KARAJIA

1. ouioui ( 01/09/2010 11:27)
arialy:

misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly
lazaina fona koa ny op oe masika sy injuste refa misy akaman'ny sasany bani na vo kick
tsy aiko nareo op sasany raha efa voan'ireo kiana ireo !!!
za alo tsy miraha² fa manao izay fantako fa mety dia milamina ny saiko, ny kiana koa moa nisy foana atramzay !!!

Dinika nataon'i arialy tatsy @ antson'ny fo , ka tiako alefa eto fa eto angamba no mety be no mahita sady mety misy afaka tsara mamaly an'i arialy, satria tokoa anie ka misy ny mitaraina dia ao raha ???

Zah koa aloha efa tany fa hoatran'ny korontana be izany ny any , mety tsy zatra angamba, tsy nakany intsony aho nony avy eo , sady @ izay ps tsisy fantatra no mpanararaotra ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]

Any koa hoy hery misy fomba fataon'ny ankizy ahafantarana IP ,tsy haiko fa asa raha afaka manomé fanazavana fanampiny elah rahery , ok leisy a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
répondu par cyril le 04/10/2010 21:58
2. ouioui ( 01/09/2010 20:57)
Tsy tadidin-drahery intsony angamba le kôziny , sa mbola mafana fo ihany bainn
Tsiky dia ampy
3. andrywui ( 02/09/2010 09:54)

Tsy tadidin-drahery intsony angamba le kôziny , sa mbola mafana fo ihany bainn



hery anie lety ry ouioui tsy hoe mafana fo lery fa " be fo be nedala " surtt hoe nisy naha petsa azy le kozinlah de tena tsy vita iny zay na de manazava aminy ny marina eo aza elah ! .....
4. ouioui ( 03/09/2010 15:46)
Lery anie bain efa nitsoaka matanjaka tao @ fivavahana sy fianoana tao e, be fo loatra nedala , aoka moa rahery fa eto anie tsisy hihinana e, resaka mandeha io fa aza manahy bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
5. andrywui ( 04/09/2010 10:10)
ra-Ika koa aza voapetsaka tamle kozy hoe mopera mola iny de tsary nety nakao koa na namotoka le montany !!
6. ouioui ( 08/09/2010 22:55)
Tsy maha mopra azy izy iny ka ,lasa mivaralila be ary lery ao , lasa nipipipi sy nipopopo zany ndray hono [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
7. cyril ( 14/09/2010 10:59)
ikaretsaka ve zany lamangosanareo ato zany ato zany e ?
8. ouioui ( 16/09/2010 00:27)
Lery ihany anie no faha8m-pisera iombonana ato e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG], nedala koa anie miseho an'izao sy izao nefa tsy hita be ihany , phrase'ny io nipipip sy nipopopo sy nipapapapa io e
9. cyril ( 03/10/2010 02:53)
Itony le bandy tsy misy atao raha tsy eto,sady namana tsy misy zanaka zero manatody dia eto manala vokony
ouioui:

Tsy tadidin-drahery intsony angamba le kôziny , sa mbola mafana fo ihany bainn
Tsiky dia ampy
10. cyril ( 03/10/2010 08:09)
zama91 io rapikatti bandy mapanao asa au noir , hon hon entrepreneur ozy nedela nefa hay bandy midepra hon hon hon lasa batista midelira e
11. collocataire ( 04/10/2010 14:45)
ahhhhhhhhhhhhhhhhhhh aiza e hihihihihihi
12. andrywui ( 04/10/2010 19:24)
STOP AOKIZAY E

FIN
13. ouioui ( 04/10/2010 20:13)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/panneau-no-spam.gif[/IMG]

14. cyril ( 04/10/2010 21:58)
Voaray ny hafatra bainn a, izay zany okay , tsisy kankay !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0529