Nahoana no dia toaka?

1. soanja ( 11/06/2010 05:17)
Arakan'ny voalazan'i gazety iray ao Madasikara tamin'ny herinandro lasa teo dia 35% ny vehivavy malagasy ao Madagasikara dia manana fahazarana misotro toaka avokoa.

Toaka? 35%? Betsaka anie izany rey olona!

répondu par fijo le 17/07/2010 19:07
2. diamondra27 ( 11/06/2010 12:00)
tsy lahy tsy vavy ve izany dia lasa misotro toaka daholo?
andrayyyyyy,rehefa misy famadihana ireny izao no tena hitako taloha sy rehefa fety hoe tena occasion hisotroana fa raha lasa mpisotro toaka zany ny 35% dia mampieritreritra tokoa.

efa misy croix bleu sns ihany nefa any fa tsy ampy angamba. Ilay fiainana koa no mahatonga izany ngamba e

3. soanja ( 11/06/2010 14:20)

diamondra27:

Ilay fiainana koa no mahatonga izany ngamba e

Mazava ho azy tokoa fa ny fiainana no mahatonga izany ka. Zany hoe raha midoroka rongony/ sy mihinam-panafody anti-depression ny aty amin'ny tany mandroso dia ny any kosa indray ny toaka no azony hanadinoany ny olany.

Fa ny mahagaga ahy dia mbola manambola ve izany ny olona mividy toaka isanandro/ isan-kerinandro? Inona no lafo kokoa ny vary iray kilao sa ny toaka iray tavoahangy? Ahoana na amin'ny fotoana inona no andraisana ilay zava-pisotro mahamamo? Mamely irery koa ve ny vehivavy sa rehefa mivorivory miaraka amin'ny rehetra eo (fety)? Ary sao dia tsy ampy ary ny karazan-java-pisotro natokana ho an'ny vehivavy rehefa fety dia lasa mirona amin'ny toaka ny ankamaroany dia iny mivadika fahazarana?

Mampanontany ahy ianao ry fiainana!

4. AndriambyII ( 11/06/2010 23:21)
Raha ny @ io indray aloha raha ny hitako t@ fahazaza dia tsy lany laniana ny toaka gasy vokarin' ny eny ambanivohitra , eritrereto anie izany hoe valonjato damizana arivo telo arivo damizana izany é ! ohatrohatr' izany ny fandehan' ny varotra t@ taona 80 tany ho any ! Na ny vahiny aza betsaka no niady varotra handrombaka ny be !!
5. Djhamhal ( 14/06/2010 09:43)
any ambanivolo anie; manomboka 100ariary d'efa mahazo consome tôka gasy é!
6. Mirananirina ( 14/06/2010 11:06)
tena loza be koa izany.be dia be mihitsy.Izany ihany ny ahy no tsy ampidirako toaka na labiera,eny na divay aza ato antranoko.exception mariage ny zandriko ihany,fa raha misy vahiny dia tsy misy aroso afatsy jus sy coca.Aiza ny labiera hoy ny sasany..fa eh!!tsy misy izany.
7. soanja ( 14/06/2010 16:53)

any ambanivolo anie; manomboka 100ariary d'efa mahazo consome tôka gasy é!

Eny e mora anie ny zava-drehetra rehefa tiana ho azo sy takian'ny vatana.
8. soanja ( 14/06/2010 16:55)

tena loza be koa izany.be dia be mihitsy.Izany ihany ny ahy no tsy ampidirako toaka na labiera,eny na divay aza ato antranoko.exception mariage ny zandriko ihany,fa raha misy vahiny dia tsy misy aroso afatsy jus sy coca.Aiza ny labiera hoy ny sasany..fa eh!!tsy misy izany.

Tamin'ny mariazinay koa dia maro no tezitra fa tsy nisy ny atao hoe toaka. Saingy tsy nisakana azy ireo tsy nandeha namely tany ivelany izany nony tena ampovoamboan'ny fety. Tsy vitsy tamin'ireo nanaraka izany gropy nitady toaka izany ny sipa.
9. tiarah ( 18/06/2010 09:55)
Fa zao koa raha tsy misy koa ny toaka sy ny labiera dia efa tokatrano maro no tsy mihinankanina eto amitsika satria sitrany ahay fidirambola kely etsy amin ny avenue de l' indépendance isan kalina.

10. soanja ( 18/06/2010 20:13)

Fa zao koa raha tsy misy koa ny toaka sy ny labiera dia efa tokatrano maro no tsy mihinankanina eto amitsika satria sitrany ahay fidirambola kely etsy amin ny avenue de l' indépendance isan kalina.

Ka raha oharina amin'ny 35% ny malagasy, firy % ny malagasy izany any amin'ny avenue de l'independance izany?

Hatraiza ny itiavantsika ny toaka ho mpitondra ny fiainantsika sy ny fiRENEntsika?

Fa maninona no mivoaka alina ny mpividy toaka? Lalina tokoa ilay olana.
11. 3188 ( 18/06/2010 21:38)

any ambanivolo anie; manomboka 100ariary d'efa mahazo consome tôka gasy é!
fa ny 30% mety ao an drenivohitra daolo an
12. ikaretsaka ( 08/07/2010 03:20)

Arakan'ny voalazan'i gazety iray ao Madasikara tamin'ny herinandro lasa teo dia 35% ny vehivavy malagasy ao Madagasikara dia manana fahazarana misotro toaka avokoa.

Toaka? 35%? Betsaka anie izany rey olona!

tsy ny toaka no ratsy fa ny tsy fahalalana onony @ zavatra rehetra
na rano aza rehefa be loatra tadidio fa mampidi-doza!
13. soanja ( 09/07/2010 01:04)

Ka izay ilay fanontaniana hoe matoa miakatra ny isan-jato dia satria misy ny tsy fahalalana onona. Ahoana izany no be ny tsy fahalalana onona? Ratsy ny toaka satria tsy manafaka mihitsy amin'izay manjo anao fa vao maika manimba anao satria mamehy ny fiainanao hitaky azy raha oharina amin'ny zavatra hafa, afa tsy ny rongony sy ny sigara ary ny paraky.
14. sipagasy ( 17/07/2010 13:58)
mila manampy fitaovana sy toerana fialam-boly izany dia mba any no mirona ny saina rehefa mila fanadinoana fa tsy hirona @ toaka na ny sigara e!!!
15. fijo ( 17/07/2010 19:07)
mba mirevy re ny sipa ko nareo ko tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2843