Angamba raha i Ravalo no nanasonia ny exploiation Soalala
1. hery
(
10/06/2010 21:32)
Ny exploitation-n'i Soalala dia efa tetikasa nanomboka tamin'ny 2008. Tsy nirotoroto anefa ny fanjakana tamin'izany fotoana izany satria sao dia tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. Ny sinoa mantsy manambaka amin'ny vola kely. Dia nihantona aloha ilay izy fa hita hoe tsy hahitana tena tombony. Jereo eto
Nony tafakatra teo amin'ny fitondrana ny HAT dia nojerena daholo izay fomba hahazoam-bola ka notsikafonina ny tetikasa nivalona rehetra natao fiandry. Dia io fa napoitra ny tetikasa Soalala na dia hita aza fa tsy araka ny vola tokony homena no ivarotana azy. Matim-bola kely tsinona. Aleo miditra amin'izay toa izay hanao ezaka demokratika ho eken'ny Vondrona iraisampirenena. Matin-kanin-kely. Raha ny Amerikana na ny Indiana no nitrandraka an'i Soalala mety ho vola be lavitra noho io no azo.
Fa angamba raha i Ravalo no nanasonia an'iny dia hoe varotra tanindrazana eee, maninona no tsy nomena firenena hafa sns... Fa ry zalahy moa izao dia mizesta.
Inona koa ny projet manaraka? Halefa ihany ilay resaka Daewoo ?

répondu par rijadolly le 12/06/2010 04:08
2. falimanana
(
10/06/2010 21:46)
ny tena marina d MORA AMBAKAINA ny ankabeazan'ny MALAGASY ra hery a!
mody asina SPECTACLE kely d faly2 am iny daolo fa ny AIMPIRENENA atao atsanga tsy amampoza d lasa VORETRA b!
rebirebena am lé anarana hoe TGV ny ankabeazany d mirongatra am iny daolo ry bado!!
zao ty amidin'i domelina ny TANINDRAZANA toa MIAINOAINO b daolo !!
asa aloha z avokan'ny alohan'ny 26 juin fa mbola manantena iany ah klé!
ary mino aho fa FAY am lé wé JADONA am zay z retra nidradradra ireny taloha tam mbola nahateo an'i president Ravalomanana

3. pikanety
(
10/06/2010 21:55)
hoavy kassav miaraka @ zouk machine ,ho feno mpokina i mahamasina @ 26juin dia hilaza indray avy eo fa hoe vahoaka be no manaraka ahy fa tokony hanaiky @ izay ianareo ry EU hanomeha an le vola fa ilaina ihany kay le izy
4. rijadolly
(
11/06/2010 03:03)
Grave izy ty Rahery a! sendrany izay olona anio ihany sy mpanantateraka ny baikom- baza, tsy mahay mijery lavitra. Ny senegaly-gasy etsy andaniny mamoritra roa, telo mihitsy e! tsy misy hafa noho ny tamin' 1947. Tamin' izany aza azo riranana fa hafa firenena no mamoritra, fa izao mampalaelo tanteraka fa GASY ray Rà amin' tena. pan- pan -pan- tra-tata-tra-ta-ta- mangina ty vava!
Io ny efa nolazaiko ao ambany ao fa dôdô zaza hapatory sy hampangatsitsika fo izay manohitra io 26 juin io, heverin- dry zalahy fa tia kassav sy zouk koa angamba ireo ambassadeurs eto amitsika ireo dia tambatambazana mba ho tonga, hevi- dravina fotsiiny, asa tsara sy tena demokrasia no tadiavin' olona Rajoelina Andry a! aza taitra nareo fa azo hanina koa atsy ho atsy ny lapan' tanana eto Iarivo, jereo tsara ny PUBn' io fa ampiharany maha DJ azy. De hisy milaza ndray zao ny sasany fa tsy nisy nahavita an' io afa tsy i Andry io, Ra marina izany dia mba sokafy ny maso sy ampitahao ny zava- bitan' teo aloha io gâtô azo hanina namboharinareo io.

5. Mirananirina
(
11/06/2010 08:20)
Ka hoavy any zany Sarko @ity(fa miafina sa mibaribary).Mila vola haingana ry FAT fa kely sisa dia hiongana eo daholo,sady tsy misy hilibana aloha dia nanao sonia.Rehefa lasa indray dia henjehina hoe aiza ny vola ???sahala @ilay hoe aiza ny vidin'ny avion??mdr
6. antimpanahy
(
11/06/2010 08:57)
mirana = miteniteny foan izay tratry ny vava ! mdr.....
hery = mitady loharanombola ny Fanjakana kianinareo ! mipetra-potsiny amzao kianinareo !
hery = ravalo teo tsy nahvita ni-activé an'i soalala mody dokafanareo fahatany zany !
hitan'ny TGV amin'izay ny tena lalana de io ndray fa kianinareo !
tsisy afa-tsy kiana sy fimabaniny no alefan'ingahy hery amin'ny fanjakana , nefa nareo ary teny amin'ny KARLTON Ambohimalaza PK17,500 navelan'ny Fanjakana nanao ze daninin'ny kibo tamin'ny fanakianana sy fitenitenenana fanjakana taminle fanoherana be fahatany teny tsisy nikitika na naninona akory !! kobonay daholo amin'ny antsipirihany anie ireny fika PK17,500 ireny e !!......hanakianana be fahatany ireny dia io mbola tohizan'ny sasany eto io ndray ! hin hon hin hon hin hon

7. hery
(
11/06/2010 09:03)
antimpanahy> Ni-activé ny resaka Daewoo Ravalo dia iny nisaoty iny. Raha ni-activé ny resaka Soalala koa izy angamba efa ela no nisaoty.
Jereo tsara ange fa mbola hataon'i TGV fitadiavana loharanombola amin'ny endriny manokana koa io Daewoo io e.
Raha olona mitady loharanombola amin'ny fangalarana sns kosa ve dia havela amin'izao? :-)

8. terrywui
(
11/06/2010 09:11)
Ny fanjakana tsy miditra pataloha tery amze DAEWOO efa nisy resabe iny zany !!ny an'i dada anie ny fika ratsiny tamreny ny hitady hivarotra total ny 1/3 n'i M/car mihitsy e !! ...zany ve de ho rariny ? soa fa nisy ireo vahoaka mlagasy (tao antiny tsara izahay minakam's) nanendaka azy teo fa raha tsy zay !! lafony tambongadiny ny 1/3n'i M/car ary lafony koa ny force one sy two , lafony koa Iavoloha angamba ! ....tena tssssshhh...
9. terrywui
(
11/06/2010 09:13)
alao ny fanjakana hitady loharanombola amze itany fa amampety azy satri ny vola manify dia manify raha jerena ao amin coffres n'ny etat ao !! ka mila vola ny fanjakana hanodinana ny mach admin fa tsy afaka hipetrapetara hiandry mana lava eo !!...ka na hanakiana lava eo aza ny mpanohitra de ny hivoahana haingana sy ny hampiodina ny etat alou zao no mahamaika
10. AndriambyII
(
11/06/2010 10:11)
Ny olana anie dia tsy ny vy ihany no ho voatrandraka ao ry zareo a!
Ny volamena ,platine , vatosoa , ny minerais rares, ny cuivre , zinc ,lanthanides , ets ets , tena mbola tsy mahafantatra ny industrie sinoa marina ny malagasy rehefa natao ny fandinihina , rehefa mitrandraka ry zalahy dia haingana be tokoa ny fandehan' ny asa fitrandrahana noho ny performance 'ny logistique d' exploitation-ny .Mba jereo kely anie ny mahazo ny firenena Mali , Ghana , Guinée , Liberia , Sierra leone,Tanzanie ,Zambie @ izao fotoana izao é ! ohatra i Guinée ,4 taona fotsiny nanaovana extraction minière dia 15 % sisa tsy voatrandraka @ reserve national- ny pour une bouchée de pain !! Tsy nisy zava-bita, tsy nisy asa nivaingana voatsangana ! ny tany lôdoka be @ velarana midadasika tsy taka-maso, tsy misy tany azo hambolena intsony !Potika ny environnement , ratsy endrika ny tontolo ,ngazana ny nofon-tany !!Niverina ny cannibalisme fa ramaka ny poukouna !
Tsy misy fambolena !Tsy misy fiompiana !! ..

11. pikatti
(
11/06/2010 12:38)
Un appel d'offre à ce projet a été lancé en 2008 par le bureau du cadastre minier au sein du ministère des Mines et des Hydrocarbures et cette autorisation donnée à Wisco est la première délivrée par le ministère depuis la suspension des permis d'exploitation en septembre 2009.
Marina io Rahery , naninona moa Ravalomanana no tsy nijabaka tao, satria nila fandinihana tsara fa tsy hataotao hotran'ny ataon'ny FTAY izao , tsisy vola tonga de manao variboba aiza no tsy hambakan'ny sonoa
Ny olana anie dia tsy ny vy ihany no ho voatrandraka ao ry zareo a!
Ny volamena ,platine , vatosoa , ny minerais rares, ny cuivre , zinc ,lanthanides , ets ets , tena mbola tsy mahafantatra ny industrie sinoa marina ny malagasy
Ny FATY angamba no tokony ho marihin'elah eto Rabilly
12. stalingrad
(
11/06/2010 13:55)
Ny mahafaly aloha izao ry zareo dia miditra ny vola ho an'ny fanjakana Malagasy ,izany hoe misy hihetsehana amzay ny fanjakana
13. ouioui
(
11/06/2010 14:33)
Aleonay nama vola azo tà hantsembohana toy izay vola bois de rose sy varo-panana gaboraraka a!!!
Sady ny vola azo koa @ izay tsy hita popoka akory fa resaka bala rora fotsiny, tssss.?????????...........

14. ouioui

15. fijo
(
11/06/2010 20:46)
ny tena loza anie dia ity e,le vola aza tsy mety miditra fa zesta amin'ny seky fotsiny eo.ngah izy azo hoanina?
16. rijadolly
(
12/06/2010 04:08)
stalingrad:Io ilay nolazainay sy Hery ao ambony aho hoe tsy mijery lavitra. Ny anio ihany no fantatra fa ny ho avy ny taranaka... azy ireo izany. Misy hihetsehana firy taona moa izany? firy % ny any am- paosy hoatran' izao mahazo ny bois de rose izao? Firy % ny hamoron' asa ho an' ireo tsy an' asa tamin' Fitondrana teo aloha sy ireo very asa bobaka be taty aoriana? Firy % ny ho an' sosialy(fitsaboana, fanabeazana, loza voanjanahary, fanatanjahatena, ity fialahaboly miredoredona be, .....)?; Firy % ny karama ny mpiasam- panjakana?firy % ny ADM raha sendra andeha hivoaka any ivelany ireo manam- boninahitsika?... ho lany andro mitanisa eto aho marina fa aoka izay, ireo aza mbola mizarazara araka izay anjarany avy. Avy eo aiza amin' izay nyan' taranaka aoriana? DE TY ARY NY LOVANAREO RANKIZY
Ny mahafaly aloha izao ry zareo dia miditra ny vola ho an'ny fanjakana Malagasy ,izany hoe misy hihetsehana amzay ny fanjakana
AndriambyII: