SAHINAREO VE RY OLOM-PIRENENA MALAGASY ? TE HO VOAOZONA VE ?

1. terrywui ( 24/06/2010 07:10)
Malahelo fo !!

Ontsa ny Fanahy !!

Ory ny saina mieritreritra fa misy olom-pirenena Malagasy izao mamporisika ny olona hanimbazimba ny "Fiandrianam-pirenena" amin'izay resaka politika !!


---NOHO IO TSY FAHAIZANA POLITIKA IO IHANY DIA :
-afangaro tanteraka ny politika sy ny voninahim-pirenena !..fa raha miala teo ny TGV dia ho afaka amin'ny tantaram-pirenena ve ny nataon'ny Mpanohitra 2009_2010 !...betsaka ny Mpitondra nesorin'ny vahoaka teo (Tsiranana ,Ratsimandrava, ratsiraka ,zafy , ratsirahonana )fa rehefa tonga ny fetim-pirenena iraisana dia tsy mbola nisy ratsy saina be otrizao ataon'ny TIM sy ny 3mv izao teto amin'ny firenena!!....NY HANIMBAZIMBA NY MAHA IZY AZY NY FIRENENA NO HEVITRA HITAN'NY LOHA RATSINY
-Tsy misy hifandraisany mihitsy ny fankalazana ny nahazahoana ny fahaleovantena sy i Andry Rajoelina fa dia le loha efa mainty lomotrin'ny fialonana sy ny fahadisoam-panantenana no mitady zava-doza lava ho atao ! dia ho betsaka indray ny oul ho voaozona fa ny FIRENENA no andramondramo hosihosena !
-efa tena manaonao foana mihitsy ireto mpanohitra 2009-2010 tsy mety tafa ireto kah !....






-MAHAGAGA FA DIA MALAGASY RAY MALAGASY RENY IZAO NO MANOSIHOSY SY TSY MANOME VONINAHITRA NY FIRENENY ,MANIMBAZIMBA NY FIANDRIANANY ,SATRIA MANAFANGARO NY POLITIKA SY NY FIANDRIANAM-PIRENENY , OTRAN'NY RAINY MANAFANGARO NY FIVAVAHANA SY NY POLITIKA IANY IO E ! ZE ADALA TOKOA NO TOA ANDRAINY MARINA
-


répondu par Hagg le 28/06/2010 07:59
2. terrywui ( 24/06/2010 07:24)
hatramzao alouha de hanihany sisa hamalianlaisany anah fa tsisy valiny mitombina mitsy na iray aza !... le mpanosihosy tanindrazana ireto !!! ary sao ary de mpetraka any ivelan'ny Madagascar any ary laisany ireo e?? mety any ivelany any laisany de zay no mahatonga anareo tsy mahatsapa ny hamamin'ilay Nosy Maintso !!.. ka na manivaiva sy manosihosy ny "fiandrianan'ny Madagascar aza tsy koà aminareo tsony satria efa mahita ny firenen'ny hafa tsara tarehy any ivelany any hianareo!! -- tsapa ho tsy sarobidy aminareo izany "Voninahim-pirenena izany " !! ...
3. ouioui ( 24/06/2010 08:22)

MPAMADIKA TANINDRAZANA
4. terrywui ( 24/06/2010 08:31)

RAHA TANY DAGO ELAH NANDEFA AN'IO DEFA NOSAMBORIKO ELAH .....TENA KOZY ZANY !
5. ouioui ( 24/06/2010 08:33)
Tsy matahotra ny ho samborina ny mpitolona papa a, firy no olona tsy mana-tsiny voagadra ao Tsiafay ,Antanimora , ny Frantsay ary izao efa nanomé vola hanaovana prison vaovao ,
6. terrywui ( 24/06/2010 08:36)
KA TSY ATY DAGO ELAH DE MILAZA FA TSY MATAOTRA ! MARINA ZANY ! .... MPITOLONA ELAH EKEKO FA MPITOLONA TSY MBA ATY ANTANINDRAZANA HO JERENA FA ANY ANTANY LAVITRA ANY NO MIWOUWOUWOUWOUW......VAO MIDINA NY AVION DE MENOTTE NO MIANDRY AN'I TOI .....SADY MISY SARY ATY !! SA HO ALEFAKO ETO VE LE MIAKANJO TIM MIARAKA AMN PAPOZY INY ? HIN HIN HIN HIN
7. ouioui ( 24/06/2010 08:38)
hihiihi, any Dago ialahy hihihihihi, lany daty izany fika izany papa a
8. terrywui ( 24/06/2010 08:40)
FIKAKO TAMLAH FOTSINY LETSY LE RESATSIKA RENY FA ZA ATY DAGO FONA A.....OVINA ELAH LETSY NO MBA HANAO VAKANSY ? HANDE VE AMITY ?
9. ouioui ( 24/06/2010 08:53)
SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA
10. terrywui ( 24/06/2010 08:56)
hayyyy.....300lahy no matin'i dada tamin'io !!..soa fa efa ao anatin'ny Tribunal mitsy isika izao ! misaotra anlah nampatsiahy
11. ouioui ( 24/06/2010 09:15)
La cour a décidé ainsi de renvoyer l’affaire pour la prochaine session qui se tiendra probablement le 28 juin prochain, si l’on tient compte du calendrier de la CCO.
«Aucune notification sur la tenue de la séance d’aujourd’hui ne nous est parvenue…aucune communication du dossier, et méme l’acte d’accusation ne nous a été transmis qu’il y a tout juste quelques minutes avant le procès. Un tel document devrait pourtant étre fourni à la défenze au moins huit jours avant l’audience…aucune notification des avocats à tous les stades de l’enquéte, et pour preuve, c’était toujours à travers les médias que nous avions eu connaissance de l’évolution de l’affaire» ont martelé tour à tour Me Hanitra Razafimanantsoa et consorts.
Vice de fond. Sur le fond, le non respect des trois jours francs - qui n’étaient pas encore expirés hier - suite à un pourvoi en cassation du dossier, a été particulièrement souligné par les mémes avocats. «Il ne faut pas perdre de vue qu’il y a eu mort d’homme. Autant bien réfléchir et mettre tout son sérieux sur ce dossier» plaident les mémes personnes.
12. ouioui ( 24/06/2010 09:16)
La cour a décidé ainsi de renvoyer l’affaire pour la prochaine session qui se tiendra probablement le 28 juin prochain, si l’on tient compte du calendrier de la CCO.
«Aucune notification sur la tenue de la séance d’aujourd’hui ne nous est parvenue…aucune communication du dossier, et méme l’acte d’accusation ne nous a été transmis qu’il y a tout juste quelques minutes avant le procès. Un tel document devrait pourtant étre fourni à la défenze au moins huit jours avant l’audience…aucune notification des avocats à tous les stades de l’enquéte, et pour preuve, c’était toujours à travers les médias que nous avions eu connaissance de l’évolution de l’affaire» ont martelé tour à tour Me Hanitra Razafimanantsoa et consorts.
Vice de fond. Sur le fond, le non respect des trois jours francs - qui n’étaient pas encore expirés hier - suite à un pourvoi en cassation du dossier, a été particulièrement souligné par les mémes avocats. «Il ne faut pas perdre de vue qu’il y a eu mort d’homme. Autant bien réfléchir et mettre tout son sérieux sur ce dossier» plaident les mémes personnes.

TARAIKY BE PAPA IZANY KLE
13. terrywui ( 24/06/2010 09:17)
---AMBILOMAGODRA - DIEGO - NOSSI-BE = 2300 NO MATY (RATSIRAKA+RAVALO)
---BRICKAVILLE - TAMATAVE = 180MATY
-- PONT ZAFY ALBERT(majunga) + BELOBAKA = 150MATY
--TANANARIVE + FIANARA + TULEAR ANTSIRABE +TAMATAVE +MAJUNGA + DIEGO = 1100MATY


DE LE TEO AMBOHITSIROHITRA SY NY NAMANY = 300MATY
14. ouioui ( 24/06/2010 09:50)
Aiza izay vidéo hoe jerena fa mora be no manosopotaka hotran'izao , raha fantatr'ialahy moa fa 3000 nie no oul maty fa tsy 300 t@ ireny 7/02/2009 ireny fa nodoran-dry Ramaroson ny ankamaroann'y faty , tssss aza manao resaka tsaho papa a, mora loatra
15. terrywui ( 24/06/2010 10:06)
TONGA NY FETY FA KELY SISA O .....MIFALIA RY MALAGASY AAAA .....
16. Hagg ( 25/06/2010 08:02)

Misaotra fa tena mandona saina ilay titre ka voatery hanome fanazavana aho raha ilaina tokoa.
Raha izaho dia anisan'ny tsy mankasitraka ny fety be atao etsy sy eroa ka ilazana fa fetin'ny fahaleovantena izao. Raha mankalaza ny fahaleovantena dia azoko ekena ihany saingy tokony ho vavaka fangatahana famindrampo lalina, ary fisaonana lalina mihitsy aza no atao. Inona tokoa moa ny tena antony ankalazana azy izao raha firenena tsy nomena voninahitra sy ny hajany hatr'izay naha 50 taona azy izay? Samy nagalatra sy nisoloky azy daholo ny malagasy izay niseho nitondra teto (tsy maninona na atao fahobe aza na dia nisy marina ihany aza ka naningana kely), ary na ny mpiasa tsotra aza. Ontsa ny fo raha mahita ireo halatra bevava sy pillage isankarazany izay niseho. Ary nahoana moa no mahasarotiny raha tsy manangatsaina satria hoe ny saina no mahamalagasy angaha? Fa ny zavatra hafa ankoatry ny saina nohitsakitsahina sy tsy nasiana dikany dia tsy maninona? Inona ny Constitution tsika izao? Aiza ho aiza ny tanintsika izao? Ny harenantsika lany amin'ny tsolotra fotsiny? Dia rehefa 26 juin ve dia mody miseho ho tia tanindrazana eto daholo? Fandrebirebena saina daholo ireny. Ary nahoana moa no fetimpirenena ka artista vahiny no asaina sy andaniana vola hanafana azy? F'angaha ny Malagasy tsy mahay mikorana sy mifety koa raha tsy misy vahiny? Ny artista malagasy nga tsy mahay n'inon'inona no tsy omena azy raha nisy ihany ny vola be zaraina? Izany ve dia fahaleovan-tena? Ary mba misy afaka manazava ve hoe vola avy taiza io volabe atsipy eny ambaravarankely io?
Tsy manakana izay te hanao fety be satria mahatsapa ny tenany ho miadana sy voahaja ny zony aho, fa aleo koa ny sasany haneho fa tsy firenena mahaleotena ny firenena tsy manana ny mahaizy azy fa entin'izao mpanongampajakana sy mpandroba rehetra izao, ny firenena tsy misy fahamarinana, ny firenena tsy misy lalàna. ALEO HIONDRIKA IZAHAY FA MENATRA!!!!! ALEO HANANA NY FILOHANY NY FIRENENA, ALEO HANANA NY CONSTITUTION-NY NY FIRENENA, ALEO HAHAZO HASINA NY FIRENENA KA HOHAJAIN'NY MALAGASY REHETRA SY NY VAHINY vao hanao fety izahay.
17. terrywui ( 25/06/2010 10:33)
f'anga ry haga vao zao ny firenena no sahirana no notaingendry zalah?? fa tsy hitan'i toi anga ny nanaovan'i dada azy teo aloha teo ? fa saika lasa hatram 1/3n'ny madagascar mihitsy raha tsy naongan'ny vahoaka teo hainga izy !!!!...

--ary raha ny halatra !!!! iza no nangalatra ? angaha nisy vola intsony tao tam TGV tonga teo fa nangadihady ny tanana fa tanampolo no nentina niasa sy nampiodina ny mach admin teo !!! lasan'i dada daholo ny milliers des milliards !!!
18. bazylou ( 26/06/2010 07:50)
Raha ny an le8 no tohizana teo dia nahazo andevo 20 000 000 izy. Izay notadiavin'ny gasy io.
19. Hagg ( 28/06/2010 07:59)

Nareo ko nga tao anatin le saika andevo? Ary zao nareo inona? Sa anisan'ilay afaka nangalatra? Dia faly fa nanankarena tampoka? Fa raha nanao ireny famaliana ireny aho tsy nanonona hoe iza na iza fa ianareo no noteren'ny eritreritrareo. Ny fantatro fotsiny dia tsy manana ny maha-izy azy ny firenena izao.
Ny mampatahotra kely ahy dia mety mihevitra ny tenany ho andevo foana ny gasy raha vao mafimafy kely ny asa na hentitra kokoa ny mpampiasa. Kanefa tsy mampaninona ny gasy raha vazaha no "manandevo" azy !! Toa naturel izany, sa tsy tsapanareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471