Hypopo miteny , manitsoka ny FATY
1. pikatti
(
21/06/2010 22:50)
Chatagnier aloha dia efa manao isan-trano , eran'ny Masoivoho mba hiampy ny ho tonga eny Mahamasina , matahotra lery fa tsy ho hisy solon-tena vahiny miaraka manaiky aminy ny FATY [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-surpris-pale.gif.gif[/IMG]
Voatery hypopo nilaza fa tsy midika ny fankatoavana ny FATY hono ny mankeny , raha tsy paiso ny lessy ny olona klé, ny karazan-tsonogaly nahazo baiko ihany aloha no tazna any [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-pas-cool.gif[/IMG]

répondu par tgvafond le 22/06/2010 15:26
2. AmiralHypopo
(
21/06/2010 23:22)
Izay anie no manarihana ny mifanazava @nareo milaza ho légalista e, aiza indray ary izaho no nilaza an'izany teo???ny foza orana ary ato efa tsy hita izay tsaho aheliny mbola ampinareo ihany lé
3. swnan
(
21/06/2010 23:29)
Rehefa mba nitenenina hypopo dia ekena a, olon-dehibe ihany ny tena mba menatra e
Jean-Marc Châtaignier est le surprenant lobbyiste en campagne auprès des chancelleries et du milieu politique malagache pour les convaincre d’assister au défilé du 26 juin. Cela fait suite à l’intense travaille du ministre des affaires étrangères, le Vice-amiral d’escadre, Hyppolite Ramaroson Rarison, pour expliquer aux chancelleries "que ce sont les forces armées malgaches qui les invitent à assister au cinquantenaire de ces forces et non les autorités politiques". "de toutes les façons, nous ne pourrons pas interpréter comme une reconnaissance leur présence à la cérémonie du 26 juin à Mahamasina.

4. AndriambyII
(
21/06/2010 23:45)
Izay anie no manarihana ny mifanazava @nareo milaza ho légalista e, aiza indray ary izaho no nilaza an'izany teo???ny foza orana ary ato efa tsy hita izay tsaho aheliny mbola ampinareo ihany lé
Lakalaka ny voninahitra sy fanjakana , ka asakasakareo ra Hypo ! Tsy vitan' ny tranga lela te hirehaka intsony izy ity fa efa tafiditra @ ampahany fandanian' aina !Efa dila ny fotoanan' ny kely tsy mba mamindro , efa miray izao tontolo izao , tso-drano sisa azo omena anareo ,mazotoa mahalasàna fa tsy izahay no hanozona anareo !Hombay ny làlana nofaritan- ny lahatra !
5. rijadolly
(
22/06/2010 02:59)
Ny tena mampalaelo ry Pikatti dia ny mahantra foana no atao fitaovana hanamafisana toerana. Araraotina ny faiblesseny, tsy manana izy? velomina ao anatiny ny ory havamanana. Tsy mahatakatra an' ry izy? omeo azy androany ihany izany fa androany no ilaina azy,...
6. ouioui
(
22/06/2010 05:27)
-- Ny "fanangana-tsaina" dia fanosihosena ny fahaleovan-tena"malagasy aloha voalohany indrindra !!
--Fanaovana z'inona ny "Fiandrianam'pirenena" Malagasy ary hapetrakay ho tantara ireo "Mpamporisika" ny Malagasy hanitsakitsaka ny maha izy azy an'i Madagascar ! Dia i Madagasikara 50taona aty aoriana ve dia mbola fanagadrana mpanao gazety , famonoana olona ,ramatahora, milisy,fanakatonana Radio. Tssss inona moa izany fa tsy mbola pire nohon' ny nataon'ny mpanjanaka ,izahay tsy mifety fahaleovantena FATIM-PANJANAKA!!!
-Mbola averinay fanindroany ihany fa tsy an'ny FAT na an'ny irery akory i Madagascar sy ny Fahaleovantena !!!Noho izany dia avelao ny Vahoaka Malagasy tsivakivolo hiteny fa tsy tereriterena , izany tompoko ny DEMOKRASIA ,tsy ilainay intsony ny basy hamoretana ny samy Malagasy
-fahatelo farany : Mba ahoana hoy ireo BEKOTRO maroholatra izay nitolona tamin'izany fotoana amin'izao fanaovana tsinotsinona ny ainy latsaka sy ny fampijaliana niaretany ary ny "ady ny ho amin'ny fahalevantena izao?" -----Raha ny rà nalatsany ho an'ity tanindrazana ity indray no hosohosena ary nombiazan'ny FATY indray ny fomba fanaon'ny mpanjanaka

11. terrywui
(
22/06/2010 11:52)
miboredika be ra batista ato zany kle!!!....nipika koa angah elah le!...maharary marina le politika refa tsy mety tafa kah !...ny kofy anefa mlamm tsara !!!!!....fayyyy
12. pikatti
(
22/06/2010 13:28)
Fanina be elah ato zany rawix , kôzy e, logo foana ve no averimberin'elah klé , batista a batista fa elah ve mivika e, ajanony kely aloha ny politika fa tsy misy fankatoavana izany eo ,tsy tafa zany tgv efa forfait zany bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
14. pikatti
(
22/06/2010 13:50)
Kay klé io ve sisa ,fafaoko eo elah fa tsy mifandray @ lohahevitra zany dinik'elah zany klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
15. pikatti

16. tgvafond
(
22/06/2010 15:26)
Le Vice-amiral d’escadre, Hyppolite Ramaroson Rarison, pour expliquer aux chancelleries "que ce sont les forces armées malgaches qui les invitent à assister au cinquantenaire de ces forces et non les autorités politiques".[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
17. tgvafond