fifidianana

1. fijo ( 26/11/2010 21:53)
araka ny filazan'i ilay zazakely iny,dia "iny no isann'y fifidianana mazava sy madio indrindra"?????kay leeeeee,mba mahalala izany atao hoe fifidianana izany ve le zazakely io,sa tantarana fifidianana no mba henony?hay moa lery ka tery ankianja no naka toerana ko,tsy mahagaga e
répondu par cyril le 29/11/2010 11:10
2. bazylou ( 27/11/2010 18:26)
aleo ataon'ny lazainao zazakely ny baolina rehefa lany daty ny lahy antitra tsy misy saina sy ny vavy antitra gaigy isany

beeeuuurrk
3. zakilinina ( 27/11/2010 21:27)
Aleoko kosa aloha lahy sy vavy antitra mbola mitàna toy izay zazakely mbola tsy afa-taim-body é !
4. locl ( 29/11/2010 10:38)
Hafa ihany hoa bazyl, hita fa zaza be lelo tsy mahalala akory izay tiany hatao. Referendum tsy mitondra vokany akory.
5. cyril ( 29/11/2010 11:05)
eabazy a ! ny antitra letsy antitra ihany na de mihena ampitoerana aza ny feny sy ny sainy sy ny inteligence-ny a ! tsisy afa-tsy ny antitra ihany !! jereo ary ty no porofo fa ny antitra hoa milay i bazily kouuuuu
6. cyril ( 29/11/2010 11:10)
...tsapany tokoa fa antitra toa azy izao indrisy!!
tsangan'olona efa kaontin'ny tsy misy ???



miteniteny foana ity Voahangy ity ...!!!! hanaraka ny hevitr'i bazily konikoa ??? hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3589