ity no logo ntsikatena izy
1. rasamy
(
22/06/2010 10:21)
[URL=http://ti1ca.com/877qu3uu-AZ-AZ.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/877qu3uu.jpg[/IMG][/URL]
50taona ngarangidina mbola ny frantsay foana no mangalatra sy mandroba eto @ firenenan malagasy ,mitohy ny tolona mandra pahatongan'ilay fahaleovan tena tena izy
50taona ngarangidina mbola ny frantsay foana no mangalatra sy mandroba eto @ firenenan malagasy ,mitohy ny tolona mandra pahatongan'ilay fahaleovan tena tena izy
répondu par diloo le 22/06/2010 22:11
2. rasamy
(
22/06/2010 10:23)
izay tonga eny mahamasina mahazo tonga eny mihorakoraka an'ireo FAT sy mitsoaka vuvuzela raha vao mikabary i radomelina
3. ouioui
(
22/06/2010 10:28)
Io no tena izy , hihihi ok rasamy a! Fombam-poza @ izao fotoana filelafana mpanjanaka , VAO tsy eo R8 dia niverina ary @ 50 ans lasa , aiza no fahaleovantena @ izany
Mihevitra ny foza fa ny mpijery lanonana angamba dia FATY koa,tsia bolam-bahoaka io ary mbola hotakiany @ fomba hafa koa
Mihevitra ny foza fa ny mpijery lanonana angamba dia FATY koa,tsia bolam-bahoaka io ary mbola hotakiany @ fomba hafa koa
4. Noue
(
22/06/2010 11:28)
io marina no tena izy eee ! adalan'zay manana logo hafa noho io !!! manaiky ny figejagejan'ny frantay tahaka an'i radomelina kelifingotra lavanify
5. terrywui
(
22/06/2010 11:51)
ka le alaelo sy le haromontana anie ry noue misy ao anaty fa ny hamoahana azy sy ny hananterahana azy no sarotra e !......zay le izy !! zay koa no mapanopanopa be an'i pikati-zigzag teto ireny !! mibosesika le alahelon edala de tsy hita tsony ze atao sy hamoahana azy de ireny manalanala fo eny rehetra eny amin'ny teny ratsy be sy filana vaniny sisa !! tsisy resaka politika tsony na hevitra mba avoakanlery fa de andao hofampitifitra isika e , andao hifampitsatoka bayonnette e sns....ka le politika tsy hay fa te hiditriditra ka !!!....fayyyy...
6. pikatti
(
22/06/2010 13:08)
Ahoana less rawix ah , lasa mampalahelo be elah ato izany klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/mini-pleure-28492.gif[/IMG]ka ny an'elah anie afangaron'elah ny resaka politika sy ny resaka akama de lasa mivaralila sisa ngama[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
7. diloo
(
22/06/2010 22:11)
Mety io logo ny fahamarinana ny asa ratsin'ny fransafrika io io Rasamy an![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/0060.gif[/IMG]
