Maro ihany ny resaka saingy mbole eo foana Rajoelina

1. rabaradaka ( 21/10/2010 05:10)
Betsaka dadatoa izay resaka izay ary anisan'ireo nivoy izany i rabaradaka teto satri moa rabaradaka mpikaro-baovao koa saingy mbola io ihany Rajoelina sy ny forongony fa mangalatra, manenjika olona, mandainga, manampatra ny fahefany , sy ny sisa. Inonoa no hatao raha ny hevitra ? Sa ve ny fahatongavan'i Deba no hanova ny zava-drehetra indray satria 3 chefs de files no eto an-tanàna dia i Deba, Zafy kely, TGV lava nify. Asa, mety vao minka hanimba zavatra koa anefa satria anti-Ravalo daholo ireo
répondu par bacouli le 21/10/2010 17:42
2. bacouli ( 21/10/2010 17:42)
Paika efa vita io fa hanolo andradomelina ny hahatongavan'i deba eto Mcar ,vazaha mody miady ange ireo é!iza no tsy mahalala izany ! bye !bye ra8 no tetiny ,f'iza moa no nanongana andra8 tsy ireo telo ireo !f'iza no nanosika an'ity tgvendrana teo ra tsy deba ihany !

mody miaraka @mouvance ra8, le zefa sy tarik'i deba fa tsy malina koa le mouvance ra8 manaiky ny handehanan'ireo mouvance ratsy iraka sy zefa any @magro ,mitsikilo no alehandreo any dia mihaino2 izay programme ny mouvance ra8 !
Tsy mba nanotany ve nareo fa maninona le zafy tsy mba samborina miintsy ,ary maninona i deba no havelan'ny hat miditra soa amantsara fa ny tena mampalahelo dia borosindreo ny vahoaka ny magro hoe ho avy ny filoha roa lahy ,inona no hirahirahina izay ratsy iraka any ,matahotra mantsy izy hoe hogan'ny vahoaka hoe tonga indray le mpamono olona ty dia borosina alou ny lohan'ny madinika eny @magro !
TETINDRATSY RE IZAO! tsy mba matoky anio ratsy iraka io fa saka ny laoka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1446