IZA LETSY NO MAFY SY METY HAMPIHINANA AMIN'IREO ? LE KARATEKA SA LE MITANA KALAKY ?

1. terrywui ( 01/06/2010 21:13)
img]http://sphotos.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc3/hs299.snc3/28591_1202864531517_1825712154_403045_2257997_n.jpg[/img]
répondu par fijo le 03/06/2010 19:58
2. terrywui ( 01/06/2010 21:14)
3. terrywui ( 01/06/2010 21:42)
izikoa olo karaio tsy mipass zegny !... ravalomanana mbO tsy lany jijinao velay !! tsisy olo tojinao kara regny koa eo !!. naro eky olo natinao zay; ke izikoa mbO hipody ndreky koa tromban'ny teta lahaby e vola miboaka , ambesa koa zanakinao bavata bokeo ambilay koa izy hijotso eo fidina Prezida fa zikoa anao fa lasa loso mbalana velay en!.. mbO hainy izikoa mipody boka agny navy a M/car eto!!..donko firain'olo fibarana tena ankitiny amzay la tetin'azy ! njinemaho..
4. feticon ( 01/06/2010 22:27)
mafy loatra angaha rawiwi le kozy omaly no dia lasa miteny @ fiteny tsy fanatatra ialahy,ialahy anie miprovoke olona sy mi insulte eto nefa hay tsy mahazaka e ,
5. AndriambyII ( 02/06/2010 00:28)
Raha mahavita bomba nucléaire tampoka ny iranien dia ataovy andoha ra wuiwui fa i dago no tonga dia mety ho cible voalohany , manaraka i ceylan , ainsi de suite ! Ho raisinao ve ny andraikitra mikasika ny fahafatesan' olona 20 millions anaty indray mipihimaso hamelomana ny sasany ? Mbola hahatsiaro ho olombelona ve ianao raha tompon' antoka @ famonoan' olona maimaipoana ( Rwanda , congo ,Tchethenie , Irak , Afghanistan ...)?
6. pikatti ( 02/06/2010 00:32)
Ozy bazylou ary atsy hoe resim-bavy ny kelifingotr'ialahy, lasa nitsoaka ny rabitron'ialahy e

Nenjehin'ni Mialy lery ao fa toa tsy tazana e

Nihetsiketsika foana ny tgvn'elah de neverin'ny Rabitro fa lasa lavitra be hay nedala io entin'ny lafrantsa mihodikodina fotsiny ao Ambotsirohitra ao

Sem Ravalomanana lesy efa nilaza fa tsy io setrasetra io no vaha olona
7. terrywui ( 02/06/2010 15:58)
ah Non velahy ,tsisy raha mipilaka natà kelikely ..mbO zaho fo ndro zaho !..miamby andra atsika ,eo maita izy !!...tsy problemo nakay nata andra raiky , nata andra telo , nata andra tsota !!..fa mbe ho aita maa...ra nikoragninO fa amikay jiaby, mbo hainareo tena ankitiny zaho oe ia ma ngah ty laolo? fa ziO io atsika tsendriky samby mahita!!.... njinemaho
8. mamijo ( 02/06/2010 18:40)
misy tsy milamina mihitsy ato @ serasera politika izany ,izao ve sisa no dinika misy ato
9. fijo ( 02/06/2010 18:50)
terrywui e,kamaradinao lehiroa efa gajo e,mèmo karadinazy jiaby efa roso niala ;fotony manano lohan'akamba zandrikely io.
hainao volana zanatany ty:"karaha manga masaka ampotony,tsy mila toraka fa milatsak awazy"ke kara io koa zandrikely io heinnnn,ambesa kelo.
10. terrywui ( 02/06/2010 19:59)
karakOry fijo !...zaho ane fa rango ela fa nahitako anao fa agno olo bOka aminay any ay !....itako amin anarana ndesinao io fa mpinday " FIJO" tena amin'ankitiny anao ! merci velay !...
11. xxx3 ( 02/06/2010 21:22)
ity le karate ry bain ,
http://www.youtube.com/watch?v=mRJ37L66UMo
iza lisany no mahasahy io
http://www.bu2z.com/video/ours-karate.html
dia aiza no mifanao rdv ???
12. bekiraro ( 03/06/2010 01:28)
aiza ialahy e, raha tena mazana ialahy ataovy teny ho fantatry ny daholo be fa aza atao kisitrisitrika, tsisy mifezaka amin'ialahy eto ,tsy misy atahorako izay pa rora ny aty
13. fijo ( 03/06/2010 19:58)
terry e,anao moa kaia manday sigoma eto e,nenakay fijo kely fa ,raiky nandesinao ty FIJO be heinnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549