taovan-kena
1. cicine
(
29/06/2010 21:47)
saika hanontany fomba fahandro gasy indray zay mahay !
fa toa tadidiko mantsy tam dray mandeha zay tena tsara be tany ambanivohitra ny taovan kena (nandrahoina tam afo kitay aloha le izy e, ka oh tsisy votabia tsisy ninoninona fa tena natsiro)
Misaotra mialoha e!

répondu par ravonjison le 12/08/2010 14:52
2. cicine
(
30/06/2010 19:48)
Taovan ken omby, ilay misy masomasony ireny no anontaniako eto fa tsy voan kena na ati kena.
Misaotra e!
Misaotra e!
4. soanja
(
12/07/2010 17:54)
INONA KOU ZANY MISY MASOMASONY ZANY ? tonga aho de marikoditra be
Masontateliny no fiantso io karazan-taovan-kena io.
Fandrahoana azy efa hitako dia asiana tongologasy, tongolo, sira, dipoavatra ary menaka dia alemena amin'iny amin'ny afo malefaka be tokoa. Raha be loatra ny fofona angamba dia tsara raha asiana Thyme na thyn kely hanome fofona manitra azy (tsy fahandro ambanivohitra aloha)
Mazotoa daholo izay hihinana fa izahay moa tena fadin-drazana an'io iray io mihitsy.
6. 3188
(
13/07/2010 15:55)
hihihi.izy tokotrany e!mason-tantely ny filazan'ny any an-tanana azy e!
vorivorikena vz zany soanja???
7. tess
(
13/07/2010 18:55)
hihihi.izy tokotrany e!mason-tantely ny filazan'ny any an-tanana azy e!
vorivorikena vz zany soanja???
tsy azo afangaro am tsaramaso fa mila hahafaty, mila hipoaka ny kibo milay tsy avy hiaina izany fa tandremo
8. soanja
(
15/07/2010 06:28)
vorivorikena vz zany soanja???
Ie mety izay tokoa ny anarany ao anivon-tany. Ilay vorivorin-kena matetika dia sady misy an'ilay taviny antsoina hoe vavonin-kena izay tena fanaon'olona lasopy. Ny anay moa antsoina hoe garadobo saingy ilay misy masomasony dia antsoina tokoa Masontanteliny.
Tsy mbola nahandro garadobo misy tsaramaso aloha ny tao aminay ka tsy arako io lazain-dry io. Hihi fa possible aloha raha vao resaka tsaramaso dia tena manome balarivotra tsy mahafaty tokoa.
9. vale
(
16/07/2010 22:01)
Tripy ve aloha izany vorovoronkena e? lol... raha toa ka izy dia andrahoina bolongany alou izay vao tetehina madinika tsara rehefa akaiky malemy, dia arotsaka ny carottes voatetika rondelles, miaraka amin'ny oignons, dia andrahoina mandram-palemin'izy rehetra ireo. tandremo ny misy mahandro anizy ireny miaraka amin'ilay hodiny volobe iny, fa ilay faritra misy an'iny kosa tsy andrahoina fa esorina tanteraka a! Rehefa ridritra ny rano nampalemy anazy dia vita izy izay. Tsy atao maina be loatra.
Faha-roa indray: andrahoina bolongany foana ary rehefa akaiky halemy dia tetehana madinika, manendy sakamalao voatoto,anaty menaka tsy mamay be loatra, avy eo endasina manaraka ny ails voatoto, arotsahana amin'izay ny tripes, afangaro tsara , ampio ny menaka raha toa ka tsy mandimandina ny izy rehetra iny, asio rano mampahalemy azy, ary avela ritra tsy misy rano intsony rehefa farany.

10. ravonjison
(
12/08/2010 14:52)
Vorivorinkena izany e, masotantely koa, garadobo e.
Vavonin' omby izy io, ny vavonin¨'omby mantsy mizara efatra, ka arakaraka ny hoe partie aiza no tiana ho resahina, fa @ ankapobeny dia azo andrahoina daholo, ary tena tsara daholo.
Saingy mamofona be . Noho izany , andrahoy bolangina @ rano aloha halemy, elaela ( 1h), dia soloy in-telo ilay rano ahadroana azy. Dia izay vao tetehina sy karakaraina ary andrahoina araka izay itiavana azy.