Ambiguité sa reconnaissance de fait ny lettre de créances ny Nonce Eugène Martin Nugent
1. diloo
(
13/06/2010 21:58)
hery - 07/06/2010 14:17
Ambiguité diplomatique no fahitako an'io. Ny an'ny Etat du Vatican, ny Nonce apostolique dia tsy voatery miankina amin'ny situation politique eo an-toerana. Tsy mihantona noho izany ny fanendrena ny Nonce noho ny zava-misy eo an-toerana. Lany mandat ilay nonce teo aloha dia tsy maintsy notendrena ilay nonce vaovao. Dia eo amin'izay ilay ambiguité.
Ny ambassades rehetra efa eo antoerana dia ara-dalàna t@ fanjakana malagasy daholo (nametraka lettres de créance tamin'ny fanjakana malagasy teo aloha). Ary izay niala (tahaka ny an'ny amerikana) dia tsy nosoloina. Rehefa misy fanasàna ataon'ny HAT momba ny ambassadeurs, dia afaka tonga daholo ireo ambassadeurs rehetra ireo satria eken'ny fitondrana eo antoerana. Ny fahatongavan'izy ireo amin'ireny fanasàna ireny anefa dia tsy nidika mihitsy hatr'izay hoe manaiky ny HAT ry zareo.
tsy nidika mihitsy hatr'izay hoe manaiky ny HAT ry zareo.
Or:
Reconnaissance. En effet, le président de la HAT Andry Rajoelina et son épouse ainsi que plusieurs dignitaires du pouvoir de transition pour ne citer que le vice-Premier ministre chargé des Affaires Etrangères, Hyppolite Ramaroson, ont assisté à cette messe. Une occasion pour la HAT - surtout suite à ses démélés avec la FJKM - de mener une opération de charme à l'endroit de l'Eglise catholique et une manière de rendre la politesse à cette dernière après la reconnaissance du régime en place par le Vatican dont le représentant a récemment présenté ses lettres de créance à Iavoloha. Le nouveau Nonce Apostolique, Mgr Eugène Martin Nugent, a, du reste, participé à cette messe.
Midi Mada.14-06-10.
Ny fahitako ny fankatoavan'ny Nonce an'ny HAT izany, dia manaiky ny vono olona sy ny fanagadraina ny mpanao gazety ny Vatican. Izany hoe tsy olana intsony ny fanaovan'ny HAT abibina satria ilay reconnaissance amiko dia karazana bénédiction pour continuer les exactions de la HAT et asseoir la politique du Vatican au détriment de la démocratie, de la souffrance du peuple malagasy, des censures des journalistes. Les trio du Vatican lors de cette messe, n'ont méme pas prononcé le mot paix pour le peuple malagasy devant la crise actuelle.Ce qui suppose que la situation actuelle arrange bien Vatican sauf et heureusement pour le VKMF ou « Vondron'ny Katolika Mijoro ho an'ny Fahamarinana » .
Tairo indray aloha ny dinika fa mangina. Mandraisa anjara amin'izay toi ry Terry, fa ity ny dinika kapoaka an'ny toi.
[/quote]
répondu par terrywui le 14/06/2010 17:50
2. wxxx
(
14/06/2010 06:46)
Hihihi fetsona hihihi nanaovan-dry zalahy tournant tato hihihi
KA IREO VKMF IO NO TSY MANAIKY FA MANERY AN-I ODON RAZANAKOLNA HITENY RAHA VRAIMENT OLON IZY HIHIHI
KA IREO VKMF IO NO TSY MANAIKY FA MANERY AN-I ODON RAZANAKOLNA HITENY RAHA VRAIMENT OLON IZY HIHIHI
3. fijo
(
14/06/2010 11:14)
mazava anie fa ny "katolika" dia isan'ny nanao izay hoafany tamin'ny fanesorana an'i ravalo e.tsy resaka fankahalana ny mpino katolika ny ahy,fa ny "katolika" lazaiko eto,dia ilay aty an tampony;vatican raha ny marina kokoa.
ny antony dia tsy nahita rirany ny"katolika" tamin'ny andron'i ravalo te ,fa ny firehan aprot no nahita tombony;
hafaka maneho fanazavana eto izay katolika te hiaro izany raha maharesy lahatra ny mpisera eto.tsy takona hafenina ilay izy ka aleo avoaka hibaribary.
porofo ny fanapahankevitry ny HAT "hanasazy ara bola ny FJKM.raha ny tokony ho izy ,dia tokony samy iharan'izany ny fiangonana rehetra,nefa indrisy.
ka io n "katolika" ihany no tokony hanarina io lesoka io,fa rah atsy mitsinjo lavitra eo,dia ahita angano koa atsihoatsy
ny antony dia tsy nahita rirany ny"katolika" tamin'ny andron'i ravalo te ,fa ny firehan aprot no nahita tombony;
hafaka maneho fanazavana eto izay katolika te hiaro izany raha maharesy lahatra ny mpisera eto.tsy takona hafenina ilay izy ka aleo avoaka hibaribary.
porofo ny fanapahankevitry ny HAT "hanasazy ara bola ny FJKM.raha ny tokony ho izy ,dia tokony samy iharan'izany ny fiangonana rehetra,nefa indrisy.
ka io n "katolika" ihany no tokony hanarina io lesoka io,fa rah atsy mitsinjo lavitra eo,dia ahita angano koa atsihoatsy
