NIFIRAN-DRY FRANTSAY VE IZAHO IRERY LEULEU
1. TEGEVE
(
14/07/2010 18:58)
Aiza koa izaho tena mpilelaka be indray be no tsy nantsoina fa hoe matahotra ny SADEC hono e, mùatahotra ny UE-ACP
Tena mba sosotra kosa ary aho sady mbola masiaka be indray koa ny GTT tao @ ireo izay miaramila gasy kely mahia kely , maozatra kely,nefa ry zareo Afrikanina malandilandy matavitavy manopy voloparasy izany ny hodiny sady boikony behita hoe ampy karama sy sakafo tsara , ny gasy irery ihany no voahoga tao
Ry nenimalala o ouin ouin ouin!!!

répondu par tontonsola le 15/07/2010 23:19
3. wxxx
(
14/07/2010 19:06)
Fa tao anaty aizim-pito
Nandrenesana antsoantso
Feo nihiaka nikiaka fahafahana e!
Injao manakoako
Ren'ny tany manako eran-danitra e!
Ny kotroky ny basy
Nefa tsy kivy tsy kivy Tsy kivy tsy miato
ireo MALAGASY MITOLONA.
Fa tao anaty aizim-pito
Nisy ra nipatrapatraka
Ny fahafahany mantsy no zahany
madio mangatsakatsaka
Nefa ra mikoriana mamonto tony tany
no setrin'izany
Fa tanam-polo
ihany
no hany fiadiany
Hahatomombana izay notakiany Fa iry ery an-danitra ilay masoandro
Efa lasa tara-pahafahana
Ireo lavo
Efa samy ravo
Ny fanahin'ireo maritiora mifaly
Ny todin'ny ra niombonana mantsy
tsy azo takonana intsony
5. ouioui
(
14/07/2010 21:13)
Condamné lundi dernier à 3 mois de prison ferme, Manoela va retrouver incessamment sa liberté. L'animateur de service au Magro Behoririka bénéficie effectivement de la grâce générale décrétée par Andry Rajoelina à l'occasion du cinquantième anniversaire de l'Indépendance. Le décret n°2010-0638 du président de la HAT dispose en son article premier que « à l'occasion du cinquantième anniversaire de l'Indépendance, une remise gracieuse de peine de trois mois est accordée aux personnes condamnées à des peines privatives de liberté ». L'article 2 d'ajouter que « les dispositions de l'article 1er ne sont applicables qu'aux personnes définitivement condamnées à la date du présent décret et celles qui, ayant formé appel ou cassation, s'en sont désistées dans un délai de deux mois à compter de la méme date ». Celle du 26 juin 2010. Si Manoela renonce à faire appel de sa condamnation, il va recouvrer sa liberté.
6. xxwx
(
15/07/2010 03:58)
Si Manoela renonce à faire appel de sa condamnation, il va recouvrer sa liberté.
Dia tsy misy hafa ,fa dia izao ramatahora izao foana no adin'ny FATY
7. swann
(
15/07/2010 08:46)
ramatahora ???
ampahafirin'ny ramatahora fanaon'ny dada fahiny letsy zany ry xxwx a !
TEZEVE !!! inona no tena mampalaelo anlah ? rah notifirin'ny miaramila teo Elysée teo zao elaiasany de aoan ? ogaogao iany eee.....
nanana fusil long porté de 2km mihitsy ah omaly!! itako daholo nareo nihoghgoa teo ireny fa tsy te hanapetsa fotsiny zahay satria lafobe ny mitondra razana mody !!. hain hain hain hain hain

8. pikatti
(
15/07/2010 12:56)
patalohan'elah aza tsy zakan'elah kou nanana fusil long porté de 2km mihitsy a!!
nanana fusil long porté de 2km mihitsy ah omaly!!
Resaka ka atao leisy fa ahoana le kôzy e!!!, azoko hantsoina ve le num nomen'elah anah iny i jemi leisy a,
9. tontonsola
(
15/07/2010 23:19)
Mampalahelo raha ny vahiny indray no mampahatsiaro antsika Malagasy ny andraikitra tokony ho noraisintsika". Notsindriany anefa fa "tokony havaditsika Malagasy ho hery ireny ka tokony ho fampirisihana antsika samy Malagasy hanome lanja ny fikarohana vahaolana amin'izao krizy misy eto amintsika izao amin'ny alalan'ny fifampidinihantsika samy Malagasy