Rahoviana vao mety hilamina ny resaka fivavahana?
1. AndriambyII
(
18/09/2010 13:35)
Ahoana ny fahitan'ireo malagasy silamo , sy jiosy ny resaka ohatra izao ? Tsy tsara @ malagasy ve ny mahafantatra fa isan' ny fitaovana iray hanaovan' ny mpitondra eran-tany financement occulte ny finoana @ izao fotoana izao? ohatra ireny sectes rehetra maro be ireny ?
répondu par fijo le 30/09/2010 21:53
2. soanja
(
18/09/2010 14:57)
Ny fomba nitondrana na ny nametrahana ny fahafantarana ny atao hoe "Finoana" teo amin'ny samy olombelona mihitsy no nisy olana ary saro-bahana izany satria efa mifitsaka sy tsara lafika ao anatintsika rehetra.
" Ny Fifohazana" ny ara-panahy hanary izay efa natolotra sy novolena ela ary fanomezana ny lanjan'ny maha-olombelona/fanahy anao no hany sisa hanokatra zany lalan'ny Fitoniana izany.
Tsy ny fikatsahana ny "izahay" na " isika" na "izaho" no tokony hanome vahana fa ny hoe " tsinotsinona aho fa soa fa misy ianareo". Na kotrobaratara aza tsy mety tsy hahataitra ny voron-kely iray raha toa ka hitany fa goavana ilay vatolampy manome toky azy hialofany dia tsy iza fa Andriamanitra.
Aza maniry intsony ny tsy hisy fa aoka kosa ny fanahinao hitady fitoniana maharitra tsy misy ianteheranao avy amin'ny ety ivelany takianao avy amin'ny hafa.

3. lagoon
(
18/09/2010 15:05)
Ka mazava fa ny Illuminatis sy ny FM no misintona ny tady ato ambadika e.
Ny vahoaka no ondry be tsy misaina fa mora volavolaina dia hampiadina sy hampitahorina etsy sy eroa.
http://www.syti.net/Organisations.html

4. AndriambyII
(
18/09/2010 23:24)
soanja:
Ny fomba nitondrana na ny nametrahana ny fahafantarana ny atao hoe "Finoana" teo amin'ny samy olombelona mihitsy no nisy olana ary saro-bahana izany satria efa mifitsaka sy tsara lafika ao anatintsika rehetra.
" Ny Fifohazana" ny ara-panahy hanary izay efa natolotra sy novolena ela ary fanomezana ny lanjan'ny maha-olombelona/fanahy anao no hany sisa hanokatra zany lalan'ny Fitoniana izany.
Tsy ny fikatsahana ny "izahay" na " isika" na "izaho" no tokony hanome vahana fa ny hoe " tsinotsinona aho fa soa fa misy ianareo". Na kotrobaratara aza tsy mety tsy hahataitra ny voron-kely iray raha toa ka hitany fa goavana ilay vatolampy manome toky azy hialofany dia tsy iza fa Andriamanitra.
Aza maniry intsony ny tsy hisy fa aoka kosa ny fanahinao hitady fitoniana maharitra tsy misy ianteheranao avy amin'ny ety ivelany takianao avy amin'ny hafa.
Namaste soanja !
5. ikaretsaka
(
21/09/2010 16:02)
ho'zy ilay olona izay hoe (Azafady fa @ teny Grika)
So much blood has been shed just because of an omission from whatever book your religion is based upon: "You shall be indifferent as to what your neighbor's religion is." Not merely tolerant of it, but indifferent to it. Divinity is claimed for many religions; but no religion is great enough or divine enough to add that new law to its code."
- Mark Twain, a Biography

6. ouioui
(
22/09/2010 23:19)
Reasaka croisés sy resaka kristiana ndray bainn io a, tsy vaovao izany fa efa izany foana no nataon'ny kato vs joda vs silamo sns kato vs protetante , reto mpivavaka ireto anie ka loza @ atambo e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/deprime-triste-29423.gif[/IMG]
7. Miharena
(
23/09/2010 07:19)
Mazava fa ny fisian'ny marionetista no mahatonga ny korontana be eto amin'ity resaka fivavahana ity.
Ny fondation anefa dia tsy hitan'ny olona loatra raha toa ka manaiky ny entina fotsiny izy fa tsy mamakafaka tsara ny maha-olombelona marina (tsy amboamboarina sy tefitefena arak'izay tiana hanaovana azy amin'ny kolontsaina afafy). Mila kolom-panahy anaty sy fanavaozana tanteraka tsy ho simban'ny eritreritra ivelany sy mampisaraka ny olona vao afaka amin'ny geja izay noforoniny ihany, dia ireo fefy nentiny hamaritana ny fivavahany.

8. ouioui
(
24/09/2010 09:35)
Ka io bainn , antokon'olona vitsivitsy ao anatin'ireo ihany no tena fositra dia ireo no milaza sy manao hetsika mamoa fady @ anaran'ny rehetra [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG]
9. fijo
(
30/09/2010 21:53)
fanontaniana:"rahoviana no hilamina ny resaka finoana??
valiny:"rehefa tonga saina ny mpino rehetra,fa miteraka ady fotsiny io finoana io"