola hitomany eto toi fa andraso e


miodikodina anie ty tany ty ry bazylou e
3. 0uioui ( 23/12/2010 10:35)
nenla bazilou resaka mandany rora a mipetraha ry akama rehefa tsy miodina intsony le gvt
4. bazylou ( 24/12/2010 23:03)

tsy ialahy ve izao ry akama no tokonyhipetraka faresy ??
tgv aza tsy voaongan'la fa hiandry anjara sy lahatra ialahy ??

beuurrrk
5. 0uioui ( 27/12/2010 10:59)
ho vita tsy ho ela ny lamasininanlah tgv vaky pneu io fa miomana fa ho avy ny volan'ny cnaps !..



6. bazylou ( 30/12/2010 19:44)
kyyyy; mùikafiry vola na cnaps ve lesy sisa no iafarana kle,

beeeeuuuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394