Etémenanki !
1. ndenn
(
31/07/2010 15:27)
L'origine de la connaissance humaine brûte fît cents pas en avant durant l' epoque du roi El Nebogadnazar ,apres sa défaite face aux revoltes populaires imposées par le prophète et Ange protecteur Marduk épaulé par le dieu du soleil Samash et Sin le dieu de la lune , du dieu du mal Tiamat ,donnât naissance à une stagnation temporelle cosmique momentanée ,et envoyât Ishtar Déesse de la fécodité ,de la végétation et de l'amour ,à travers les saints rayons célèstes pour éclairer ses déscendants humains de la voie tracée pour la perfection existentielle.
Il y eût des révélations sensorielles transformants le métabolisme naturel à suivre leur déstination initiale ,pour l’ accomplissement du voeu Déastral ,provocants des bouleversements spirituels universelles pour la compréhension ( Toute courte ? projectionelle ? vectorielle ? comportementale ? …absurde ? insensée ? ……)
Masïna daholo isika mianankavy ! Tsy hisy fisavian-tsaranga, tsy hisy fialonana , tsy hisy fanambakana , tsy hisy fahotàna , tsy hisy fifamonoana .Hombain’ ny avo ny taranaka sy fara aman-dimby .Ho tojo amin’ ny lahatra efa napetraky ny lanitra ny tsirairay avy amintsika ,Ho tahian’ Andriananahary isika mianankavy !

répondu par ndenn le 12/08/2010 09:39
2. Andribe
(
31/07/2010 16:25)
Mankasitra anao Zokibe , mivavaka ho an' ny rehetra mba ho lavorary ny fiainana fandalovantsika eto amin' ity tany ity , Mivavaka ho an' ny rehetra tsy ankanavaka tsy ankihato izahay hatramin'ny nanaovana batisa ny olona voafidin' ny masina ho vavolombelon' Andriananahary!
4. mpanazava
(
02/08/2010 03:07)
Masïna daholo isika mianankavy ! Tsy hisy fisavian-tsaranga, tsy hisy fialonana , tsy hisy fanambakana , tsy hisy fahotàna , tsy hisy fifamonoana .Hombain’ ny avo ny taranaka sy fara aman-dimby .Ho tojo amin’ ny lahatra efa napetraky ny lanitra ny tsirairay avy amintsika ,Ho tahian’ Andriananahary isika mianankavy !
[/quote]
Tena io tokoa no tanteraka rehefa ampiraisin'Andriamanitra isika. Mbola tsy tanteraka anefa io izao. Ho tonga ilay fanjakan'Andriamanitra!!

5. Miharena
(
02/08/2010 06:58)
Ny fametrahana ny tombatombantsika olombelona ny momba ny ho avy amin'ny lasa (traikefa) no managadra antsika fa ny an'Andriamanitra dia efa eo hatrany amin'ny fotoana rehetra.
Tsara raha manapa-kevitra ny famonjena ankehitriny dia ny mifandray amin'ny Mpamorona nametraka ny Fanahy Masina Mandrakizay ao amintsika fa tsy mitaredretra any amin'ny lasa haverina any amin'ny ho avy.
Hazavaiko ny hevitra:
Ny lasantsika niainantsika tao anaty Erana tsaroantsika dia zava-bitika ary raha ifikirana izany dia hiverina amin'ny ho avy. Ny tsara dia mifikitra amin'ny fiadanana omena ankehitriny dia izany Fiadanana Mazava Mandrakizay izany no hoentina amin'ny hoavy.
Areheto ny jironao izay lovanao iraisanao amin'ny namanao sy ny Mpamorona anao.
Aza fehezina ho anao IZY fa zarao satria Rano miboiboika tsy mety ritra IZY ka mety hipoaka ianao raha tia tena loatra misotro AZY.

6. ndenn
(
03/08/2010 22:04)
Miharena:

Feno fameramperana ny hevitrao Miharena fa tsy mazava !
" Ny tsara dia mifikitra amin'ny fiadanana omena ankehitriny "
hoy ianao teo ==> "izany Fiadanana Mazava Mandrakizay izany no hoentina amin'ny hoavy."
"Ny lasantsika niainantsika tao anaty Erana tsaroantsika dia zava-bitika ary raha ifikirana izany dia hiverina amin'ny ho avy.===>>>Hiverina any aoriana ahoana ???
Mino ve ianao fa afaka olona iray nahita ny alphagramme temporelle mametra ny fahatsapan' ny voary efa vita lafatra sy voafetran' A/tra ?
7. ndenn
(
03/08/2010 22:14)
Fanitsiana :"Mino ve ianao fa olona iray nahita ny alphagramme temporelle afaka mametra ny fahatsapan' ny voary efa vita lafatra sy voafetran' A/tra ?"
8. Miharena
(
05/08/2010 07:59)
Miala tsiny raha noraisinao ho fameramperana ny hevitro eto ambany indrindra nilaza hoe AZA. Ahitsiko izy hoe tsara ny mizara Fahasoavana rehefa nomena maimaim-poana.
Momba ny alphagramme temporelle nolazainao ary ny filazanao hoe mino ve aho fa nahita izany dia hoy aho hoe tsy mino aho ary tsy mahita aho raha lazaina fa ny alphagramme temporelle dia fitaovana.
Raha lazainao kosa hoe fiainana ny ankehitriny mandrakizay dia manaiky aho fa fantatra izany ary tsy sarotra sainina ary ny olona rehetra dia afaka mahatsapa izany avokoa.

9. ndenn
(
09/08/2010 21:11)
Miharena hoy ianao hoe " tsara ny mizara Fahasoavana rehefa nomena maimaim-poana."
Misy zavatra tsy azo maimaimpoana ka , ohatra tsapa sy fantatra ny tsy mahatomombana sy lafatra ny olombelona ,@ lafiny fahaizana , fahalalàna , fieritreretana ,...!Ary tsy ny olona rehetra mihintsy no tonga dia hahatsapa hoe "fiainana ny ankehitriny mandrakizay "
Ny fahasoavana maimaipoana lazainao , mba ahoana no famaritanao izany ? ny fahasoavan' ny sasany mety ho faharatsiana ho an' ny sasany (et vice versa ) , @ resaka firaisana @ fanahy masina sy ny fanambadiana eo @ olona anankiroa no mety hipetraka ny hoe fizaràna fahasoavana sy faharatsiana mandrakizay , fa raha kosa hoe :
"Areheto ny jironao izay lovanao iraisanao amin'ny namanao sy ny Mpamorona anao.
Aza fehezina ho anao IZY fa zarao satria Rano miboiboika tsy mety ritra IZY ka mety hipoaka ianao raha tia tena loatra misotro AZY."==>> mila mandinika lalina i Miharena @ ireo fotokevitra ireo , raha olona mino ny fitsanganan' ny fanahy aorian' ny fandalovan' ny nofo an-tany dia tsy hitombina aminy velively izany rehetra izany!!

10. Miharena
(
10/08/2010 10:45)
Ndenn:

Ny Mpino mihitsy aza Ndenn no mahatakatra tsara io resaka ataoko io satria raha vao nanaiky ny hanara-dia an'Andriamanitra sy Kristy dia mazava fa mahazo famonjena dia ny fiainana mandrakizay. Ny Kristiana tsy marim-pototra no mihilangilana tsy mahazo izay Fototry ny Fiainana Mandrakizay izay.
Ny fahasoavana nozaraina dia ny fampianarana antsika olombelona fa sombinain'Andriamanitra Tsitoha isika ary mpandova fiainana mandrakizay noho izany. Io ilay vaovao mahafaly dradraina amin'izao tontolo izao fa ny olona no mamefy ny tenany matoa tsy mahatakatra izany.
Fizaràna fiainana ny fampahatsiarovan-tena ny olona amin'io Hasoany io ka tsara raha mizara izany izay tafafoha rehetra.
11. ndenn
(
12/08/2010 09:39)
-"Kristiana tsy marim-pototra" ????
-"Fototry ny fiainana mandrakizay" ?????
Mba azon' i Miharena voaboasana ve ireo teny nalefanao ireo ?? Ndrao dia lasa lavitra loatra mantsy ilay fitsaranao ny olombelona sasany tsy mitovy fironam-pinoana sy hevitra aminao !!