Mivavaka=miresaka=mangataka
1. nathie86
(
12/08/2010 09:28)
Fahenoko matetika hoe ny mivavaka anie d miresaka @ Atra ihany eh, miresaka @ dada, mangataka sns sns. Ny fanontaniana mipetraka @ zay d ny hoe ny miresaka @ maty, misy film reny zao d miresaka @ mamany (efa maty)eo le olona. Misy namako irary zao mangataka fitahiana @ razana hono iz, d zany v tsy mivavaka @ razana ihany eh??
Mangataka ny hevitr'ireo zay te handray anjara.
Msôtsa :)

répondu par ouioui le 18/08/2010 22:02
2. hery
(
12/08/2010 10:20)
Vao tsy ela nisy namana akaiky nody mandry Shoan ny anarany. Nandritra ny fotoana maharitra dia nanoratra tamin'ny toerana rehetra ny ankizy namany na teto amin'ny serasera na tany amin'ny facebook sns. Dia mbola manoratra miresaka aminy... ny sasany manoratra hoe "Tsy ho hadinonay akia indry a", ny sasany "Merci akia Shoan a"...
Tsy haiko raha efa nanana fianakaviana na namana maty ianao. Misy fotoana ianao mahatsiaro dia toa ny hoe miresaka aminy. Raha olona hfa lavitra mantsy dia sarotra ny mieritreritra azy fa rehefa ny namana akaiky na fianakaviana dia toa iresahana ihany.
Mivavaka aminy ve ianao? Maheno anao ve izy?

3. nathie86
(
12/08/2010 12:16)
Za aloha mbola tsy manana havana akaiky b nody mandry eh, d mbola tsy niresaka t@ maty zany za.
Ka le iz kosa klou mahagaga ahy hoe razan' iza le horesahina aza sy angataha-pitahiana loll. Misy zavtra ho atrehiko zay mantsy hoe hoe mila mangata-pitahiana @ razana hono hiihi, ôtrany nihomehy za hoe razan'iza??

4. hery
(
12/08/2010 13:22)
Izaho aloha tsy mihomehy na dia tsy manao an'izany aza. Malagasy ireny ary manana ny finoana nivelomany sy nahabotrabotra azy hatramin'izay. Tsy hoe rehefa mahazo ny finoana kristianina ianao dia ihomezanao ny fivavahan-drazanao.
Fa mitovy ihany ny famaliko hatramin'izay ka hatramin'izao mikasika ny finoana rehetra. Raha aty ivelany isika dia tsy hahazo mihitsy izay tena ataon'ireny olona ireny raha tsy izy tenany no miteny. Izaho izay kristianina dia tsy mahalala hoe inona no tena ataon'ireny olona ireny rehefa ilay izy "Mangata-pitahiana!". Mivavaka amin'ilay Razana ve izy (izany hoe ilay razana ve no ataony ho andriamanitra sy tompoiny) sa mino an'Andriamanitra ihany izy (dia inona no ampiasany ilay Razana).
Mora ny mihomehy an'izany, indrindra rehefa mpanaraka ara-bakiteny ny Baiboly ka tsy mahatadidy hoe na i Kristy aza tsy avy eny ambony hazofijaliana dia nitsangana fa mbola navelany halain'i Josefa avy any Armatia nanaovany fomba sy nikarakarany fasana, ary saika hosoran'ny vehivavy namany zava-manitra. Izany hoe na ry Jesoa mianakavy koa aza dia nanana ny fombany momba ny Razana... na ny fomba-ndRazany.
Koa alohan'ny hihomehezana dia aleo manadihady aloha sao dia lazain'ny Tompo hoe "Tsy izay manao amiko hoe Tompoko, Tompoko, no hahazo ny fanjakan'ny lanitra" sy ny hoe "Izy ireny no hialoha lalana anao any amin'ny paradisa"... Satria manana ny fijeriny azy ireny Andriamanitra, izay mety tsy hitovy amin'ny fihevitsika.

5. ikaretsaka
(
12/08/2010 13:42)
Ho an'ireo olona mino ny hoe hiverina indray i Jesoa indray andro any hitsara ny velona sy ny maty, sy/na ny olona mino hoe ny olona =vatana+saina+fanahy,
dia ny boky sy/na ny tantara rehetra momban'ny finoan'ireo olona mino ireo, dia tsy nisy namaritra mazava hoe lasa aiza marina ilay fanahy io rehefa misaraka@ ny vatana izy (rehefa maty) mandra pahatongan'io "fitsarana" io
Novangovangoana fotsiny io hoe "any an-koatra" sy hoe "fiainan-tsy hita"..misy aza mo ny toerana sasany toy ny gasy ohatra nilaza hoe any "ambondrombe", (izay toerana eto an-tany ihany) sns:
dia ny fanontaniana tsara apetraka dia hoe afaka mifanerasera amintsika ve reo "fanahy" ireo?
amiko manokana dia "paranormal " be izany na voasokajy ao anatin'ilay hoe mbola misy tontolo bedebe tsy haintsika
io ilay hoe "Plus ianao manadihady + ianao mahatsapa fa mbola betsaka ny zavatra mihafina tsy hay"
dia fianarana sy experience ny fiainana, andramo ka zahao fa rehefa tsy mahafaty mahasoa...
6. fijo
(
12/08/2010 21:13)
samy nahavaly azy ngamba ireo valinteny roa ireo.ary ao ambadika ao mbola misy azonao hakana valiny koa
7. nathie86
(
13/08/2010 12:08)
za anie tsy mihomehy ny finoany eh, na mihomehy ny Atra an'zareo eh, fa nihomehy za satria na iz aza tsy mahay hoe razan'iza.
Ekeko hoe samy manana ny finoany ny olona, fa mampihomehy le iz satria tsy mahazatra angaha(maheno an'zareo miteny za hoe masina ouzy masina ouzy, ry razana avy any andrefana, antsinanana) mahatsiaro t@ zay mbola kely milalao hahahah. Fa miala tsiny ra hoe nahatafintohana olona hafa le za nihomehy hahaha, za ko mantsy be vanitika beuh, fa refa tratran'ny ôtr'reny zany d aleo miala sendra lazain'ny kil fa manimbazimba ny finoany.

8. ikaretsaka
(
13/08/2010 12:58)
Dia ny tokony hadihadianao akaiky fia ny hoe ataon'ireo mitovy lenta sy asolony an'Atra mihitsy ve le razana.
Dia hoe inona sy iza aby moa no afaka mitahy...
Rehefa hitanao io dia voavalinao ho azy ny fanontaniana dia tsy koi na himeme be aza ianao

9. xxxy
(
13/08/2010 17:31)
psychotique kosa raha maheno olona efa maty izany, na ny feon ny fieritreretany kosa angamba no henony ka.
10. fijo
(
13/08/2010 20:01)
tsy manafintohina enao ,fa mampalahelo satria milaza zavatra tsy hainao.
11. xxxy
(
14/08/2010 08:41)
fijo:
tsy manafintohina enao ,fa mampalahelo satria milaza zavatra tsy hainao.
Sao dia mba tsy azonao ny tiako lazaina fa anontanio ihany aho raha malahelo ianao
12. xxxy

13. bor2lais
(
14/08/2010 09:03)
Toa ho an'i "nathie86" ange io tenin'i "fijo" ry "xxxy" raha ny fahazoako azy e !
14. nathie86
(
16/08/2010 07:10)
yes, ho ahy le iz, tsy maninona na mapalahelo aza eh. Zay za zay hihih
15. pikatti
(
17/08/2010 16:19)
nathie86:
Fahenoko matetika hoe ny mivavaka anie d miresaka @ Atra ihany eh, miresaka @ dada, mangataka sns sns. Ny fanontaniana mipetraka @ zay d ny hoe ny miresaka @ maty, misy film reny zao d miresaka @ mamany (efa maty)eo le olona. Misy namako irary zao mangataka fitahiana @ razana hono iz, d zany v tsy mivavaka @ razana ihany eh??
Mangataka ny hevitr'ireo zay te handray anjara.
Msôtsa
Ny vavaka na resaka izay ataonao na @ inona na @inona na tavoangy na vodihazo na tsangam-bato ka raha mino an'azy ianao dia izay ,betsaka ny olona no mino kokoa ny hitany maso ,
Raha niandry foana ny hiverenan"ny Mosesy aza ny zanak'Israely dia tsy naharitra intsony fa aleo hoy izy hanao zanak'omby volamena , nefa dia voalazan'i Jehovah fa fanompoan-tsampy
Ka io ilay samy manana ny Andriamaniny =nom commun
17. marcus11
(
18/08/2010 16:39)
;) cool subject
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]

18. ouioui
(
18/08/2010 22:02)
Ny vavaka na resaka izay ataonao na @ inona na @inona na tavoangy na vodihazo na tsangam-bato ka raha mino an'azy ianao dia izay
Ié saina ihany io , raha hinoanao dia afaka ho azy ny tahotra na ny aretin-doha hihihihi