METY VOAMBAKAKO @ IRENY FETY IRENY TOKOA VE NY MALAGASY ????SA MBOLA HITOLONA???
1. TEGEVE
(
27/06/2010 18:28)
ADALAN'NY FRATSAY NY TSY HANAO GARDEN-PARTY NEFA ANIE DIA 762.000€ FOTSINY E!! NY ANAY MIANTOKA NY BOIS DE ROSE ,VATOSOA ISAN-KARAZANY ,SOKATRA ,OFF SHORE ...[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/crabe.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/crabe.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/crabe.gif[/IMG]
AHAZO VOLA BE @ IZAY IZANY ISIKA FA FIFANKATIAVANA SY FAMPIAVANANA NO NATOA[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
,NAVOAKA KELY ALOHA NY GADRA ;;;FA AVERINA IHANY KAH ? TSSSS KA MBA ASIANA FIKA ANIE E [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
KA IZAY INDRAY NY @ INY IZANY ALOHA, FA NY TENA ATAHORAKO DIA HIVERINA DAHOLO ARY IREO SORISORY

répondu par MRifiona le 29/06/2010 12:42
2. TEGEVE
(
27/06/2010 18:50)
TONGAVA SAINA @ IZAY SIMBA NY TY NOSIMALALA @IRETO MANAO LOHAN'ALIKA FAT HAT
5. diloo
(
27/06/2010 22:06)
Inona indray ity mangala-tahaka an'i Ra8 ity ry TGV: Nanontany ny Majungais an-tarobia amplifié par TVM ianao raha tian-dreo ny cadeau Kassav, kanjo sifflets sy huées no nanjo anao:
Tena waina ilay milaza azy fa tian'ny vahoaka eran'ny Nosy izy.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-roule-56.gif[/IMG]
Le pouvoir en place leur a donc fait un grand cadeau et c’est certainement pour cela que le président de la HAT avait décidé d’entrer par téléphone en direct pour adresser un message aux spectateurs. La TVM a diffusé l’intervention et sur le court passage qui est passé, on a pu entendre la réaction hostile de la foule qui a couvert de huées et de sifflets les mots prononcés par Andry Rajoelina.
Tena waina ilay milaza azy fa tian'ny vahoaka eran'ny Nosy izy.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-roule-56.gif[/IMG]
6. diloo
(
27/06/2010 22:10)
'Zay mihitsy fa orera ireto [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]ary indrindra ity sefom-poza ity[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/face_1.gif[/IMG]
8. ifiona
(
27/06/2010 23:29)
oups.... tena ts milay rehefa tsisy smiley toy ny taloha ntsony...
bon
mampalahelo ny toe-draharaha ry zalah... ny tena mampalahelo @ ilay izy dia ireo vahoaka manomboka mizatra @ ilay situation dia tsy dia mahery fo ntsony @ ilay mitolona...
dia tena ho tanteraka eto ve ny nofinofin'i bazylou hoe tgv forever??? beuuuuuuuuurkkkk

9. MRifiona
(
27/06/2010 23:50)
Tsy misy izany chérie a, bazylou mbola afaka maninofy tsara foana ................firenena firy no mba nandefa solon-tena tao , fety aloha iny ary mijanona eo ihany , raha ny FATY dia mbola ny eo ihany no mutsingerina
Ndao klou hi-zouké leissy a
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/enfants-bisou-coeur.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-aargh.gif[/IMG]Tsy misy bisous hafa leissy eto ity aloha mipoaka mafy be e

10. MRifiona
(
28/06/2010 00:03)
Bois de rose saisis aux Comores : De hautes personnalités impliquées
Lundi, 28 Juin 2010 00:00
D’après une source bien informée, de hautes personnalités auraient été impliquées dans cette exportation illicite de 1 117 rondins de bois de rose au départ de Mananara Nord.
Mba manaraka procedure ve ny FATY raha ny akamany no voarohirohy fa raha ny légalistes izay dia efa voalaza teto daholo ny anaran'olona , tohizo tsara e, ho avy @nareo ny tsy mety
11. terrywui
(
28/06/2010 08:56)
IFIONA ?....salii...!! hay velona tao iany? angaha naverin'i hery iany ny ps nlah le voatsoka teo ?
---ka elah anie r'ifiona efa tenenina fona tsy hiteniteny ratsy eto fa tsy mety e!...
de nanome otrinnn an'i hery zao ifiona vao nahatafaverina an'io ifiona io ? hin hon hin hon hon nefa ndry zao efa nisaonanay teto !! efa nanaovana fety teto ny fahafatesandry sady nisy zus ...hin hon hin hon
rehefa tsy tato tsony ifiona de i rapika ndray no nanolo anlah tam fitenenana ratsy !!....
---ka elah anie r'ifiona efa tenenina fona tsy hiteniteny ratsy eto fa tsy mety e!...
de nanome otrinnn an'i hery zao ifiona vao nahatafaverina an'io ifiona io ? hin hon hin hon hon nefa ndry zao efa nisaonanay teto !! efa nanaovana fety teto ny fahafatesandry sady nisy zus ...hin hon hin hon
12. terrywui
(
28/06/2010 09:12)
koboko elah Noue !!!...... fa naleoko nipirina fa tsy tehanagoaka an'ireo bandy akamako ireo ah de niala pitsika teo no nety !...
nanao costume rapika de akanjo tsipitsipika carreaux rafeticon hin hon hin hon kobo an !!!..???
nanao costume rapika de akanjo tsipitsipika carreaux rafeticon hin hon hin hon kobo an !!!..???
13. MRifiona
(
29/06/2010 12:42)
Mitady loza @ vadiko koa angaha ty e, ataovy sarika amboa maty chérie a,
ndao indray hijery Shrek4 piso a 