Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
FILAZANA MANJO
1. naritsimba
( 27/08/2010 07:19)
Araky ny vaovao heno dia nodimandry io maraina io i GHABY(Kintana telo)
Mandria am-piadanana ary mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpanakanto namana rehetra.
Répondre
répondu par
foudre
le
02/09/2010 11:20
2. vaovaogasy
( 27/08/2010 17:42)
hisy fahatsiarovana azy anio alina ao @ tvm. Afaka manaraka izany mivantana isika ao @ http://vaovaogasy.blogspot.com/
Répondre
3. foudre
( 02/09/2010 11:20)
Hay!!! dia mirary fankaherezana ho an'ny mpakafy rehetra izany.
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2517