KARAMA BE MANADALA HO AN'NY MPIASAM-PANJAKANA ETSY ANDANINY ARY VAHOAKA MATY MOSARY ETSY ANKILANY
1. pikatti
(
30/07/2010 00:17)
L’ambassadeur malgache à Paris touchait le méme salaire sinon plus que le président français. Nicolas Sarkozy touche actuellement « 21 133,37 euros brut mensuels auxquels s'ajouteront 4 226,22 euros d'indemnités de fonction, soit un salaire net mensuel de 19 508,21 euros », d’après la presse française. Soit moins que Narisoa Rajoanarivony qui avant de quitter son poste, l’année dernière, touchait environ 23 000 euros par mois, apprend-on de sources près du ministère malgache des Affaires étrangères.
D’après les mémes indiscrétions, notre ambassadeur au Japon, Jimmy Ramiandrison, gagnerait 37 000 euros tandis que son collègue auprès des Nations Unies à New York, Zina Andrianarivelo, toucherait 36 000 dollars par mois.
. Les moins lotis sont le président chinois Hu Jintao avec un salaire mensuel et de 8500 euros et son collègue indien Manmohan Sing qui ne peut se contenter que de 3300 euros.
Avec la politique instaurée par Marc Ravalomanana d’allouer des émoluments faramineux à nos ambassadeurs qui étaient tous de fidèles serviteurs,
Fa izao kosa ny karaman'i Rajoelina hummm, enjana be koa hoy ny tsy mahay manisa ny an'ny PM tsy fantatra ihany koa fa ny an'i MAE Hypopo no tena raitra be
le salaire moyen annuel varie de 733 dollars pour le Ministère de la Justice, jusqu’à 60 384 dollars pour celui des
Affaires Etrangères en passant par 2424 dollars à l’Intérieur ou 4642 dollars aux Finances.

répondu par fijo le 30/07/2010 18:37
2. pikatti
(
30/07/2010 00:19)
Bandy samy mahavidy force one daholo ihany kay ireto mifampimenomenona ireto sady mbola miampy famarotana tanindrazana WISCO sy fanondranana an-tsokosoko bois de rose daholo koa ny ao @ HAT
3. Robie
(
30/07/2010 07:02)
Salut pikatti
Tsy mahagaga raha betsaka no mirary ny hitarozanan'ny krizy
Tsy mahagaga raha i Amiral Hipo MAE raha niditra ao @ hat nefa anie dia nataon'ny capsat masqua mihitsy e
Tsy mahagaga raha miafina ny karaman'ireo lohandoham-pisorona ireo raha resaka bois de rose ao ambadika ao"firy moa ny avy tao @ hat sy ny mbola ao no nanakarena tampoka
Tsy mahagaga raha ny fampanatenana teny @ 13 may raha lasa vavany fotsiny satria vola no tena tadiaviny fa tsy fikatsahana ny hampivoatra ny tanindrazantsika izay mitohy hatrany ny varotra abongadiny
Malahelo anao aho ry taniko

4. andrywui
(
30/07/2010 09:18)
robie ==== ) za kou malaelo ny Taniko ! te-hody ah zany ry robie ....
o lty rapika a! be fialonana ndray elah an ! ze karama kely varimasaka io ve letsy de karama be ??
-ny karamanlah aza ony toa efa mahatratra 4.000euro zany ozy ra sabine ??.... hon hon hon

5. xxwx
(
30/07/2010 10:27)
Efa nandefasan-drapika crédit ialahy wiwi , ialahy toa miandry hantsoina foana mantsy
Ary marary fo @ izany Sabine izany nedala io, fa baviny ve io zakan'ialahy io rapika a? Omeko sopapa ialahy rapika

6. ouioui
(
30/07/2010 11:50)
Mialona indray i wiwi dia Manodin-dresaka araka ny fanaony ihany
Tena marina ny voalazanao Robie, mitetika ny hanararaotra hanakarena tampoka daholo ireo FATY ireo , vao maika azy tiandreo ho ela ny krizy hanararaotany

7. fijo
(
30/07/2010 18:37)
ka le izy anie resak ahisasahana,fany pokona eryyy ambany ery no maty hoazy e