Arguments favy
1. RAR.DAGO
(
22/10/2010 19:50)
Izay hafaka mijery ny interview nataon'i Anthony Ramarolahihaingonirainy niaraka t@ Onitiana (invité du zoma) androany dia mba jereo fa mahafinaritra no mihaino olona misaina miresaka fa tsy itony mpitolona manao bontolo vedran itony fotsiny.
Voalazany tao fa novain'ny FAT ny soson-kevitra avy tany @ CCC na dia efa nolazaina aza fa tsy tokony atao izany satria avy any @ fihaonambe pirenena sy ny manampahaizana rehetra nanao soson-kevitra io natolotry ny CCC io.

répondu par laza5700 le 20/01/2011 00:07
2. AndriambyII
(
23/10/2010 09:39)
Ka io foana no entina hanaovana hala-bitro ny harenan' i Mada kou ! Tsy mety ve raha tsikafonina daholo ny tsy nety teo aloha ? Sa mbola avela @ izao foana ny toe-draharaha ? Dia tsy hisy farany ny fanonganam-panjakana any aoriana any . Ny firenena sasany efa lasa lavitra be .IMada taraiky any @ tsy tazana any .
3. RAR.DAGO
(
23/10/2010 10:51)
Ka ny ho avy no atrehana izay no mila hanatsaràna ny atao @ izao sy hitsikeran izay azo atao izao fa ny lasa moa tsy azontsika "actif" atao inona intsony raha tsy hoe hisy commission d'enquéte matanjaka angaha.
Izay koa no tokony hanamafisana ny fahefan'ny assemblée sy indrindra ny an'ny mpitsara
Izay koa no tokony hanamafisana ny fahefan'ny assemblée sy indrindra ny an'ny mpitsara
4. laza5700
(
20/01/2011 00:07)
RAR.DAGO:
Ka ny ho avy no atrehana izay no mila hanatsaràna ny atao @ izao sy hitsikeran izay azo atao izao fa ny lasa moa tsy azontsika "actif" atao inona intsony raha tsy hoe hisy commission d'enquéte matanjaka angaha.
Izay koa no tokony hanamafisana ny fahefan'ny assemblée sy indrindra ny an'ny mpitsara
Milay marina ny intervention-n'io Ranamana io (ity ny lien ho an'izy mety ho liana : http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#). Mba tsara dinihin'izay mahay mandinika rehetra. Raha sendra misy manana adresse na fifandraisana amin'io Razoky io dia mba omeo ihany ny akama fa mino aho fa mbola maro ny zavatra mahaliana sy marim-pototra mety ho heno sy voaboasany raha tafaresaka maharitra na mifanena. Fotoana fohy kely io aza nahavitàny namelabelatra zavatra maro. Ilaina ny avaram-pianarana manana fandavan-tena tsara toa itony.