Manifestation : Arrétons le soutien aux Mpanongam-panjakana ...
1. terrywui
(
01/07/2010 17:12)
--Hisy filaharana ataontsika mitazona ny Fitondrana amin'izao fotoana izao hatao eo à Trocadero de mihazo ny Ambassade malagasy ny sabotsy faha - 17 juillet amin'ny 10ora maraina ! mitondrà sakafo maivana sy PA ze manana ! ... hisy fotoampivavahana any amin Ambassade ny hariva !!...
-Ny foto-dresaka dia ny hevitra "hihazàna sy hanaovana sambo-dokotra" ireo fahavalom-pirenena sy tsy manaja firenena ,ary ireo Mpiondana sy Mpihogahoga eran'ny tanana !! atao sarika ampandriana maraina ihany no mety !! efa vita ny fifanarahana tamin'ny fitondrana frantsay fa azotsika hatao izany efa misy autorisation aty hitsiponana an'ireo tsirairay hatrany a Italy petsa aminio daolo.....
Tongava maro !

répondu par fall le 10/07/2010 18:32
2. terrywui
(
01/07/2010 17:15)
ela ny ela fa ho takina tanteraka ny vava be andry rapika sy ry feticon tato hatramzay fa ho fay laisany !! efa azo ny autorisation (tena serieux) azoko alefa eto ny copie raha ilana !
-mbola manampotoana lisany hiantsoana anah de miditra tgv haingana dieny mbola tsy misaritaka ny tanana !!! kintana ......
-mbola manampotoana lisany hiantsoana anah de miditra tgv haingana dieny mbola tsy misaritaka ny tanana !!! kintana ......
3. princes
(
01/07/2010 19:14)
ka iza no ts angina eo mo efa fotoana kely sisa ty ko mo d mbola andany rora @ olona efa ts azon lah esorina eo zany.
Na in na in ataonareo eo na ivavaka itsongolola eran ny kanjan ny in mo le izy?
Hay finoana d fanantenana d fitiavana mo
Mahereza re eeeeeeeeeeeeee fa ho avy ts ho ela ohatrin ny volan ny cnaps i dada e

4. diloo
(
01/07/2010 19:18)
Ntso ra-terry!
Dia tena terry dia terry kely konkoa anie ny lalan-kalehan'i Toi izany kle!Ilay fisainana mampy io![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Dia tena terry dia terry kely konkoa anie ny lalan-kalehan'i Toi izany kle!Ilay fisainana mampy io![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
5. rijadolly
(
01/07/2010 19:54)
Manala azy ve Terrywui zany e! na ny mpanohana ny TGV aza ve ry se ho sahy hamaly ny antso ataon' se io? Tokony efa hatory se zany fa diso andresy, any amin' " hatsikana sy lalao " no tokony misy an' io hevitr' se io fa tsy aty
8. diloo
(
02/07/2010 00:54)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/cavapas.gif[/IMG]Tsy mila Tgv an'i Toi izany Rawix an! Ny an'i Toi Ampy Oreran'ny foza sady lisany:
Tena mampadoha vao mahare TGV[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gerbe1.gif[/IMG] bon appétit les [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]masiso[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/0093.gif[/IMG]
panier à crabes où les rapaces côtoient les kleptomanes, les criminels tutoient les bourreaux, les sans grades commandent aux galonnés et des vertes et des pas mûres.
Tena mampadoha vao mahare TGV[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gerbe1.gif[/IMG] bon appétit les [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]masiso[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/0093.gif[/IMG]
9. terrywui
(
02/07/2010 06:53)
hatramin'izao aloha ny hita dia ny HERY sy ny FAHEFANA ary ny FITONDRANA dia eo ampelatanan'ny TGV(endrana) ,sans qualité ,foza ,inona koa??..... fa ny anareo dia vava be tsisy dikany fa miseho milay sy mpanambony tena sy mizesizesita eraky ny forum rehetra fotsiny no vita !!! ny teo antanana aza navotsotra nomena ny vendrana hin hin hin hin hin hin hin ASA ZE TENA VESA 
10. terrywui
(
02/07/2010 13:21)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana chien de salon fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!... zesta fotsiny de be taim-bava tsisy ainga akory
11. pikatti
(
02/07/2010 13:34)
fa ny anareo dia vava be tsisy dikany fa miseho milay sy mpanambony tena sy mizesizesita
Sao dia diso elah leity rawix, ny vava tsy misy apoaka aloha izao dia ny an'ny feu tgv , aiza daholo izao nampanatenaina izao toa vaoi maika loza no miseho klé
Lainga lainga fa toa tsy mamely marina ntsony lah zany klé, kola be