Mangalatra ireo HAT ary sahy ve ny BIANCO

1. rabaradaka ( 04/06/2010 06:20)
Azo eritreretina ho fitaovana hanagadrana ireo mpitondra HAT izay tena mangalatra sy manodinkodina ny vola sy fitaovam-panjakana ve ny BIANCO? Raha eny ny valiny dia tokony higadra daholo ny HAT rehetra manomboka amin’ny Andry TGV. Ohatra iray tena tsotra no omeko : tao amin’ny Ministère de la Péche notantanin’ny Alain Andriamiseza dia vola mitentina 1.78 milliards d’Ariary no voaroba tao, ohatra tamin’ny nialany tsy ho ministre dia chèque carburant 45 millions d’Ariary no noraofiny tao. Tsy lazainaintsony ny risoriso nalainy tamin’ireo sambo vahiny izay tsy manana autorisation de péche nefa nanome 50 millions d’ariary azy dia nahazo nanjono. Tena grave ary ohatra iray tsy misy dikany izany raha oharina amin’ny sasany
répondu par AndriambyII le 06/06/2010 00:22
2. terrywui ( 04/06/2010 08:37)
vola kely izany rabaradaka raha oharina amin'ny saika hivarotandravalomanana an'i M/CAR a!...en plus ny tax n'ny TIKO sy MAGRO hatramzao mbola tsy voaefa ny 500milliards !!...ny lasandravalomanana nitsoaka moa de ny vola rehetra tao amn TRESOR sy ny BANK sy ny FER FID UPEP FAO USAID AGETIP !!...ny GETZ ihany no mba azony satria ny Allemand no mi couvré an'io ....ka ny an'i rabaradaka vola kely 1,milliard no mampimenomenona fa ity vola be milliers de milliards tsy eritreretina !! sa taondasa tsy tsaroana ve !...
3. hery ( 04/06/2010 08:41)
Izay ilay fisainana foza.

I Ravalomanana aza nangalatra ka tsy maninona na mangalatra daholo.

Koa maninona izy no nesorina teo raha mbola hanao ny nataony ihany? Sa fitiavan-tena hoe rehefa samy nangalatra dia aleo mba mangalatra koa izahay?

Sao manody leisy... (sa efa manody?)
4. terrywui ( 04/06/2010 08:45)
tsisy porofo tena mivaingana koa anie ny an'i rabaradaka fa mbola + ou - hoe raha eny ozy ny valiny !!...de ozy aho hoe TSIA de tampina ny domy zany !!....tsy sur amin'ny resany akory aza izy anie fa tsy hoe zavatra efa nisy na efa misy le resaka e !.....
5. bekiraro ( 04/06/2010 09:41)
Ny porofo rangah ty efa hitam-poko sy firenena a, ahirato ny maso jamba , jamba fanahy ialahy
6. bekiraro ( 04/06/2010 09:41)
Ny porofo rangah ty efa hitam-poko sy firenena a, ahirato ny maso jamba , jamba fanahy ialahy
7. terrywui ( 04/06/2010 10:01)
tsisy porofo tena mivaingana koa anie rahery ny an'i rabaradaka fa mbola + ou - hoe raha eny ozy ny valiny !!...
--de ozy aho hoe TSIA de tampina ny domy zany !!....tsy sur amin'ny resany akory aza izy anie fa tsy hoe zavatra efa nisy na efa misy le resaka e !.....
8. bekiraro ( 04/06/2010 10:08)
JAMBA VE IALAHY E?
9. bekiraro ( 04/06/2010 10:08)
JAMBA VE IALAHY E?
10. fijo ( 04/06/2010 21:18)
amiko,dia tokony tsaraina daholo ,na ny ekipan'i ravalo,na ny ekipan'i andry,na ny ekipan'i ratsiraka sy zafy.dia jerena hoe ahoana no anoheran'izay nagalatra ny zavatra nataony,ary farany ,dia mifamela amin'izay ,ary asiana arifanina mafy ny "fomba"ataon'ny mpitondra
11. AndriambyII ( 06/06/2010 00:22)


amiko,dia tokony tsaraina daholo ,na ny ekipan'i ravalo,na ny ekipan'i andry,na ny ekipan'i ratsiraka sy zafy.dia jerena hoe ahoana no anoheran'izay nagalatra ny zavatra nataony,ary farany ,dia mifamela amin'izay ,ary asiana arifanina mafy ny "fomba"ataon'ny mpitondra

No no no no Rafijomanana , la logique devrait suivre son cours !Tsy misy hala-danja intsony @ ity indray mitoraka ity !! à bon entendeur ......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932