Mahagaga
1. rafahafahana
(
20/10/2010 12:51)
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarakara.
répondu par zandry01 le 27/10/2010 08:13
2. arialy
(
20/10/2010 13:31)
hevitra oviana io ? fa izaho koa voan'izay sao de tam ny fotoana nisy bug isika no nanoratra
3. niryna
(
20/10/2010 17:00)
arialy:indraindray kosa misy tsy mety dia tsy tafiditra ilay hafatra,na mamaly ny hafa hianao,tamin'iny herinandro iny izaho no voan'izany.ka mety ho toy izany koa no nahazo anao,fa ataovy ihany ny fanandramana fa mivoaka ilay izy avy eo ok
hevitra oviana io ? fa izaho koa voan'izay sao de tam ny fotoana nisy bug isika no nanoratra
4. vonynive
(
21/10/2010 08:50)
niryna:
arialy:indraindray kosa misy tsy mety dia tsy tafiditra ilay hafatra,na mamaly ny hafa hianao,tamin'iny herinandro iny izaho no voan'izany.ka mety ho toy izany koa no nahazo anao,fa ataovy ihany ny fanandramana fa mivoaka ilay izy avy eo ok
hevitra oviana io ? fa izaho koa voan'izay sao de tam ny fotoana nisy bug isika no nanoratra
izaho koa nanoratra t@ io lohahevitra io, efa nivoaka le izy de tsy hitako nony afaka andro 1,
5. RAR.DAGO
(
21/10/2010 09:45)
i Hery nanome valiny mikasika an'io fa misy bug ny sehatra misy antsika.
Asa be mpanota loatra angamba koa ho avy ny fandravana ataon'Atra

6. andrywui
(
21/10/2010 12:17)
salut rafahafahana !
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarakara.
raha tsy diso ah dia ingahy rafahafahana le nandefa anle "ankitifitiftra" be tao amin'ny resa-behivavy angaha izy zay de nisy nitoroka teto ingahy satria tena PORNObe 100% le "ankitifitifitra"be tao de mety nofaizin'i Hery ingahy satria voararan'ny lalàna ato ny "ankitifitra" otran'izany !... kanefa anotanio ihany i hery alou sao fika hafa no nahapetsa anareo tao !
7. rafahafahana
(
21/10/2010 12:27)
andrywui:

Hafatra nalefako nanomboka t@ iny herinandro iny fa tsy mety mipoitra mihitsy, efa naveriko foana isan'andro fa dia indrisy.
Nefa ny hafatra alefako any @ sehatra hafa mipoitra avokoa.
Tsy porno aloha lay izy fa resaka fivavahana madio mangarangarana .
8. andrywui
(
21/10/2010 12:30)
an an an tadidio oa le dinika nalefanao tao ambanimbany tao zoky a .. nisy ankitifitifitra be la izy de mety nahalagy an'i hery angamba de nofaiziny tsy mahazo mampiditra dinika alou nareo !
9. rafahafahana
(
21/10/2010 15:11)
andrywui:
an an an tadidio oa le dinika nalefanao tao ambanimbany tao zoky a .. nisy ankitifitifitra be la izy de mety nahalagy an'i hery angamba de nofaiziny tsy mahazo mampiditra dinika alou nareo !
Tsy asin-tsika olana zany ry lédada a!
Ka iza moa no tsy nifitra.
10. andrywui
(
21/10/2010 15:27)
OKAY ary zoky a! tàtàkizay le izy e ,resaka petsa io nahavoa anareo io fa mbola mety hi conecte norma io apres ! tchao
11. fijo
(
21/10/2010 21:19)
ka tsy mbola hafaka izany ianao,fa mbola "ho tonga anie ny fahafahana"hoanao
12. niryna
(
22/10/2010 19:31)
andrywui:ka jereo izy izany zavatra mahamoa fady ve no zaraina ny olona
salut rafahafahana !
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarakara.
raha tsy diso ah dia ingahy rafahafahana le nandefa anle "ankitifitiftra" be tao amin'ny resa-behivavy angaha izy zay de nisy nitoroka teto ingahy satria tena PORNObe 100% le "ankitifitifitra"be tao de mety nofaizin'i Hery ingahy satria voararan'ny lalàna ato ny "ankitifitra" otran'izany !... kanefa anotanio ihany i hery alou sao fika hafa no nahapetsa anareo tao !
13. zandry01
(
23/10/2010 18:27)
niryna :

Ka ianareo kosa anie no nanontany é
Inona no mahasamy hafa ny sary sy ny soratra teny ratsy ankolaka hita ato @ ty forum ty
Ambany saina be lay milaza azy ho vedette ato @ serasera, hita mihitsy fa gasy mitsingevana hoatry tay entin-driaka.
14. andrywui
(
23/10/2010 20:15)
salut bainn ! ..ary milay kosa ity PS vaovao entinty ity kleee
zandry01 - 23/10/2010 20:27
15. zandry01
(
24/10/2010 11:55)
andrywui:
salut bainn ! ..ary milay kosa ity PS vaovao entinty ity kleee
zandry01 - 23/10/2010 20:27
16. vonynive
(
26/10/2010 11:16)
raha avy @ mpandrindra le fanjavonany dia tsy mampaninona izany : @ mahampandrindra sy maha-fondateur azy dia manana zo tokoa izy hanafoana izay heveriny fa manelingelina ny serasera, hajaiko io autorité io, za aza mamantambonona fotsiny mampiasa itony serasera itony ko! mi-profiter fotsiny
17. zandry01
(
27/10/2010 08:13)
vonynive
raha avy @ mpandrindra le fanjavonany dia tsy mampaninona izany : @ mahampandrindra sy maha-fondateur azy dia manana zo tokoa izy hanafoana izay heveriny fa manelingelina ny serasera, hajaiko io autorité io, za aza mamantambonona fotsiny mampiasa itony serasera itony ko! mi-profiter fotsiny
n'importe quoi
bla bla bla bla!!!!!!!!