SAMIA MANAO IZAY TIANY ATAO FA FITONDRANA BARANAHANY IZAO

1. riaj ( 30/07/2010 20:44)
Aza mifanapotsipotsitra kely ry fanjakana fa samy degany an!
Matoa ianareo voasazy dia tsy nanara-dalana izany fa ny loza dia ianareo nanao hadisoana tsy maninona fa izahay madinika no mifafa , noho izany aoka tsy hifandrefirefy fa hofenoina mpivarotra izay toerana rehetra azo hivarotana ,sanatriaviko aminareo raha izaho no andoha hetra eo am ty taona ity. Ny hanina hoaniko aza mitady tsy ho hitako, akatony ny tsenako raha lehilahy ianareo.ataovy ny dinidinika ambany tafotrano eo antokotaninareo fa ny anay ny sakafo ho an'ny ankizy izao no olana. Dia mazotoa homana ianareo amzay sakafo feno halahelom-bahoaka harapakareo fa izahay mbola hitady amin'ny herimponay.
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:08
2. diloo ( 31/07/2010 08:10)

tsy maninona fa izahay madinika no mifafa , noho izany aoka tsy hifandrefirefy fa hofenoina mpivarotra izay toerana rehetra azo hivarotana ,sanatriaviko aminareo raha izaho no andoha hetra eo am ty taona ity. Ny hanina hoaniko aza mitady tsy ho hitako, akatony ny tsenako raha lehilahy ianareo.ataovy ny dinidinika ambany tafotrano eo antokotaninareo fa ny anay ny sakafo ho an'ny ankizy izao no olana.

Mamay izany jerikina amin'izao andro anio efa ho 18 volana kle.
I rawix, faly be amin'izany fa mandeha tsara ilay tanjona takiana: isaky ny mitombo ny fahoriam-bahoaka, dia mibontsona sy miamatavy lery.
Izay ilay hoe: rawix aime bien HAT(acheter) la réduction du peuple malgasy à l'esclavagisme perpétrer par les ténors de l'état de fait et surtout de son chef andry jong il.
Hanao esquive ndray izao rawix fa sahirana hamaly ny zava- misy dans le présent. Jereo fa il va fouiner dans le passé hanaovana arguments.

Dia mazotoa homana ianareo amzay sakafo feno halahelom-bahoaka harapakareo fa izahay mbola hitady amin'ny herimponay.
Eto indrindra i rawix no miamatavy isaky ny miamitombo ny fahoriam-bahoaka.
I rawix ilay akama voky ny vola bolabola sy ny fanadiovana vola risoriso (magouilles, détournements, corruptions,..), ny anjara vola bourses hoan'ny mpianatra sy ny fitaovana oniversite.
Tena ita mihintsy leitsy elah rawix fa zanaka ministra HAT mitsaoka ny valifatim-bahoaka sy miafina ao 93 klebary a. ny rôle elah dia ny manao diversions, saingy mamay foana ny valin-kevitra ny mpiaro ny vahoaka.
Izao elaha menatra ny hanangana ny GMAR(gasy miaro an'iandry rajo hell) sy ny GTTAR(gasy tena tia an'i andry rajohell). Normal raha menatra: leaderam-poza ve no hanaovana filaharana GMAR etsy Trocadéro, tsy ho hataon'ny GTT punching ball eo.

lol.
3. andrywui ( 31/07/2010 08:55)

Aza mifanapotsipotsitra kely ry fanjakana fa samy degany an!



eny oa letsy riaj !! tena fanjakana lohamboto ty kle ! tsy mba mety ho ela velona !!...
-ny oul no tadiaviny ho potsipotserina marina ve ra riaj kjle.... basy samy manana e ! manafatra amin'i dada de tonga ny armes izay ilaina na lourds na legers !! ka inona ny z'olana
hoin hoin hoin hoin hoin ....
4. riaj ( 31/07/2010 11:31)
tsy azon'i wi ny tiako holazaina @ le hoe samy degany , SAMY MANANA MOKONDOHA fa io ampiasaina @ rariny fa tsy fahatany
any aminareo ny basy fa ny mokony samy manana
OK ?
tsy mila an'i Dada tsy mila an'iza izany fa izaho dia manana
5. ravalotgv ( 31/07/2010 13:10)
@ tanana no samy anao izay tiany fa eto @ seraseran dra hery toa tsy mahazo ko

hon hon hon
6. xxwx ( 01/08/2010 13:08)
riaj:

SAMY MANANA MOKONDOHA fa io ampiasaina @ rariny fa tsy fahatany

Ka izay no maha sankalité ny FATY sy ny mpanohana an-jambany azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0178