TONGAVA ZAY TSY MANKASITRAKA NY FAT

1. Noue ( 23/06/2010 14:35)
A VOUS TOUS QUI CONTESTEZ CE GOUVERNEMENT PUTSCHISTE
AGISSONS ENSEMBLE POUR SORTIR NOTRE PAYS DU GOUFFRE
LE PEUPLE MALAGASY ATTEND VOTRE SOUTIEN


[URL=http://img97.imageshack.us/i/26juinfilazana4.jpg/][IMG]http://img97.imageshack.us/img97/1429/26juinfilazana4.jpg[/IMG][/URL]

Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]

Ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa, ka atambaro ny hery!

répondu par ouioui le 24/06/2010 09:43
2. terrywui ( 23/06/2010 14:37)

Ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa, ka atambaro ny hery!



Ho avy letsy noue a... ary elah aza masiaka be otran'io hoa refa miditra eto !!!...
3. swnan ( 23/06/2010 14:40)
Ok izahay aloha dia tsy mankasitraka hatrany amboalohany e, ary tsy afeninay eto @ kianjan'ny demokrasia eto izany , manahoana elah Noue , any isika mifankahita e, kôpy toi
4. swnan ( 23/06/2010 14:40)
Ok izahay aloha dia tsy mankasitraka hatrany amboalohany e, ary tsy afeninay eto @ kianjan'ny demokrasia eto izany , manahoana elah Noue , any isika mifankahita e, kôpy toi
5. terrywiui ( 23/06/2010 14:40)
Fety foza tsy ilaina na handeha mbamin'ny lohany feno maloto iny aza tsy misy mankato eo eo , izay indrindra no hanehonay etoana ny tsy fankasitrahanay , milay izany e
6. Noue ( 23/06/2010 14:41)
-13h : RALLIEMENT AU TROCADERO

-14H : DEPART POUR LA MARCHE VERS L'AMBASSADE

-14H45 : RASSEMBLEMENT , PLACE DE LA COLOMBIE

-15H : CULTE

-15H45 : TEMPS DE PAROLES

-18H : REPAS TIRE DES SACS

-19H : LAMPIONS


NY NENINA TSY ALOHA HANANATRA FA AORIANA HANDATSA ,

HATAMBARO NY HERY

IZAY MITAMBATRA VATO , FA IZAY MISARAKA FASIKA

MASINA NY TANINDRAZANA
7. Noue ( 23/06/2010 14:43)
tsy masiaka zany letsy aho aaa ! fa manentana ny rehetra zay tsy mankasitraka sy mahatsapa fa tsy rariny ny ataon'ny faty eee !
8. ouioui ( 23/06/2010 15:09)
Ho avy any daholo e, tsy avelantsika hanimba ny fara aman-dimby ny habibiana atao'ny FATY
hihihi mitomany indray wiwi, tsisy mpanaraka ny hevitr'ialahy papa a
hihihi, petsan-dry zalahy tato mafy papa izany an hihihi
9. terrywui ( 24/06/2010 07:16)
elah de miteniteny fona sy entimpo be amin'ny hatezerana fotsiny ry ouioui fa tsy misy zavatra malamm ny teninlah ! "habibiana"ahoana ary ? refa ady ry lety de tsisy misafosafo anlah zany fa ze ahafaty ny fahavalo no atao a!...tadidio zay !! ka tsisy habibiana natao teo fa niady de nisy resy sy mpandresy !
10. ouioui ( 24/06/2010 08:02)
Aza tezitra moa e, inona ary ty entim-pofona vao masily ty klé, ho tonga tokoa ve ialahy e, tsy izany mantsy fa sao ...
11. terrywui ( 24/06/2010 08:33)
NEFA DE MILAZA ELAH TAMIKO FA TSY ELAH IO OUI OUI IO ? MANINN ZAO RA TSY MANDAINGA ?

--ZA TSY MAINTSY TONGA LETY A EFA VITA NY PROGANAY SY NOUE FA NA GTT NO EO NA TIM NA INN NA INN DE EO AH !! ZE MITAPITAPY AMIKO EO DE GOAHIKO SOAMATSARA MITSY !........
12. ouioui ( 24/06/2010 08:37)
Aza bekafara papa a, any mifankahita , tsy mpamadika tanindrazana ny bandy e
13. terrywui ( 24/06/2010 08:39)
OVINA ELAH NO MBA HANAO VAKANSY ANY M/CAR LETSY ?

EFA ELA ANIE ELAH ZAY TSY MBA NODY E ......
14. ouioui ( 24/06/2010 08:40)
Fa ngah ialahy tsy eto Madagasikara hihihihi, mipetraka eto Ambohitsirohitra leisy izahay a
15. terrywui ( 24/06/2010 08:43)
ANDRASAKO NY FAHATONGAVANLAH EO IVATO E DE MBA MIKOZIKOZY POLITIKA ISIKA !!....OVIANA ELAH NO HO AVY ATY HOA ?
16. ouioui ( 24/06/2010 08:53)
SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA
17. terrywui ( 24/06/2010 08:58)
nahafaty 300 lahy mahery hono dada teo ! efa mandeha amin'izao ora zao ny fanadihadiana samihafa sy ny tribunal ! misaotra anlah nampatsiahy
18. ouioui ( 24/06/2010 09:12)
La cour a décidé ainsi de renvoyer l’affaire pour la prochaine session qui se tiendra probablement le 28 juin prochain, si l’on tient compte du calendrier de la CCO.
«Aucune notification sur la tenue de la séance d’aujourd’hui ne nous est parvenue…aucune communication du dossier, et méme l’acte d’accusation ne nous a été transmis qu’il y a tout juste quelques minutes avant le procès. Un tel document devrait pourtant étre fourni à la défenze au moins huit jours avant l’audience…aucune notification des avocats à tous les stades de l’enquéte, et pour preuve, c’était toujours à travers les médias que nous avions eu connaissance de l’évolution de l’affaire» ont martelé tour à tour Me Hanitra Razafimanantsoa et consorts.
Vice de fond. Sur le fond, le non respect des trois jours francs - qui n’étaient pas encore expirés hier - suite à un pourvoi en cassation du dossier, a été particulièrement souligné par les mémes avocats. «Il ne faut pas perdre de vue qu’il y a eu mort d’homme. Autant bien réfléchir et mettre tout son sérieux sur ce dossier» plaident les mémes personnes.
19. terrywui ( 24/06/2010 09:26)
PFFFFF.....COPIE COLLER BE NENLAH ......SSSSSSSSHHHH
20. ouioui ( 24/06/2010 09:43)
Valio leiss mou fa mitomany a, efa hita fa mikorontana daholo razanakiso mianakavy FATY mbola inona indray e hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2501