RAHA TENA DINIKA DIA TONGA TAO DAHOLO NY OLONA
1. xxwx
(
30/07/2010 14:23)
Aiza olona nalaina tetsy sy teroa mbola sandoka lavitra nohon' ny teny Ivato
Misy anefa dia jamba sy pahina ka tsy mahita AFA tsy ny tendron'orony
Misy anefa dia jamba sy pahina ka tsy mahita AFA tsy ny tendron'orony
répondu par xxwx le 01/08/2010 13:13
2. andrywui
(
30/07/2010 14:26)
ka na ny tendron'orony na ny sofiny tsy koà io bainnn fa le izy hoe eken'ny Firenena mikambana ze lany eo hozy chissano no tena gaigy aminy a!! tonga de zay anie no izy e! tonga de atody miady amambato !!
4. xxwx
(
30/07/2010 14:30)
Jereo TSARA ny voasoratry i rapika ao fa ialahy ve mahay mamaky teny GASY ??
Ngeda loatra i mahamasina
Ngeda loatra i mahamasina
5. fijo
(
30/07/2010 18:30)
efa fantatry ny iraisam pirenena fa revy no atao ao,ka tsy hisy hino izany io fa minonoa fotsiny rawix an
6. andrywui
(
30/07/2010 18:40)
ayayayayay.... fijo ====) tena diso beeeee !!!!
izay tapaka ao hoy ny UI (firenena mikambana ) dia ekena daholo araka ny tatitra nampitondrainy an'ingahy chissano !!...
aza avdika mihitsy ny resaka fijo aann ..
izay tapaka ao hoy ny UI (firenena mikambana ) dia ekena daholo araka ny tatitra nampitondrainy an'ingahy chissano !!...
aza avdika mihitsy ny resaka fijo aann ..
7. xxwx
(
01/08/2010 13:13)
Miteniteny foana leisy ialahy wiwi a, dinika tsapatsapa io , raha tsy ny atody dia ny tainy , ka raha izao miseho izao dia TAY daholo no nahazo ny olona vitsy kely nanandrana nanao an'io resakin'ny mpitraina
