REGARDER VIDEO Liberté provisoire pour les journalistes Radio Fahazavana 09 septembre 2010

1. vatofototra ( 09/09/2010 21:03)
REGARDER VIDEO Liberté provisoire pour les journalistes Radio Fahazavana 09 septembre 2010

- Nahazo fahafahana vonjy maika ireo mpanao gazetin'ny radio Fahazavana
- Réunion secrète entre Rajoelina - Zafy Albert - Fetison Andrianirina -Ange Rakotoarisoa chez la nonciature


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
répondu par mirananirina le 11/09/2010 10:41
2. andrywui ( 10/09/2010 08:37)
ah salut ravatofototra a ..

mankasitraka ahatrany am fizarana vaovao e ,sign:noue ! hon hon hon!

-- Fa itan'i ravatorano amizao ary ny tena toepon'ireo Mpitondra antsika fa tsisy mitanila zany fa rehefa hita hoe marina fa azo afahana ireo voafonja satria asa fotsiny ny an'ireo mpanao gazety de nafahana ?? ... fa raha tany Ouganda tany ireo angah afaka tao zany na de nasiana mpanelanelana zato aza teo !!! Misaora ny Mpitondra antsika ravato ! -

--hoy ravatofototra ...

- Réunion secrète entre Rajoelina - Zafy Albert - Fetison Andrianirina -Ange Rakotoarisoa chez la nonciature



- eee ! zokinakay ! io edy raha tsy mampifanaraka antsika iny edy en !...avy anao ndreky fijo fijo ndraiky kabary kara ty io !!! taya koa nisy reunion secret zany koa !! io fona ane raha tsy mampifanaraka koranantsika iny zokinakay ay ! - anao monko tsy mahadigny kalizy zay koa anao fa anao mora sofy , zaho nde andefasanao sarin'ny manangy bavata be iny leroa ,volagninao fa zaho ro tangenany ndraiky kaoitry be nazy iny !!??.... ampodiano ndreky ma izy iny zokinakay zahavatsika anazy ! ...
3. nanjakely ( 10/09/2010 10:44)
misaotra amin'ny vaovao vatofototra !
4. verozoky ( 10/09/2010 17:27)
za tena tsy maharaka pol mints fa azafady eh
5. AndriambyII ( 11/09/2010 00:31)

verozoky:

za tena tsy maharaka pol mints fa azafady eh

Arao ts lem ao fa tsy misy mahamaika !
6. mirananirina ( 11/09/2010 10:41)
saotra eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2629