sipa vazaha
1. sitlo
(
14/07/2010 14:59)
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?
répondu par harry5 le 02/02/2011 12:53
3. sylvain
(
14/07/2010 18:28)
misy aloha é! fa mifamadika @ sipa gasy, ny akamaroany sipa gasy menatra tsy sahy mampiseho hoe vetaveta.
5. vale
(
16/07/2010 21:36)
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?
f'angaha hono vetaveta daholo ny sipa vazaha? LOL
6. soanja
(
16/07/2010 23:27)
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?
Hazavao, farito ary inona no atao hoe " vetaveta" aminao dia mety hanana valiny aho.
7. mirananirina
(
19/07/2010 07:06)
Ny fanontaniana tokony hipetraka dia ny hoe:misy lhl tsy vetaveta ve???mdr!
Fa angaha moa @ izao misy ny mahavaza sy maha gasy io fanaovana io eh??,taoko mitovy daholo,

8. sylvain
(
19/07/2010 13:31)
tokony hitovy aloha nefa mbola maro @ vhv gasy no menatra na d hoe miresaka vetaveta aza d efa hita taratra zay eo aminy!
9. mpandresse
(
22/07/2010 17:03)
@ zao efa tsisy enatra zany miakina sosy daholo de avy eo hita raha maha veta na tsia
10. Noue
(
25/07/2010 09:03)
sitlo:inona aloha no tianao lazaina @ io oe "tsy vetaveta" eee
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?
inona no atao oe "vetaveta" ? satria mety ny fandraisanao ny teny oe "vetaveta" no tena hafa eee
11. sitlo
(
27/07/2010 19:46)
Tena manao azafady aminareo fa tena adinoko hoe nitarika hevitra tao amin'ny resa-pitiavana aho.
Raha aravoko izany ny valiny dia:
- ary ny gasy? Ny gasy manafina an-tsalaka fotsiny fa mitovy ihany.
- ary ny lhl?
- azavazavao ilay hoe 'vetaveta'
Alefako avy any amin'ny farany.
Ilay 'vetaveta' tiako lazaina dia ny fitiavana firaisana ivelan'ny fanambadiana. Azo ihafiana ihany ilay izy raha araka ny mahazatra hoe mpisipa nandritra ny fotoana elaela dia nifankahalala avy eo. Fa ilay izy toa zary lamaody ilay miodina sy mifoka rehefa feno 16 taona eo. Somary gaga kely mihitsy aho. Io no mampiavaka azy amin'ny gasy.
Ny namako niteny hoe, satria ny gasy tsy dia mahita toerana no tena tsy hanaovany an'izany. Fa ny fahitako azy dia betsaka tokoa ny gasy no maontina.
Tsy azoko atao ambogadiny loatra ilay izy fa ataoko ny ankamaroany.

12. soanja
(
28/07/2010 00:46)
Raha izay no fanontanianao dia hoe aho Betsaka mihoatra ny Malagasy ny salan'isan'ny vehivavy vazaha manaja ny tokatrano-ny ary tena miezaka mafy manatsara izay ananany ao.
Raha hoe ivelan'ny fanambadiana ka hoe "virjiny" indray no resahinao dia mifanitsana mitovy izy roaroa. Tamin'ny andron'ny Ntaolo dia nigagan'ny vazaha fa vao mipaika ny 12 taona dia efa tsy virijiny ny vehivavy Malagasy be dia be. Ny vazaha no nampiditra ny fianarana Xtianina no nanova izany saingy ny ao anivon-tany no ankamaroany. Koa raha haka salanisa isika hoe firy ny sipa anivon-tany sy ny ankoatrany dia aoka samy handinika.
Ny fahavetavetana anefa amiko dia ao an-tsaina avokoa ary samy tsy misy mahalala izay hoe iza no izy fa ianao dia ianao no mahalala ny momba anao. Ny hafa aoka ho olany izany. Raha manana olona ianao mitady vady fa mitaky vehivavy maotina dia hoy aho hoe " good luck" fa amin'izao dia efa mivoatra ny olona sy fahafantarany ny vatany.
Sexuality is also an expression of freedom. Vakio ny ato raha manampotoana ianao.
http://en.wikipedia.org/wiki/Woodhull_Freedom_Foundation_%26_Federation

14. andrianilana
(
18/08/2010 23:16)
mirananirina:
Ny fanontaniana tokony hipetraka dia ny hoe:misy lhl tsy vetaveta ve???mdr!
Tena misy ! !
15. harry5
(
02/02/2011 12:53)
fa za miteny aminareo fa reny sipa vazaha reny tsy maharesy sipa gasy reny fa sipa gasy pire
rehfa tena mifakalala tsara iny ataovy eo sipa vazaha nareo resiny sipa gasy hihihihih
Raha izay no fanontanianao dia hoe aho Betsaka mihoatra ny Malagasy ny salan'isan'ny vehivavy vazaha manaja ny tokatrano-ny ary tena miezaka mafy manatsara izay ananany ao.
Raha hoe ivelan'ny fanambadiana ka hoe "virjiny" indray no resahinao dia mifanitsana mitovy izy roaroa. Tamin'ny andron'ny Ntaolo dia nigagan'ny vazaha fa vao mipaika ny 12 taona dia efa tsy virijiny ny vehivavy Malagasy be dia be. Ny vazaha no nampiditra ny fianarana Xtianina no nanova izany saingy ny ao anivon-tany no ankamaroany. Koa raha haka salanisa isika hoe firy ny sipa anivon-tany sy ny ankoatrany dia aoka samy handinika.
Ny fahavetavetana anefa amiko dia ao an-tsaina avokoa ary samy tsy misy mahalala izay hoe iza no izy fa ianao dia ianao no mahalala ny momba anao. Ny hafa aoka ho olany izany. Raha manana olona ianao mitady vady fa mitaky vehivavy maotina dia hoy aho hoe " good luck" fa amin'izao dia efa mivoatra ny olona sy fahafantarany ny vatany.
Sexuality is also an expression of freedom. Vakio ny ato raha manampotoana ianao.
http://en.wikipedia.org/wiki/Woodhull_Freedom_Foundation_%26_Federation
[/quote]