Tsy de hita intsony ny foza
1. piozila
(
08/09/2010 15:58)
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa toai andrywyuu sy ny ekipany sisa no mba miaroaro azy, fa ny anakamaroany efa lasa nankahala daholo satria voafitaka. Hanafaka an'i Madagasikara hono e! Hanongana an'i Ravalomanana sns.... zany no noventesina isaky ny bus sy tetsy amin'ny 13 mai. mampalahelo fa nisy(maro) no voafitaka ka nanaraka ny diampoza. Aiza izy izao?
Sendra niditra hotely iray alavitra an'Antananrivo aho tamin'ny alahady oran'ny vaovao, ka tena orakoraka sy teny ratsy no nivaoka vao nipoitra teo ilay bandy kely narahan'ilay sipa avy eo. Manadio tena angamba , ary mbola mitetika hamitaka fanindroany ny malagasy. iny ka tsy misy (I andrywu sy Bazilou angamba).
mahareta fa kely sisa Radomelina a! ary tandremo sao mitsaoka any Frantsa a! aleo hifampitady eto, de mahatatesa ny valin'ny natao.

répondu par rpetit le 17/09/2010 09:27
2. hery
(
09/09/2010 08:53)
Tsy misy ratsy tsy misy farany izany ho'a. Misy tsininy sy todiny dholo ny zava-drehetra. Na dia ny fananam-panjakana nodorana tamin'ireny black monday ireny aza ve dia tsy hanody?
3. andrywui
(
09/09/2010 09:05)
fa iza no mahery zao ry piuozila a ? de iza no mpanao ratsy mpanakorotana lava eto am firenena eto zao ? iza no tsy ahavitan'ny fanjakana miasa milamila eto ? iza no tena mpandroba sy mpanararaotra eto ? iza no tena tia tena efa nahongan'ny vahoaka mbola mi wawawawa wouwouwouwouw eran'ny forum mitady fanamarinan-tena eto ?? iza no nangala-bolampanjakana bobakae de nitsoaka milalao sipa lavanono any swazi eto ? ssssshhhh res-babakoto ny anlah ! mangery ampandriana zany bainnn a!!! -- mamangy am fahoriana de aza misosoka alahelo tsony ooo !!!! ....
4. mion
(
09/09/2010 14:04)
Marina tokoa fa efa miha manakatra ny tany ny popularité an'ny PHAT sy ny akôlitany @ zao. Fa ato @ forum ato de misy razoky tena miseho tsy mety kivy mintsy ary tena miharo be izao ftondram-poza izao, tsara zany fa mba animé tsara ny forum, isaorana leri.
Ny kôzin'leri farany izay moa de manao delire obsessionnelle per/post névrotique mihintsy... fa akory atao e, mba menatra koa leri ko. Efa ela no nanarahako ny profil psychiatrique anleri io fa zao vao comprehensible le feeling anleri, complexe zany an .
profil psychiatrique suicidaire megalomane pyromane. Mahita havaly foana oe ra8 koa no nandoro ny Magro , lol...
Fa isaky ny manao faute le phat io ka ogahan'ny pro ra8 eto @ forum de ny anleri "ny efa masaka ny lohomby foana no asesiny" , hihihi
Raha mahatsapa tena @ ty kôziko ty leri de mba efa miha çà và ihany zany, mety ho avotra ihany. Mahereza lesy e, zahay tsy hanary an'là, akama foana là . milay ny niarahana teto @ forum teto

5. andrywui
(
09/09/2010 14:36)
hay efa niresaka loh'omby sy miseho milay foan elah de aleo alefako ary ny loh'ombiko ! midira ary mandrava ndray de ho hitanlah ny pan pan pan !.....hon hon hon hon firenena efa manomboka miharina no tadiavinlah hanaovana zesizesita eto ??
6. piozila
(
09/09/2010 14:39)
andrywui:
fa iza no mahery zao ry piuozila a ? de iza no mpanao ratsy mpanakorotana lava eto am firenena eto zao ? iza no tsy ahavitan'ny fanjakana miasa milamila eto ? iza no tena mpandroba sy mpanararaotra eto ? iza no tena tia tena efa nahongan'ny vahoaka mbola mi wawawawa wouwouwouwouw eran'ny forum mitady fanamarinan-tena eto ?? iza no nangala-bolampanjakana bobakae de nitsoaka milalao sipa lavanono any swazi eto ? ssssshhhh res-babakoto ny anlah ! mangery ampandriana zany bainnn a!!! -- mamangy am fahoriana de aza misosoka alahelo tsony ooo !!!! ....
Izaho aloha tsy mahita izay any ivelan'ny Madagasikara any sady tsy misy idirako izay fianany privé, izaho koa tsy mbola nahazo tombony na ariary aza tamin'ny fitondrana nifanesy. Ny zavatra hitako sy tsapako ary ny fijalin'ireo mpiray tanindrazana amiko no entiko eto. ary ny tsy fahaizan'ny mpitondra amin'izao fotoana izoa dia tsy takona afenina. Tsy mahay afatsy ny mampiasa herimpamoretana, ny fahotan'ireo mpitondra nifanesy teto nandritra ny roapolo amby zato taona dia nataony tao anatin'ny roa taon alatsaka kely.
Momba ny resaka babakoto indray sy ny mangery ampandriana, mba fero kely aloha ty vava fa efa romotra amin'i Radomelina daholo ny olona afatsy izay lohampoza ihany. Mbola aiza anefa no hahazo andradomelina e! any amin'ny boite de nuit ihany no sahaza azy, ny ankoatr'izay tsy hainy; efa nasehony tamin'ny vahoakan'nAntananrivo sy Madagasikara ary eran'izao tontolo izao fa nul izy. TOHIZO IHANY E! Angaha misy maharitra eo izany. Efa vonona ny anay fa ho hitan'ilahy ny hahazo azy.
9. mion
(
11/09/2010 08:37)
hon hon hon, misy olona tena inavotrable marina e... mampalaelo lesy izy zany pan pan pan
10. mirananirina
(
11/09/2010 10:46)
Be dia doha loatra ireto tanora kely ireto koa...kay moa raiaman-dreny fa adinoko.
12. AndriambyII
(
14/09/2010 23:24)
Tsy ilaina ny mamehy ny folies liberatrices ndraindray @ lafiny poliTIC ka ! he he he !
13. rpetit
(
17/09/2010 09:27)
LE FOZA DE TENA MANAO LOHANA FOZA MINTSY
-JEREO PETITE VITESSE FOZA 1 FOZA 2 FOZA 3
-TSY MILA AN IIO FANJAKANA FOZA IO ZAY E
-REHEFA TSY HIHETSIKA TSIKA DIA NY VALALA NO HIHINAM-POZA
-JEREO PETITE VITESSE FOZA 1 FOZA 2 FOZA 3
-TSY MILA AN IIO FANJAKANA FOZA IO ZAY E
-REHEFA TSY HIHETSIKA TSIKA DIA NY VALALA NO HIHINAM-POZA