AVERIKO eto fa mbola tsy MAZAVA
1. falimanana
(
10/06/2010 19:37)
HERITAONA MONJA D zao no ZAVABITAN'ity ATAO HOE DOMELINA TSY NANDIA FIANARANA ity
sy ireo JIOLAHY MPANGALATRA
falimanana - 10/06/2010 21:33
falimanana - 09/06/2010 21:23
toy ny fozaorana éé!ambany lotra ny saina!!
raha ny fozaorana JIOLAHY sy Mpangalatra no eo dia aza MANANTENA AN'i MADAGASIKARA HANDROSO !!
voalohany am fanapotehina fa zéro am fanatsarana!!
1taona mahery zay:
-potika TIKO vita gasy
-potika ny RNM sy TVM (May sy kila)
-olona maro no MAY nodorona tao am Grande surface ANKORONDRANO sns teto antananarivo
-lafo tam karana sy ny tavany ny HOTEL b saika handraisana ny vahiny av afrik
- lafo tam FRANTAY ny nOsy JUAN de NOVA
- lafo tam TOTAL bemolanga sns maro
-sirama lafo tam frantay
-olona maro no maty tam fakana ankeriny ny teny AMBOTSIROITRA
-betsaka ny vola sandoka nampidirina teto madagasikara
- lasa makorelina daolo ny ankabeazan'ny gasy
-be ny zaza very
-lafo am sinoa 1euros ny tone au lieu de 150euros ny vy ao ambatovy
mbola betsaka fa toizo ny LISITRA .......anjaranao ary!
falimanana - 09/06/2010 22:32
-very ny AGOA
- feno COCAINE ny tanana
-be ny mamono tena noho ny haratsiampiainana
falimanana - 10/06/2010 20:23
Toizako fa tsy mbola ampy!
- LASA JIOLAHY daolo ny ankabeazan'ny MIARAMILA GASY( d lazaivo dada koa no nampianatra an reo ho Jiolahy)
- feno Mpamono olona sy mpanendaka eran'ny tanana (n'aiza naiza na diego na majunga na tulear zay tena nangina sy fady zany manendaka zany taloha)
-isaky ny 2metatra dia feno mpivarotra kely isampokotany !!asa iza ndray no mpividy ??
-b ny mivarojanaka am vazah sy zay manmbola kely any am faritra
-namidin'i Domelina MORISIANA ny PAPMAD!!
-
tsy reconnu erantany ny JIOLAHY MPANGALATRA d lazaivo i dada koa no nizara vola hoan'ny UE sy ny UA ary ny ONU sns !!satria voavidin'ny volan'i dada daolo koa reo é!!
zay no lazaiko hoe aza MITOURNE toy ny FOZAORANA iany fa kely lotra ny zanakatidohany!
3188 - 10/06/2010 20:40
-feno mpifoka rongony ny elakela trano -feno matory eny @ trotoire @ alina -feno foza orana ny tanana

répondu par ouioui le 11/06/2010 15:48
2. terrywui
(
10/06/2010 19:44)
--DE MBOLA TOHIZANA NDRAY KOA HO AN'I FALIMANANA .....
Idada ihany no nampiana-dratsy nahatonga ny ankizy lasa nanao toy ireo rehetra ireo !!...
--Fito taona ngarangidiny no teo fa nihinan'ny tsy fihinany daholo ny pokna (na le tsy fihinana koa aza mbola nifampitadiavina)
--Tsy vitanzay fa mbola nobodoiny irery kou ze mba harin'ny Malagasy rehetra ,eny na ny fanaovana yaourt maison kely ireny aza defa tongavana zandary !!
--tany amanarivony hekitara nataony ndray mipoaka !!
--ny rubis safira emeroda ametista koartsa nataony fongana daholo !
--ny vola devises fananan'ny M/car moa defa nofohany tsikelikely nandra-pitsoakany tsy hita faty iny !
--Ny filalaovana odi-ratsy sy odi-mahery tsy lazaina intsony !
--Nompiana daholo na osilahy mainty , na saka mainty (ka raha maty ireo de maty izy , marary ireo de marary izy)
--Nomen'i Satana délai mba hanaovany sorona ka rehefa tsy nahavita intsony de nopehany tao anatin'ny fito andro sy fito volana sy fito taona (mangalatra ny isan'Andriamanitra ozy Antimpanahy izay) ny momba azy rehetra !
tohizo amizay ndray Faly kely a...

3. falimanana
(
10/06/2010 19:48)
ambany lé argument é tsy mitombina sady tsisy POROFO fa foromporo
nina!
hono hoa mba inona no diploman'ity ra wiwi ty fa tena MAHAMENATRA olona!b ny argument lah!!aza miteniteny foana hoa
raha izah ialah tsy MANALABARAKA tena eto ah klé!

4. terrywui
(
10/06/2010 19:53)
petsa sahady ve elah e ?? hin hon hin hon ...za letsy nianatra teny antsena a! garabola ah niala fianarana fa nanendaka fona ny asako ! de nanao garde parking avy eo de nanao babbysiting ndray de nivarotra toaka gasy ah ny farany !! hon hin hon hin hon
5. falimanana
(
10/06/2010 20:04)
za aloha tsy mpiresaka am FOZA fa ity ndray mandé ty toa hita ny maha FOZA azy klé!!
mandany andro b mantsy ny miresaka aminareo FOZAORANA itony!!
mi-tourne b mitsy!!

6. falimanana
(
10/06/2010 20:07)
MAHAMENATRA razokiny B aa! NDANA matory d aza mampiditra HEVITRA am forum oatritony intsony fa ny VOLOMBORONA AZA mazefatra refa tsofin'ny rivotra
7. terrywui
(
10/06/2010 20:09)
hin hon hin hon ! de ahoana zany e! tsy hiresaka amiko tsony zany elah ry akama? nefa ny kozintsika mba efa mety tsara ery teo fa elah tonga fofona tampoka ! de ataovy kozy mlam ary de alamiko elah fa ra mikorotana elah de mikorotana koa ah ! d'acc?
8. 3188
(
10/06/2010 20:17)
calme tsara enao ra wiwi fa soa dia maninona2 ao an! aza omena kozy maharary intsony izy ra filaminana a! mihombo eo ny aretin'io bandy io
9. terrywui
(
10/06/2010 20:19)
de ahoana ary ry zalah fa io izy a!! mazava io ..........
Idada ihany no nampiana-dratsy nahatonga ny ankizy lasa nanao toy ireo rehetra ireo !!...
--Fito taona ngarangidiny no teo fa nihinan'ny tsy fihinany daholo ny pokna (na le tsy fihinana koa aza mbola nifampitadiavina)
--Tsy vitanzay fa mbola nobodoiny irery kou ze mba harin'ny Malagasy rehetra ,eny na ny fanaovana yaourt maison kely ireny aza defa tongavana zandary !!
--tany amanarivony hekitara nataony ndray mipoaka !!
--ny rubis safira emeroda ametista koartsa nataony fongana daholo !
--ny vola devises fananan'ny M/car moa defa nofohany tsikelikely nandra-pitsoakany tsy hita faty iny !
Idada ihany no nampiana-dratsy nahatonga ny ankizy lasa nanao toy ireo rehetra ireo !!...
--Fito taona ngarangidiny no teo fa nihinan'ny tsy fihinany daholo ny pokna (na le tsy fihinana koa aza mbola nifampitadiavina)
--Tsy vitanzay fa mbola nobodoiny irery kou ze mba harin'ny Malagasy rehetra ,eny na ny fanaovana yaourt maison kely ireny aza defa tongavana zandary !!
--tany amanarivony hekitara nataony ndray mipoaka !!
--ny rubis safira emeroda ametista koartsa nataony fongana daholo !
--ny vola devises fananan'ny M/car moa defa nofohany tsikelikely nandra-pitsoakany tsy hita faty iny !
10. 3188
(
10/06/2010 20:30)
hoy ra wiwi[tany amanarivony hekitara nataony ndray nipoka??] fa tanindrazan'lah ve no namidiny e? maninona ra tanterina @ sobika dia ataovy ao an-tranon'lah.
11. danielle
(
10/06/2010 20:36)
indray ny anao ry terrywui ,za ary @ antson'ny fo ary no tena manao fa tsy dia voako loatra ny politikanareo ,mampiady fotsiny
13. falimanana
(
10/06/2010 21:10)
razokiny B!wiwi aa
-ny Boloré no mangeja ny tany am na Hektara ao madagasikara !!iz no manao ny monopole am resaka PARAKy Vary sns!
misy zongo zay ao la Run manana tanimbary b mankadiry ao ALAOTRA sy JANGIL!manana sambo b koa razoky !izy no mamatsy vary an'i Reunion sy manodidina retra reo seychelles sns!Maurice etc!!za efa niasa tamin'io bandy io taloha tam 96 tany hoany!ary efa elab lery no tao dago tao tsisy kozy
- ny reska labiera STAR zongo no monopolisé az ao!
ny BANKY(BFV lasa credit lyonnais) !ny Credit agricole !ny BNP sns efa ny Frantay daolo no manjaka ao !
-zao ny DANONE sy ny VACHE ki rigole no manjaka ka fanainiana potehina ny VITA malagasy é!
fito taona DADA teo b ny LALANA vita sy ny economie malagasy niakatra 7.1% !!voaalohany teto afrika!!
matoa betsaka no mitady ny FIVERENAN'i DADA dia b zany no tia ny FANDROSOANA nataony
NY AHY REO MISY POROFO fa kosa ny andrazokiny B aiza z porofo!!
zany no ilazako azy eto hoe Nareo FOZAORANA hoa tena AMBANY b lé FISAINANA é!!
d mba menatra am zay razokiny a! mihezan'ny KIL fotsiny!kozyé

14. rijadolly
(
11/06/2010 02:36)
Falimanana>>>>> a! Adinon' se foana ve rangahy ilay BOIS DE ROSE, Terrywui anie mahita tenenina amin' io koa e! manana porofo sy zava- marina amin'io izy, mba lazao ny marina amin' io Terrywui a! Tsy azo atao mantsy ny mihaino lakolosy tokana.
15. antimpanahy
(
11/06/2010 09:02)
Ny afera tena nahafantarana an'i TIKO sy Magro anie ry zanako,isany ka ny fanondranana bois de rose en milliers des tonnes par semaines e ! izay rotsakazo kely mba nalefan'ny Fanjakana hiavotan'ny firenena ireo koa no mampivouvou anilaisany mafy eto !!!!!
16. falimanana
(
11/06/2010 11:17)
-tapitra tamingana ny ala eto madagasikara!
-bois de roses koa tsy adino
-ny lemuriens amidy am vahiny
- fitaovampiadiana eny antanan'ny jiolahy!
- resaka hazandrano ringan'ny aziatika sy ny frantay!
HERITAONA MONJA zany retra zany!!
ary FOZAORANA ANAKIRAY iany zany miova2 pseudo eto zany an!

17. pikatti
(
11/06/2010 13:05)
ary FOZAORANA ANAKIRAY iany zany miova2 pseudo eto zany an!
Rehefa manao an'io rawix d'efa resy lahitra lery izay , lany bala
Sirika indray elha rawix
18. terrywui
(
11/06/2010 13:42)
tsy misy dada miverina zany ry lety rafaly eto M/car a!! efa dilan'ny ela sy ela ny dadanlah !! zao fotsiny !!!! nimonopolizen'i dadanlisany daholo ny fika fitadiavambola sy ny kandra rehetra na vaventy na madinika teto am tanana ka tsy misy dada miverina zany tsony na hiantsoantso injato amanarivo eo elaisany !!! zao no izy !...be vola nangalariny , be ny oul efa matiny (mpamono oul) be ny harena efa nangoniny !!
--raha oul tena hoe nadio sy tia tanindrazana izy tsy tokony norobainy daholo ny vola rehetra vao nitsoaka izy (ary matoa mahana nitsoaka ko de nanao ratsy zay )

19. ouioui
(
11/06/2010 14:38)
Mila fanamarina afa tsy fanosoram-potaka maimaim-poana akory no tokony ataonao , sao ahitana angano