izy roa
1. 3188
(
22/10/2010 15:13)
nohentin'ity bandy tao an-trano hono ny sipa .ka tao @ efitranon'ilay bandy no niseo ny tantara,ny dadan'ilay bandy mihaino ny resak'izy roa ao ambadikin'ny varavarana : hoy lay sipa===== dia nanoroka ilay bandy. nanoroka ilay bandy. nanoroka ihany izy.tsy naharitra intsony i dada ka nihiditra ka hoy izy hoe
répondu par anja91 le 24/11/2011 09:11
2. nannie
(
23/10/2010 06:37)
... hoy izy hoe... ?
3188: