l"ancien président Ravalomanana condamné aux travaux forcés à perpétuité

1. ndotofetsy ( 28/08/2010 15:07)
kay daka be io
répondu par rijadolly le 30/08/2010 19:22
2. andrywui ( 30/08/2010 12:44)
inona tsony moa fa rava ny baolina e! ... vita ny lalao ! nandresy ny mpandresy ary resy ny tsy naharesy hon hon hon hon
3. rijadolly ( 30/08/2010 19:22)
ihihihih! marina izany Andrywui a! voafafa amin' izay zany sazy iraisam-pirenena satria efa manasazy amin' izao an! ataovy malalaka tsara ny fonja ao mba hametrahana an' ilay ho voampanga e! ihihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2019