Fa maninona i Jesosy no mbola tsy niverina

1. RAR.DAGO ( 29/10/2010 06:11)
Nangataka t@ dadany hono i Jesosy :
- Avelao aho ry Dada mba hiverina any an-tany, indrindra any Madagasikara fa tena tsy azon'ny olona mihitsy ny zavatra nampianariko fa mifanohitra tanteraka @ zavatra nolazaiko indray no ataon'ireo.
Dia hoy Atra :
- Sao dia fantsihin'ny olona any idray dia izaho no endrikendrehana sy homena tsiny hoe elôi, elôi, lema sabachthani, fa andraso aloha ho lany ny bois de rose.
répondu par fijo le 05/11/2010 21:38
2. cyril ( 29/10/2010 17:16)
Koa manino koa lesy raha mba mamorona suijet fa maninona jesoa no lehilahy? ho avy eo ika,ry rahery,ry fijo,ry dadabe,infiny, rapa,i bazylou hamaly an ialahy,milay lesy fa tohizo an hon hon hob
3. fijo ( 05/11/2010 21:38)
aok aletsy,efa hiverina izany lery anie e,efa hodila mantsy izao le hazo masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1085