Resaka pedophilie ao@ fivavahana .
1. AndriambyII
(
18/09/2010 12:57)
Tsy @ maha-catho azy na @ maha protestant azy angamba no hitsarana ny olona iray ho pedophile fa @ maha olombelona azy . Aretin-tsaina vokatry tontolo sy ny erana manodidina ny tsi-1-1 no mibaiko ny tendance sy orientation sexuelle ,@ maha-pitory teny masina ny pretre sy ny pasteur sy ny imam sns dia , misy effet psychique miditra tsikelikely ao anatin' izy ireny ny fangorahana olona , olana relationnelle matetim-pitranga io eo @ fiaraha-monina (entre pretres & fidèles , pasteurs & fideles ,imams et fideles ,...), ary tsy @ domaine religionaire ihany fa hatr@ institution rehetra koa , ny etablissements scolaires ,ny ministere , ny organisations,sociétés , ny sectes , ets ets ...
Ampy azo hanazavana azy ny @ principe- ny Yin sy ny Yang , na koa ny pole positive sy negative qui s' attirent , ny lehilahy sy ny vehivavy , ... .Rehefa manana fangoraham-po be loatra @ andaniny ny olona iray ankilany , dia matetika mivadika @ lalàna napetraky ny natiora .
Tsy ny religion no ratsy fa ny olombelona no tsy tonga lafatra .Ka raha ireny pretra sy pasteur izay nihoam-pefy irenyno hanova ny finoana ao anatin' ny olona iray dia mbola kely finoana izany izy ka tokony hanamafy sy handinika lalina ny finoany.

répondu par ouioui le 24/09/2010 22:51
2. fafane
(
18/09/2010 13:16)
tena marina zany, fa matoa isika mivavaka de 1er aloha tsy avy @ olona no hanantonantsika an'Andriamanitra, ekeko fa mety misy mitaona? fa tsy iny olona iny no handehanantsika ao fa Andriamanitra, ka tsy miankina @olona mintsy ny hahatonga antsika hihemotra na handroso eo @ fanompoana fa ilaina mijery fona an'lay nanolorantsika ny tenantsika; azy sy Andriamanitra zay nataony fa tsy tokony olona no jerena? fa m arina tokoa fa @ zao fotoana zao bedebe no manao an'zany, ny antony mahatonga azy ireo hanao io pedophile io, ny ahy de mbola lazaiko fona fa tsy mahatohitra an'lay fakam-panahy izy de tsy ao anatiny ny fahatahorana an'Andriamanitra e, fa bedebe ihany no simba ny olona noho zay zavatra zay, fa tsy ary de hitovy daholo ny fatran'ny finoana ao anatin'ny tsirairay, ho an'zay mahalala no tokony mivavaka ho an'ny tsirairay sy manambara fona ny fahamarinana, no sady tsy menatra manambara an'zany
3. soanja
(
18/09/2010 15:08)
AndriambyII:
Tsy ny religion no ratsy fa ny olombelona no tsy tonga lafatra .Ka raha ireny pretra sy pasteur izay nihoam-pefy irenyno hanova ny finoana ao anatin' ny olona iray dia mbola kely finoana izany izy ka tokony hanamafy sy handinika lalina ny finoany.
Ilaina lalandava anefa ny hijerana hoe iza avy ireo olona ianjadian'ilay olana. Eto dia ny voatavo tsy mifandraka no mandray ny maharary. Aoka tsy hotsinotsinoavina ny olana. Raha ny mopera no te hanambady ary ny mpivavaka ao olondehibe no tiany halaina vady dia tsy manahy izany, safidy io sns sns.... fa aoka kosa ny zaza tsy manan-tsiny tsy mahalala izay ambony sy ambany amin'ity fiainana ity no hanaparana ny fakam-panahinao. Aoka tsy ho raisina ho tsotra ny olana.
Amiko mila jerena akaiky ny zavamisy hoe nahoana no misy fakam-panahy tsy mahatohitra ny toerana ipetrahan'ny pretra sy ny relijiozy maro ka na ny zaza malefaka eo ampelatanany avy no iharan'izay fahavoazana mihoam-papana izany. Aoka tsy hatory ny be sy ny maro.
Ny mampalahelo dia nametraka be loatra ny fitokisana ny fitondran'ny fiangonana ny olombelona isanisany: fianakaviana, olona tsiraidray sns sns ka zary manadino fa izy ray aman-dreny dia mbola tompon'ny fiainan'ireo menaky ny ainy vao ny hafa maro. Manatena ny hafa hanao ny asa aman-draharaha izay tokony iandreketany ka zary ianjadian'ny rihatra ny malemy sy ny tsy manan-tsafidy.
Olana ara-piarahamonina no hitako momba izany ary ny tsy fahampian'ny fahalalana hoe hatraiza no itokisako ny hafa. Hoy ny baiboly izay hoe " Voaozona izay mahatoky ny hafa." Mety tsy tena io no voalaza sainy tsy manalavitra an'io. Ataovy vonona lalandava ny apinganao aza varimbariana ary aza manantena ny hafa.
4. andrywui
(
19/09/2010 20:55)
Tsy @ maha-catho azy na @ maha protestant azy angamba no hitsarana ny olona iray ho pedophile fa @ maha olombelona azy
Billy a!... jerena alou ny maha kato na sy tsy kato azy alou !! refa zay de jerena amzay ny maha izy perso azy hoe mlamm tsara ve ny betron'ilery ?? fa raha tonga de ny betronlery tsy mlammm no jerena alou vao ny hoe avy aiza kato sa iza ?? de vao maika misangojy be nt tantara
5. Miharena
(
20/09/2010 06:45)
Ilay resaka fanararaotana ny olona tsy mahalala (na zaza na lehibe) no hita fa kilema ho an'ireo olona manao izany. Ireo olona mpitarika ara-panahy izay manana fiheverana fa manana autorité tsy azo hozongozonina ka na manao izay tiany hatao aza dia hampangina ny hafa no tratran'io fomba ratsy io. Tsy manam-pahendrena ny olona tafiditra amin'io lafiny iray io.
Na aiza na aiza na iza antonkom-pinoana dia ahitana kilema avokoa ny olona ao anatiny. Koa izay no tokony tsy hitsaratsaram-poana. Ny fototry ny finoana dia tsy misy hidiran'io kilema io fa ny fototry ny fanorenam-pinoan'ny olona tsirairay no mamaritra ny fitondran-tenany na aiza izy na aiza ary na inona antoko idirany na inona.

6. ikaretsaka
(
20/09/2010 16:57)
Na aiza na aiza na iza antonkom-pinoana dia ahitana kilema avokoa ny olona ao anatiny
tsy atokom-pinoana ihany io, fa ny mpitarika vondrona rehetra izay misy mpanaraka
7. ouioui
(
22/09/2010 23:16)
Marina izany bainn fa reto milaza mpanompon'Atra mamoafady ireto no tena alikan'olana mihitsy , tsy fialana bala mihitsy akory ny hoe misy koa ny mpanao an'io @ mpitarika vondrona sy mpampianatra sns ...........[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
8. ikaretsaka
(
24/09/2010 22:40)
ouioui:
Marina izany bainn fa reto milaza mpanompon'Atra mamoafady ireto no tena alikan'olana mihitsy , tsy fialana bala mihitsy akory ny hoe misy koa ny mpanao an'io @ mpitarika vondrona sy mpampianatra sns ...........[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
fa ny taroron'ilay tompoina koa ange ra oui oui de hoe jereo aloha ny andry eo alohanao alohan'ny hitenenanao ny bozaka eo @ mason'ny sasany e
9. ouioui
(
24/09/2010 22:51)
Tsy elah ve leity no be konetaka lava hoe aza mifampitsaratsara [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/k_crying.gif[/IMG]
Zah leity tsy mba pasy fopla na pretra pedophiles a,na iza na iza io tsy maintsy helohina fa tsisy an'izany hoe jereo zany , sady ny bandy klean , elah ty aza sao de mba namany fa toa tsy reven'elah sady tsy mbola nahita na ndraipa an'elah nanameloka mihitsy ny mpisera teto hatramin'izay??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]