AZA MALAELO VOALAVO MATY RY RETO FA NY ANTSAHA MBOLA HIAKATRA A
1. andrywui
(
22/11/2010 12:44)
Mbola ho avy ny andro ataotsika manfatiny le bitro lahy lahy io
alefalefanle lava nify io any Tsiafahy aby ve ny oul kléé !!...
sssshhhh !... raha mbola manohinohy an'io adalany io ihany reo faty ,faty paty de ahita ny anganony ireo ngoso moa ! hon hon hon

répondu par nanjakely le 23/11/2010 11:08
2. andrywui
(
22/11/2010 12:54)
fa mlamn be aty Dago zao ry reto a ! reraka fotsiny ah nakaty kay ny tanana mandry fehizay hin hin hin zao ah hody sahady !!! ..
vao tonga omaly hariva ah de nahita fa tsary misy korontana zany aty ! zahako ary nandeha tao amin'ny BANI tao fa mlamn de mlamn ao ! .. RAS (R.A.S) ozizy n'y fiteninay azy !! le lava nify ratsy io no misehoseho mivoka télé fona mistyle be ! endasinay elah ra azonay le tgv vaky pné ty fa andaso anga mou ... hon hon

4. andrywui
(
23/11/2010 08:20)
hin hin hin nandoro tanety taiza ndray i rabazylou io ee ? mandoro tanindrazana anie lety zany rabazy e
mpetraha tsara fa ny voalavo tadiavina e hon hon hon

5. nanjakely
(
23/11/2010 11:08)
bazylou mifalia alou izao fa hikombona ihany io apres
tsisy ratsy maharitra ela zany
io PHAT nlà io zao no naharitra kely nanao ratsy teo noho ny fananany basy
mahatantesa fotsiny valikitsaka