Aiza indray wiwi
1. locl
(
03/06/2010 20:06)
L’Union Européenne a suspendu officiellement son aide au développement à Madagascar, et c’est dommage car c’est encore le peuple qui va payer la facture ! La HAT va encore éructer qu’elle n’en a pas besoin et c’est bien vrai puisqu’il y a encore des arbres à Masoala…
répondu par AndriambyII le 05/06/2010 12:51
3. ramosekely
(
03/06/2010 20:39)
nihoraka be ny fat fa nahazo 100millions dollars t@ resaka an le fer any soalala nefa very 700millions d'euros fanampiana avy EU t@ alalan'ny 10em FED noho io copu d'etat nataony io ,iza moa no voa @ izany
5. pikatti
(
03/06/2010 23:06)
nihoraka be ny fat fa nahazo 100millions dollars t@ resaka an le fer any soalala nefa very 700millions d'euros
Koa na io vola,n-tsonoa io ary anie leisy zavatra mbola tsy hay no hiafarany e, tetezamita ve no hiengagé an'i Gasikara @ contrat hotran'izany raha tsy efa fivarotana tanindrazana klé, tereny tsy fisiany ty marina ka lasa manaonao fahatany sisa , dia ialahy manokana aloha no hiantoka ao raha tsy mipasy io rehefa eo ny tena FANJAKANA
Aiza indray wiwi
Raha rawix zao no hamaly eto dia ozy lery manely tsaho lisany ry loc lac( azafady ry akama fa fomba hanamarinako ny tenin'ny Rabilly atsy fotsiny iny)
Aiza tokoa lesy ialahy rawix a, mafy kosa izay nanaovan'ny bekiraro an'ialahy izay aloha e, daka an-doha miaraka @ le kiraro be iny ve leisy mbola ao anatin'ny coma , asio feo ihany bain refa tsy bongo intsony ny mason'ialahy e
6. terrywui
(
04/06/2010 08:32)
Efa kobonlah iany le kozy rapika fa mbola ho koziko anlah ny tena marina retra retra mahatonga an'i andra- ZAMA91 nanao an'io a!...misy tantara be le izy letia !..za tsy hamaly fa raha mbola bevaka eo lery manopa sy manao teny ratsy mamoafady eo de raconté-ko amn mpisera eto !!..sady andefasako ny sariny rehetra mitsy! aleo alefany ihany le ZIG ZAG sy BEKIRARO fa leo eto izy ny farany !!...
7. bekiraro
(
04/06/2010 09:43)
Tsy mifezaka izay laingan'ialahy izany ny olona eto , ary tsy vaovaoa akory ny toraka bolao efa nalefan'ialahyrangahy a, averiko fa tsy mofezaka an'ialahy ny bandy, AZO VE SA TSY AZO E
8. bekiraro
(
04/06/2010 09:43)
Tsy mifezaka izay laingan'ialahy izany ny olona eto , ary tsy vaovaoa akory ny toraka bolao efa nalefan'ialahyrangahy a, averiko fa tsy mofezaka an'ialahy ny bandy, AZO VE SA TSY AZO E
9. terrywui
(
04/06/2010 10:02)
tsy hanao anzany letsy ah fa akamako ve elah de ataoko anzany fa mba resaka zany a!...tsisy mipika ny secret tsika roalahy hatramzay fa matokia elah !.....fa aona ho avy ve elah alou hoa sa tsy ho avy e!...de ovina ?? tsy valinlah mitsy le izy ...
12. AndriambyII
(
05/06/2010 12:51)
2012 indray izany vao mety hisy ny election presidentielle raha izao no mitohy !!hi hi hi !ha ha ha !!
