mba saika anotany zavatra
1. cartina
(
03/08/2010 18:58)
salama daholy ry namana eto @ serasera, fa izao mba saiko anotany zavatra aminareo namana rehetra , inona ny masamihafa ny hoe AMIS sy ny KAMARADE, de misotra mialoha
répondu par bazylou le 25/03/2011 18:34
2. soanja
(
09/08/2010 22:03)
Ny iray teny vazaha moa ny iray teny malagasy / tenimparitra antakarana: kamarady.
4. Lejoba
(
21/09/2010 10:51)
xxxy:
ny hoe amis dia ilay namana akaiky
ny hoe kamarade dia namana tsotra mpiara mirevy
raha ny tena famaritan'ny teny frantsay azy, ny amis dia namana, izany hoe misy firaketam-po. ny camarade kosa dia izay indray mihira hoy ny malagasy; ohatra camarade de classe-nao daholo ny iray kilasy aminao, fa tsy ami-nao daholo ireo fa ny sasany ihany no namanao. Avy eo ny hoe camarade de régiment, camarade fampiasa @ mpiara-mitolona ets
5. bazylou
(
25/03/2011 18:34)
tsiaaa, camarade teny vazaha io , ary io ihany no alain'ny antakarana fa tsy teny gasy izany io