Tsy kobaka ambava tsy wawawa tsony ty ry zareo fa tena izy a!.......

1. terrywui ( 22/06/2010 13:52)
Tonga ry KASSAV !!!....enfin !

izay tarika nampanantenaina fa ho avy hanafana ny Fetin'ny fahaleovatenatsika Malagasy !!!Voninahitra lehibe ho antsika izany ka tokony mba hihetsiketsika isika Malagasy amin'izany fa tsy hanao "HANATERAN-KIRA NDRAY NO MILAZA TSY AHAY MANDIHY "

merci e.....
répondu par ouioui le 24/06/2010 08:29
2. terrywui ( 22/06/2010 13:54)
tena maha tanteraka izay nolazainy kosa ry zalah ireto kahh!!!! .... tena vitany marina ny nahabata andry kassav leee... mahagaga !!!!!

3. pikatti ( 22/06/2010 14:01)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]de ahoana leity ??? mety mahazo vola @ izay izany ve klé, hivoaka daholo ny famatsiana etsy sy eroa , ny caisse efa ritra io ve leiss de handaniambola @ rasaribakoly Rajoujou, f^te de la musique tetsy @ Place de la Bastille omaly no tena nilay e, saika nodoran-dry zalahy velona tao le fozabe [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
4. pikatti ( 22/06/2010 14:01)

5. pikanety ( 22/06/2010 14:24)
ho tonga daholo izany ny eny bas quartier ,ity le hira nampalaza an'i kassav
sipa mipetraka ary dia tonga aty ..... SA SASA SA E
SAIKA NOMENY KLOU KA TSY AMPY SARIE EEEE
TSASTAS EEEE
6. mepaka ( 22/06/2010 15:24)
ho avy ao daolo ndray izany ny bongilah rehetra.hidofaka kou ny fofona rongony
7. rijadolly ( 22/06/2010 15:44)
Tsy kobaka ambava tsy wawawa tsony ty ry zareo fa tena izy a
Fa efa nisy kobaka am- bava nga ry terrywui nataony? dia inona? toa mahaliana ilay hevitrao, tena hendry marina se zany mahafantatra ny kobaka am- bava sy ny tsy kobaka am- bava.
8. diloo ( 22/06/2010 18:37)

Tsy kobaka ambava tsy wawawa tsony ty ry zareo fa tena izy a
Fa efa nisy kobaka am- bava nga ry terrywui nataony? dia inona? toa mahaliana ilay hevitrao, tena hendry marina se zany mahafantatra ny kobaka am- bava sy ny tsy kobaka am- bava.

Madra paha aloha dia kobakaBafana no nianjady ny reny malala an'i ra-Terry.
Fetin-dabiera ny an'i ra-Zuma fa naharesy ny ekipan'ny SADEC 2-1, ary mise en bière ny saina manga-fotsy-mena fa sans qualité avérée.Hi!Hi!Hi.
Aza misosoka alahelo ra-Terry. Kalma fotsiny Toi.
9. rijadolly ( 23/06/2010 02:37)
Tena resy ny Francafrique ry Diloo a! Izay vao tena afaka i Afrique fa tsy nisy nanao sonia ilay feuille de routen' Frantsay, samy ni- grève ao daholo ny Afrikanina tao amin' ilay équipen' Francafrique, ihihihihiih!
10. terrywui ( 24/06/2010 07:36)
PFFFHHHHH....NEMPORTEKOA ...AZA MITENITENY FOANA REHEFA TSY MAHAY SY TSY NAHARAKA FA MAHAMENATR'OUL
11. ouioui ( 24/06/2010 08:29)

féte de la musique tetsy @ Place de la Bastille omaly no tena nilay e, saika nodoran-dry zalahy velona tao le fozabe

Efa nodoran-dry zalahy kambony

Tena resy ny Francafrique ry Diloo a! Izay vao tena afaka i Afrique fa tsy nisy nanao sonia ilay feuille de routen' Frantsay, samy ni- grève ao daholo ny Afrikanina tao amin' ilay équipen' Francafrique, ihihihihiih!

Izay mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1518