Basy 90 very teny Fiadanana, sady be no nampidirina antsokosoko
1. terrywui (
18/06/2010 11:23)
Tena gaigy fa refa natao ny FITSARANA an'ireo bodega mpanohitra sy ireo kofy sivily mpanohitra de kobo fa hay basy nampidirindry Momo kely sy manamboninahitra sasany antsokosoko hatramin'ny 2009 faran'ny taona ireo kalaky ireo! zany hoe efa tena nokonokonondry lerony mitsy zany le hanongam-panjakana ! soa fa tratra daholo ireo tsy vanona fa raha tsy zany de angamba rà nandriaka ndray teto amin'ny tanana !
Hatao inona ireo basy ireo ? iza no saika ho vonoina amin'ireo ? sur fa Malagasy no saika ho tifitifirin'ireo Mpanohitra sy ireo bodega tamin'ireo zany !
-saika handripaka ny Malagasy mihitsy zany no tanjona ?