Pays à risque : Situation aggravée pour Madagascar
1. TEGEVE
(
11/06/2010 13:58)
« Les perspectives économiques et politiques très incertaines et un environnement des affaires comportant de nombreuses lacunes sont de nature à détériorer sensiblement le comportement de paiement. La probabilité moyenne de défaut des entreprises est élevée ». Plus que jamais, la situation économique et politique à Madagascar correspond à cette notation de la COFACE (Compagnie Française d'Assurance pour le Commerce Extérieur) qui classe toujours la Grande Ile dans la catégorie C, regroupant les pays à très haut risque pour les investissements directs étrangers.
répondu par AndriambyII le 12/06/2010 00:09
3. falimanana
(
11/06/2010 14:34)
NY tavany mpivarotra COCAINE iany no tonga any am zao !!volandrongony zao no fidirambolan'ireo am zao ary tena KOZY MARINA IO!!
PAKISTANAIS no voloany ao!!Mba ampitao am TANORANTSIKA izany fa adidy sao POTIKA NY TOETSAINTSIKA TANORA MALAGASY ary tsy hisy raisina noho ny COCAINE apres 10 taona fotsiny
PAKISTANAIS no voloany ao!!Mba ampitao am TANORANTSIKA izany fa adidy sao POTIKA NY TOETSAINTSIKA TANORA MALAGASY ary tsy hisy raisina noho ny COCAINE apres 10 taona fotsiny
4. ouioui
(
11/06/2010 14:54)
9 JUIN 2010 IZAO VE NO FIAINANA MANDROMBA FANAMPIANA HO AN'NY VAHOKANY ,RAISO OHATRA HOE FANAMPIANA TETO T@ IRENY RIVO-DOZA IRENY POTEHINA DIA IZANY NO ZAVA-MISY ANKOATRAN'NY VOALAZAN'I FALY
5. ouioui
(
11/06/2010 14:55)
Mampalahelo e, tsy tazanao ilay izy fa tsa mety hono ato @ ity site ity, fa tsa lalako avao
6. ouioui
(
11/06/2010 14:56)
Mampalahelo e, tsy tazanao ilay izy fa tsa mety hono ato @ ity site ity, fa tsa lalako avao
8. xxwx
(
11/06/2010 16:15)
Hita izao fa états voyous. ve hanaovana financements tsss "aleonay very tsikalankalam-bola toy izay tsikalakalam-bahoaka"
