REGARDER VIDEO La résidence de l'ancien Président Didier Ratsiraka à Ambodiatafana est en feu 28 juin 2010
1. vatofototra
(
28/06/2010 19:45)
REGARDER VIDEO La résidence de l'ancien Président Didier Ratsiraka à Ambodiatafana est en feu 28 juin 2010
- La résidence de l'ancien Président de la République Didier Ratsiraka à Ambodiatafana est en feu
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
http://www.vatofototra.com

répondu par tgvafond le 01/07/2010 16:07
2. terrywui
(
29/06/2010 10:14)
mankasitraka hatrany amin'ny fandefasana vaovao vatofototra a !
tohizo hatrany ! bizoouuu be ...miammm !!
NOUE

3. Radidier
(
29/06/2010 15:35)
Izao aloha no hambarako @ Rajoelina
1/Tsy tafita teo ialahy raha tsy ny fanampianay sy ny Frantsay hanongana an'i Ravalomanana
2/Mbola hananako vola be dia be ialahy , ary tsy maintsy manonitra an'ireny brehetra ireny na @ fomba ahoana na @ fomaba ahoana , izaho tsy tehalala!!!
3/Nivoady t@ lohan'ny zanak'ialahy fa hoe hovitainao ny tranoko nopotehin'ny TGV ireny mba misy hodiako
4/Aoka hazava ny resatsika fa tsy manakana ahy ny hiverina any an-tanindrazako ny fanapotehanao ny tranoko
5/Tadidio fa misy farany raha jiaby, tsinjovy ny firenena fa tsy ny tombontsoanao manokana
didier_ratsiraka@yahoo.fr

4. terrywui
(
29/06/2010 15:48)
aona lety rapika a!....hay mba tianlah le manao PS ratsiraka ve letsy le..... tsy aleonlah zafy
6. terrywui
(
01/07/2010 14:44)
tara be ndray noue ! vatofototra efa nisaotra anah talouuu nefa !....
7. tgvafond
(
01/07/2010 16:07)
Tsy taitra i deba fa izany anie efa nahazo azy foana fa raha fika dj kely tsy makaiza io, court cicuit @ trano tsisy éléctricité, mba tena sankalité mbamin'ny pompier pyromane, hatambaro ny hery ary ampiriato any fa soir e