J - 1 mahery kely sisa ...Efa vonona daholo ny vahoaka alinkisa sy ny miaramila!!!
1. terrywui
(
25/06/2010 10:17)
Efa vonona ny Fitondrana FAT sy ny miaramila amin'arivony maro ny hanao matso rahapitso !!
--efa vory lanona koa ireo vahoaka avy any amin'ny faritany fa ora sisa isaina de ho tonga ilay andro iray toa zato hifaliantsika malagasy tsivakivolo hitotorebika fa tonga ny asaramanitra
--misaotra ny fanjakana alou tamin'ireo tarika vahiny vao tonga fa tena lanonambe tokoa hiaraka amin KASSAV , zokibe ROSSY ,
Fararanon-danonana ny atsika malagasy amity faran'ny herinandro ity fa ny aina no matezà eeeeee.....
ny firedonana ny hiram-pirenena koa atao mafy tsara fa iny no tena zava-dehibe !! ity sao misy tsy mahay le hira ny Mpiondana fa entin-katezerana lava eto fona tsinnn kou....hianaro haingana fa akaiky ny asaramanitra

répondu par terrywui le 26/06/2010 09:20
2. terrywui
(
25/06/2010 10:21)
mmmmmmhhhh......tsara anie zany hira zany ee!!
ho ela velona e mankatelina ! ho tahiana i Madagascar nay !!
hijoro lalandava tsy ho ketraka !
ireo mpanohitra mitady hanimbazimba anao anie ry gasikara aleo hinananenganny any daholo !!
ataovy ny adiditsika ry vahoaka alinkisa a!!
ireo vitsy anisa mitady hanetry ny firenena aleo hipitrapitra sy hangaihay eo ee!!!
masina ny tanindrazana !!!
ho ela velona i Madagasikara tsy mandohalika mandrakizay !!
vereza faty any ny Mpanohitra hin hin hin hin hin

3. rijadolly
(
25/06/2010 12:54)
Samy milanonana fa ny saina entina no samy hafa, ny an' sasany fisaorana an' Jly DEGAULE? Ny sasany mihevitra fa efa azon' ny Razany izay nitolona ny FAHAFAHANA TENA MARINA, ny sasany indray maka hery hanohitra tanteraka ny fanjanahana amin' ny endriny vaovao izay hita mibaribary tamin' gazety EXPRESSE DE MADAGASCAR androany 25/06/2010 page: 3
Aiza main' ireo ny sainao eo anatrehan' ny fety sy haravoana izay manitikitika anao?

4. terrywui
(
25/06/2010 14:38)
atsangano ny saina rija de miravoravoa toi fa fety ny andro a!! amin'ny herinandro ndray midongy fa mifety alou zao !!!!asaramanitra beuuu!! vonoy ny vorontsiloza !! fa aza be konetaka tsony !......
5. rijadolly
(
25/06/2010 15:39)
Manotany an' se anie zaho hoe: Iza amin' ireo ny toetsain' se miatrika ilay fety be manentana an' se e! Tsy dia voatery tsy maintsy valiana aloha io fa raiso tsara ao anatin' se ny marina dia efa izy izay.
6. terrywui
(
26/06/2010 09:20)
Tsisy Malagasy na Mpitondra andevozina ankolaka na mivantana zany tsony izao e !! hatramin'ny nandroahan-dratsiraka ny vazaha rehetra 90% teto M/car nanomboka ny 1975 dia efa malalaka ny Malagasy , manana ny fahafahany ! raha te hanampy kosa anefa ny vahiny na frantsay na allemand na amerika sns ... de raisin,a antanan-droa satria mila vola i Gasikara fa nantin'i dada nitsoaka daholo ny tao antsompitra rehetra
----fa asakasakareo mbola voazanaka ara-tsaina kosa fa izahay efa afaka ary mankalaza ny fetim-pirenenay !! feteo any ny fetim-pirenenareo any Italy sy France any fa nenay ny fetimpirenena Malagasy ihany no hajainay ...... !!! zahay tsy mpamadika tanindrazana !!