LALAN-TOKANA "LABYRINTHE" hivoahana @ KRIZY
1. pikatti
(
17/08/2010 14:13)
Firy izay ny daty naroso etys sy ero fa e e e
Firy izay ny kivorivory fa e e e
Izao indray nivoaka ny avy any @ unilateralisme
fa tgv no mijanona
tgv no manendry farany ny Pm
tgv no mifidy ny ministra
tgv no izao sy izao
koa inona izany fa tsy lany andro sy vola fotsiny ny olona nisalotra antoko nandrovi-pataloha teny @ ireny kivorivory ireny raha zavatra efa fantatra mialoha fa tsy hisy hakanto ity resaka fizaran-tseza ty e
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]

répondu par xxwx le 19/08/2010 12:31
2. ouioui
(
17/08/2010 18:30)
Slt rapika vuta ve ny vacances e
Reconnaissance. A voir le nombre d’entités (partis politiques ou associations apolitiques) qui ont exprimé leur soutien à cet accord, la SADC pose en quelque sorte, comme préalable l’adhésion des mouvances Zafy, Ratsiraka et Ravalomanana à ce processus initié par l’Espace de concertation avant d’accorder sa « reconnaissance ». Et ce, bien malgré la présentation des dernières évolutions de la situation à Madagascar, effectuées par le chef de l’équipe conjointe de la médiation, Joaquim Chissano devant l’organe de sécurité dimanche dernier. En outre, il a également fait son rapport devant les dirigeants des 14 pays membres au cours de cette rencontre. Cette année donc, Madagascar est le seul pays membre qui n’est pas représenté au sommet de la Communauté de développement de l’Afrique australe car pour la deuxième fois consécutive, aucun dirigeant malgache n’a été autorisé à assister aux débats.
Davis R Midi Madagascar
Ka izay mihitsy io raha hitohy foana izao lohamboto izao dia tsy afaka ny makaiza izany io , henonay fa nila ranondranony tany @ Ratsiraka sy Zafy tany indray radomelina
Hé hé hé , may ny endom-boanjo e

3. ouioui
(
17/08/2010 19:10)
ireny kivorivory ireny raha zavatra efa fantatra mialoha fa tsy hisy hakanto ity resaka fizaran-tseza ty e
Mba nisalorana an'izao olona tezitra fa voaroakan'ny R_ izao koa anie mba hotran'ny hoe misy« inclusivité » , « consensualité » et « neutre »
Tena mbola mihevitra ny olona ho sankalité koa ve ry zalahy ireto sa dia efa paiso lo daholo koa e?
4. pikatti
(
17/08/2010 21:12)
Slt lesy ouioui, ié efa handray clavier indray ty bainn a, hiditra hiasa ato @ serasera e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
I pasitera Maihol indray aza no niteny hoe asio fifanarahana ny aminareo tany CCI sy Carlton dia izay no iarahana ny marimaritra iraisana , ary mitovitovy @ izay koa no resahin'ny SADEC, hoe sokafy ho an'ny antoko rehetra fa tsy TGV mifandrotsirotsy fotsiny no hanapa-kevitra samirery
Dia ho hita eto indray ny resaka fivoriana rahampitso
5. andrywui
(
19/08/2010 08:51)
hoy pikatti tompona dinika :
aiza ze lalantokana eo bainn a! ... sao de mamondray ary elah na tsy natory tsara halina ! - neveriko fa mba nahita solution elah amle hoe lalantokana hivoahana amin'ny krizy sssshhh hay resa-pika fotsiny ny anlah bainnn ! ... mety varina tany amin'ny soirée gasy tany ndray elah halina de tsy natory tsara de miteniteny foana mahamenatr'olona eto !!
-lalantokana à lalantokana àlalantokana àlalantokana à lalantokana .... lasa gaigy bainnn klee..... hon hon hon hon omeko ny lalantokana eo elah fa....
.
LALAN-TOKANA "LABYRINTHE" hivoahana @ KRIZY
Firy izay ny daty naroso etys sy ero fa e e e
Firy izay ny kivorivory fa e e e
Izao indray nivoaka ny avy any @ unilateralisme
fa tgv no mijanona
tgv no manendry farany ny Pm
tgv no mifidy ny ministra
tgv no izao sy izao
koa inona izany fa tsy lany andro sy vola fotsiny ny olona nisalotra antoko nandrovi-pataloha teny @ ireny kivorivory ireny raha zavatra efa fantatra mialoha fa tsy hisy hakanto ity resaka fizaran-tseza ty e
aiza ze lalantokana eo bainn a! ... sao de mamondray ary elah na tsy natory tsara halina ! - neveriko fa mba nahita solution elah amle hoe lalantokana hivoahana amin'ny krizy sssshhh hay resa-pika fotsiny ny anlah bainnn ! ... mety varina tany amin'ny soirée gasy tany ndray elah halina de tsy natory tsara de miteniteny foana mahamenatr'olona eto !!
-lalantokana à lalantokana àlalantokana àlalantokana à lalantokana .... lasa gaigy bainnn klee..... hon hon hon hon omeko ny lalantokana eo elah fa....
.
6. xxwx
(
19/08/2010 12:31)
Marenina leiss ilahay wiwi a! petsa-drapika eo indray ialahy hon! hon !hon ! marina izany e, tsy misy afa tsy tokana ny an'ny tgv UNILATERAL voalohany ka hatramin'izao