Momba an'ireo resaka Tuléar ? ... tsy de mavesatra !!!!

1. terrywui ( 18/06/2010 12:03)
Raha vao vita ny fakana ambavany an'ireo Toko Be Telo de sur fa ho avoaka izy e!!! resaka fampidirana andry zalah ireo anie le izy fa tsisy resaka politika e !!zay no tsy tantin'ireo oul vitsivitsy mampisahotaka azy ireo fa refa tafavoaka ireo de hipirina tsara ndray Tuléar !!!! tsisy dikany zany !!!!....
-----aza hanaovana resaka be mampandry adrisa eto tsony zay fa maivana be !!.


resaka hafa ndray atao ....
répondu par terrywui le 18/06/2010 12:36
2. terrywui ( 18/06/2010 12:06)
Marina ihany ny an'ireo Zanak'i Tuléar raha manohana an'ireo TBT izy satria ohatra ny Ampanjaka ireo any amin'ny faritany rehetra mitsy !! tokony havoaka alou ireo e!! marina izay !! ary efa hitan'ny Fanjakana izay de sur fa havoakany ireo !! de hilammm fehizay ny tanana ....


(mbola tsisy hon hon sy hin hin sy her her ihany koa!)
3. terrywui ( 18/06/2010 12:36)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052