ATODY MIADY AMAM-BATO HIANAREO EE.....
1. swann
(
28/06/2010 12:46)
TSY NY VAVA BE AKORY NO ALEFA ETO FA NY HEVITRA SY NY POLITIKA !!
KA REHEFA HITA HOE SAROTRA RESENA NY TOMPOM-PAHEFANA DIA MITSAHARA AMIN'IZAY NA MIDIRA TGV DAHOLO HIANAREO FA RAISINAY ANTANAN-DROA,,
TOY IZAY HIFERINAINA LAVA ISAK'IZAY HIDITRA SERASERA ATO
ATODY MIADY AMAM-BATO EE





KA REHEFA HITA HOE SAROTRA RESENA NY TOMPOM-PAHEFANA DIA MITSAHARA AMIN'IZAY NA MIDIRA TGV DAHOLO HIANAREO FA RAISINAY ANTANAN-DROA,,
TOY IZAY HIFERINAINA LAVA ISAK'IZAY HIDITRA SERASERA ATO
ATODY MIADY AMAM-BATO EE
répondu par Fall le 30/06/2010 17:54
3. pikatti
(
28/06/2010 12:56)
Slt bainn a, ahoana toa tsy misy mandeha indray izy zany .gif)
Aleo mba hatronina kely elah fa toa miwiwiwi seul ato fotsiny klé
4. ouioui
(
28/06/2010 13:17)
hihihi, tsy misy miseho wiwi a, hihihi, resaka sambos nems e, tsss, ialahy ve noana e, entinay sy rapika any @ à gogo fa mangina @ izay e
5. diloo
(
29/06/2010 00:22)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
Tsy tafavoaka ny paranoland.Sankaliterryland
8. terrywui
(
30/06/2010 09:33)
ssshhh... ! bandy kely sarimbavy lisany ry le pelaka ireto fa merennn teo aa...!! -- za lety ts miresaka amin mpamadika tanindrazana otranareo a!...ny politika atao !!.... sa te- ho goaka ve nareo mtsamy e?? -- milaza ny ho avy aty amn porte de paris lisany tsy tonga akory !!....
9. Fall
(
30/06/2010 17:54)
fouza ve nu mba top paefan eeeeee!!!! TSY MILA!!! manimba firenena foutsiny, taiza ku n nisy an zan we an ivelan n msafo andiatafika?????? tsis saina tssssssssss
