zao ve de mbola ho tohanana ihany ? hon hon hon

1. andrywui ( 07/10/2010 11:24)

http://profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/hs358.snc4/41816_161010867243796_2713_n.jpg
sady izay en plus mbola bitro voalavo koa hon hon hon

http://tananalife.com/fr/images/bitro-voalavo
répondu par nyhaingo le 11/10/2010 10:03
2. locl ( 07/10/2010 11:41)
O ry zalahy a! Efa no-diaboliser Ravalo dia io koa fa atao izany ity lehilahy ity, sao dia tokony zavatra hafa no itondrana le resaka e!
3. nyhaingo ( 07/10/2010 14:07)
tsisy ankasitraka an'io bitro voalavo io aloha e ,aleo ataon'ny olona otrana'io any rehefa tsy mahay miaina ee
4. fijo ( 07/10/2010 21:43)
kyyy dia tsy hanohan aintsony izany ialahy rawix???
5. nyhaingo ( 11/10/2010 10:03)
i rawiwi akamanao anie fijo efa nivadika palitao rehefa nahita an'i vatofototra hilatsaka e hihihihih.... sali wiwi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3689