Andao ary aloha hiala voly kely indray

1. niryna ( 04/11/2010 15:53)
Tapaka ny tsinaiko raha naheno an'ity resaka ity aho.Ny lahy no tena imasoako eto an fa anjaran'ny vavy indray raha misy teny ka tiany resahina mikasika izany.Rehefa te ampiseo fitiavana hono ny lahy dia afafy avokoa izao teny kely izao hi,hi..
Andao ary hiala voly kely isika ka aoka re mba teny mamikely no resahina e
Azavaiko ary ilay izy an
Ohatra :
ny lahy io : hianao no voninkazo ravaky ny tokantranoko
Dia anjaranareo ary ny manohy azy fa aza asiana lahy na vavy

aleo aza atomboko : ha,ha
Hianao no dobera manamandimandina ny mofoko
Hianao no jiro hitari-dalana ny diako

Iray ,roa ..telo dia lasa
anareo indray ary izao ary ataovy fohifohy raha azo atao fa raha lava loatra lasa tsy afaka miala voly ny tena
répondu par AndriambyII le 15/11/2010 12:51
2. AndriambyII ( 04/11/2010 18:08)
Mampatsiahy zavatra talou izany ! Souvenir kely , ho an' ilay notiavina voalohany , teny somary vendrambendrana ihany no natao t@ izany " énao no herin' aratry ny foko " fa tonga dé fetaka tamaina nandraingiraingy no nahazo t@ izany fotoana izany , ngah tsy loza nareo vevavy ireto é ?
3. mepaka ( 04/11/2010 19:49)
ny ahy indry hoe''you are my only one'' dia hoy izy hoe ''ZAH LEO BE MIARAKA @NAO"zah ndray teo no nametaka azy.sady nareo vehivavy tonga manintsy beuuu !
4. niryna ( 05/11/2010 03:38)
AndriambyII:

Mampatsiahy zavatra talou izany ! Souvenir kely , ho an' ilay notiavina voalohany , teny somary vendrambendrana ihany no natao t@ izany " énao no herin' aratry ny foko " fa tonga dé fetaka tamaina nandraingiraingy no nahazo t@ izany fotoana izany , ngah tsy loza nareo vevavy ireto é

izay ilay manapatsinay kely izay no tadiavina ,ha,ha
mitombo hono anie ny fotoana hiainana rehefa mitokelaka e,ny lehibe hono tsy mba mihomehy firy intsony kanefa ny ankizy ahitra kely dia efa mahatokelaka azy
5. AndriambyII ( 06/11/2010 23:25)
Ka raha azo atao anie ny mitantara ny fifandraisan' ny mpivady rehetra eran' izao tontolo izao , angamba dia ho afaka tsara ny hamohamo misy ao amintsika é ! Efa nisy boky maro niresaka momba izany (ohatra ,silver moon " edition gallimard" ) ohatra lazaiko eto ny tena nampihomehy ahy ary efa nofotorako akaiky sy nanaovako enquete fa tena mbola misy tokoa .
Tantaran'olona iray tao Kenya izy ity , ary mahazendana fa dia mbola fanaon' ny olona any hatr@ izao fotoana izao.
Adikako teny gasy araka izay tratrako anefa an !

Tovolahy zanaka mpanjaka tao Jamo mpanefoefo , feno taona no nandeha nangataka ny tànan'ny zanaka vavin' ny filoha t@ izany andro izany ho andefimandriny. Fombantany moa ny miventy ny harena ananan' ny tena , mba hahafantaran' ny olona ny mari-karena hananan' ny fianankaviana , ary koa ambonin' izany , ny fitantanana ny ny lova navelan' ireo RAR taloha .
Ny andro fangatahana dia izao no rindran-teny tsy maintsy nolazainy .

Tonga eto aho hangataka ny zanakao vavy ho vadiko , Efa lehilahy lehibe manana ny ampy ny tenako ary manana toham-piainana hanasoavana izay ho fara-mandimbiko avy @ izay ho firaisana hisy eo aminay roa tonta .Ho tiaviko ohatry ny nitiavako ny ombiko sy ny jamokako ny zanakao , ary ho kolokoloiko toa azy ireo mandritry ny androm-piainako eto ambonin' ity tany ity ,raha marary ho tsaboiko , raha noana omeko hanina ,be mololo ny faritra misy ahy noho ny fitsimbinan' ireo razana taloha , raha feno koitra hotsongoiko isanandro vaky ny fanalàna azy tanteraka , raha mangetaheta ampisotroako ranom-patsakana madio , raha mila firaisana(...) dia omeko voninahitra manokana avy amiko toa ireo biby rehetra ananako ireo .
Hampianariko hitia ny olona sy ny biby ny fara amandimby mba hitsinjovany ny fiainany any aoriana , @ fomba tsotra indrindra.
........
Valintenin' ingahy Filoha .
Ekeko ny fangatahanao ry tovolahy , saingy misy fepetra tsy maintsy arahinao ireto , raha sendra ka omba bibiolona ianao @ zanakao , dia mba ilazao izahay handeha hamono azy ary hihinana ny nofony mba ho tohan' aina , soa nalefan' ny taloha ianao ary ekeko ny zavatra ilainao .
.....
hi hi hi hi !!! Fitiavana tena fitiavana ve ny fitiavana contre nature ohatr' izany ?

6. niryna ( 10/11/2010 06:44)

AndriambyII:

Mampatsiahy zavatra talou izany ! Souvenir kely , ho an' ilay notiavina voalohany , teny somary vendrambendrana ihany no natao t@ izany " énao no herin' aratry ny foko " fa tonga dé fetaka tamaina nandraingiraingy no nahazo t@ izany fotoana izany , ngah tsy loza nareo vevavy ireto é ?
hi,hi,hi
7. niryna ( 10/11/2010 06:47)

mepaka:

ny ahy indry hoe''you are my only one'' dia hoy izy hoe ''ZAH LEO BE MIARAKA @NAO"zah ndray teo no nametaka azy.sady nareo vehivavy tonga manintsy beuuu !

Nisy tantara iray izay ity,tonga ny fotoanan'ny Valentine's day dia nandefa raozy ho an'olona efa ho 11 hono ity rangahy ity ka nasiany soratra hoe " You are my only one" avokoa ilay raozy nalefany.Jereo amin'izany ,hi,hi
8. niryna ( 10/11/2010 06:55)

AndriambyII:

Ka raha azo atao anie ny mitantara ny fifandraisan' ny mpivady rehetra eran' izao tontolo izao , angamba dia ho afaka tsara ny hamohamo misy ao amintsika é ! Efa nisy boky maro niresaka momba izany (ohatra ,silver moon " edition gallimard" ) ohatra lazaiko eto ny tena nampihomehy ahy ary efa nofotorako akaiky sy nanaovako enquete fa tena mbola misy tokoa .
Tantaran'olona iray tao Kenya izy ity , ary mahazendana fa dia mbola fanaon' ny olona any hatr@ izao fotoana izao.
Adikako teny gasy araka izay tratrako anefa an !

Tovolahy zanaka mpanjaka tao Jamo mpanefoefo , feno taona no nandeha nangataka ny tànan'ny zanaka vavin' ny filoha t@ izany andro izany ho andefimandriny. Fombantany moa ny miventy ny harena ananan' ny tena , mba hahafantaran' ny olona ny mari-karena hananan' ny fianankaviana , ary koa ambonin' izany , ny fitantanana ny ny lova navelan' ireo RAR taloha .
Ny andro fangatahana dia izao no rindran-teny tsy maintsy nolazainy .

Tonga eto aho hangataka ny zanakao vavy ho vadiko , Efa lehilahy lehibe manana ny ampy ny tenako ary manana toham-piainana hanasoavana izay ho fara-mandimbiko avy @ izay ho firaisana hisy eo aminay roa tonta .Ho tiaviko ohatry ny nitiavako ny ombiko sy ny jamokako ny zanakao , ary ho kolokoloiko toa azy ireo mandritry ny androm-piainako eto ambonin' ity tany ity ,raha marary ho tsaboiko , raha noana omeko hanina ,be mololo ny faritra misy ahy noho ny fitsimbinan' ireo razana taloha , raha feno koitra hotsongoiko isanandro vaky ny fanalàna azy tanteraka , raha mangetaheta ampisotroako ranom-patsakana madio , raha mila firaisana(...) dia omeko voninahitra manokana avy amiko toa ireo biby rehetra ananako ireo .
Hampianariko hitia ny olona sy ny biby ny fara amandimby mba hitsinjovany ny fiainany any aoriana , @ fomba tsotra indrindra.
........
Valintenin' ingahy Filoha .
Ekeko ny fangatahanao ry tovolahy , saingy misy fepetra tsy maintsy arahinao ireto , raha sendra ka omba bibiolona ianao @ zanakao , dia mba ilazao izahay handeha hamono azy ary hihinana ny nofony mba ho tohan' aina , soa nalefan' ny taloha ianao ary ekeko ny zavatra ilainao .
.....
hi hi hi hi !!! Fitiavana tena fitiavana ve ny fitiavana contre nature ohatr' izany ?

asa tokoa lahy
Ity koa misy tantara kely tena nisy
Nisy tovolahy sy tovovavy izay mpifankatia ary rehefa nipetrapetraka teo amoron-dalana izy roa dia niresaka ary satria moa izy roa niteny mafy dia izao no henonay :nitanisa ny volana sy ny kintana izy ireo eo an : "io hianao ry volana,io hianao ry kintana ,vavololombelon'ny fifankatiavanay".Izany izahay rehetra izay nandalo teo ratsy tapatsinay fa tsy niteny aloha raha tsy efa nidify dia nifanontany raha samy naheno.
Toa tsy naharitra akory ilay fifankatiavan'izy roa kely fa samy nanana ny lalana nizorany taty aoriana
9. AndriambyII ( 15/11/2010 12:51)

niryna:

Fitiavana hitondra ho aiza anefa no andrandraina ?? Ah ah ah !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3812