Valin-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
1. mirananirina
(
21/09/2010 08:44)
Jereo dinika momba ny serasera
répondu par ngaila le 23/09/2010 11:04
2. andrywui
(
21/09/2010 12:42)
Voalohany alou de aza afangaronao tamin'ny oul nandefa ny sarin'i tess mihitsy ah na ny oul nifanompa taminy tao satria anazy ireo zany !! ny tsy reviko tamle resaka fotsiny de le fanalàna IP nataon'i hery , zay no nidirako fa aza mifanendrikendrika !! na anotanio an'i tess raha misy haiko zany resaky ry zareo zany !!...resaka IP no nidirako tamireny !! ....
-- Tsy midika akory hoe mampiasa ny sarinao ah raha miteny an'ireo ry mirana a !!... enao no nandefa ny sarinao tamiko tamin'ny email fa za tsy nikaroka ny sarinao taizataiza mihitsy,, de ireny sary nalefanao tamiko ireny io teneniko io !!! TADIDIDO TSARA ZAY !! - aza mifandrahona fa na ny Adresse nandefasao an'iny aza mbola ato amiko ny email nao (expediteur enao ,destinataire zah)
-- Tsy midika akory hoe mampiasa ny sarinao ah raha miteny an'ireo ry mirana a !!... enao no nandefa ny sarinao tamiko tamin'ny email fa za tsy nikaroka ny sarinao taizataiza mihitsy,, de ireny sary nalefanao tamiko ireny io teneniko io !!! TADIDIDO TSARA ZAY !! - aza mifandrahona fa na ny Adresse nandefasao an'iny aza mbola ato amiko ny email nao (expediteur enao ,destinataire zah)
3. rijadolly
(
21/09/2010 15:57)
Misaotra anareo mianadahy izahay mpiserasera noho ny fanazavana am-panajana tanteraka sy ny vahaolana izay avy any aminareo ihany. Lesona ho an' rehetra izao, na ny fisehony na ny vahaolana hita rehefa sendran' tsy zakan' iray ny ataonao.
4. zama91
(
21/09/2010 16:54)
Inona foana ary ity style ramama be rehefa hitory nareo dia alefaso fa tsy eto manao intimidation
lava,na ny maheno azy aza mankaleo,de toute facon tsy misy hisakana anareo hoe aza atao izany
lava,na ny maheno azy aza mankaleo,de toute facon tsy misy hisakana anareo hoe aza atao izany
7. cyril
(
22/09/2010 09:01)
tsisy resaka hery mihitsy alou izao fa mareninaaa teo ee!.... """ omeko zay azoko omena??...."" -- hanala IP ndray ? Mirana angah adala amin'ingah? hainy ny setroka sy ranomaso, fa tsy otran'ny nataonareo ny akamanay akory ka efa hita fa "setroka"zao le izy de mbola lazaina fa nigogogogo nitomany fona !!!!... hin hin hin hin sady aferanay kou zany e! - hiditra am pataloha tery ndray ngah io??
9. cyril
(
22/09/2010 09:12)
miandry ze tsisy "billets" eo ambavahady eo fona ? ... efa nividy tapa-kila daholo ny pokna kah !! reraka be eo toi fa efa madio ny rano nitanay !! de mitadiava lalam-barotra vaovao hafa ndray fa ny PPN efa tsara tso-drano !!!!......
11. ravalotgv
(
22/09/2010 21:25)
moooooooly be lol aleo hiodina ny tany de ny sipa kely mankeny amorondranomasina de ny boay kely manadala saimbahoaka sy manome vola kely ny antidahy politika
12. ravalotgv
(
22/09/2010 21:27)
aza mifanolana eto nareo fa any ambadika any ry tonaka isany aaa lol
13. ouioui
(
22/09/2010 23:32)
hery:
Raha sendra tonga aty amiko ny ankety dia omeko izay azo omena.
Non k, izaho disponible @ justice.
Iza moa aloha no tsy mahalala an'izany bainn!!!angaha moa elah afaka ny hanao ankoatran'izany e!!!, nofafan'elah moa ny dinika nanazavaiko ny mifehy an'io resaka sarisary io fa mbola bala rora daholo hoa !!!
Zavatra tokony ataon'olona fotsiny de ny tsy hanamboraboraka ny fiainam-pianakaviana @ ireny karazana réseaux sociaux ireny , sy ny hifidy tsara ny tena namany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
14. ngaila
(
23/09/2010 11:04)
Fa angaha hono zany oui oui zany le dena deba be mahay be,manome moral ny pokona eto hon hon hon..réseaux sociaux ah réseaux sociaux...tany nga lery no nahazo hebergement sy sakafo hon hon hon
