TSY MILA ,TSY MILA ATAO FILOHA, TSY MILA ADY TOERANA MAFY TOA ANIZAO ATAON I DADA IZAO NY TGV ....
1. terrywui
(
31/05/2010 10:16)
Fa kosa hijoro ho Ray Amandrenin'ny Malagasy Hananatra ireo be aferafera ratsy sy MPIBODO ny ECONOMIE sy ny Fihariana rehetra eto M/car ho an'olon-tokana !!....tsy hisy amin'ny tanana intsony zany fa fihariana miaraka no tanjona !...le Mandat d'arret International de mbola manankery tsara ary miandry an'ilay Mpamono olona hitolo-tena ny miaramila ,ho atao otran'i saddam hussein manko idada ka mila mipoitra haingana mba ahamora ny raharaha !!...hin hon hin hon hin hon ..
répondu par fijo le 02/06/2010 21:07
2. hery
(
31/05/2010 10:55)
Sao dia mba hanody ity fanosihosena ny Malagasy ity. Raha miteny Rajoelina hoe ho prezidàn'ny ao Antananarivo Renivohitra dia azoko ekena ihany satria ireo no nifidy azy ho maire. Fa ity hoe filohan'ny Malagasy iray manontolo ity dia toa tena fanosihosena ny vahoaka rehetra eran'i Madagasikara.
Vakio kely ange ilay ao amin'ny http://www.madagascar-tribune.com/De-quel-droit,14137.html
Ireo dictateurs malaza no mpiteny an'izany hoe prezidà-n'ny firenena iray manontolo tsy mandalo fifidianana izany. Raha mba niteny izy hoe "Izaho aloha no miandraikitra ny fampandehanan-draharahan'ny tetezamita eto Madagasikara" dia mba olon-kendry. Fa Prezidàn'ny Malagasy rehetra kosa dia trop.
Ka sao dia manody e

3. terrysaina
(
31/05/2010 11:58)
,
http://www.youtube.com/watch?v=yBw_H056V6I
hon hon hon dada le chasseur dia i rajoelina le lapin
io anie le hoe tsapao aloha ny herinao ,tena grave le lapin kle
http://www.youtube.com/watch?v=yBw_H056V6I
hon hon hon dada le chasseur dia i rajoelina le lapin
io anie le hoe tsapao aloha ny herinao ,tena grave le lapin kle
4. terrywui
(
31/05/2010 12:26)
ka ambongadiny anie no nilazany an'izay hoe ho RAD n'ny Malagasy izay fa tsy voatery hankatou anizay daholo ze tsy te hanaiky e!....amin'ny naneken'ny Malagasy azy tamin'izany fotoana fa "hiara-hitolona hanala andravalomanana" teo no nitenenany anizany !!..aza odiana tsy fantatra kosa alou fa ny vahoaka eran'ny M/car mihitsy no nitolona tamin'ny 2008__2009 tamin'ny nanalana an'i Ravalomanana teo an !!..ho an'izay mbola tany M/car tamin'izany de nahita anizay tsara !...ny vahoaka eran'ny Faritany enina indrindra Tananarive !!...fa rehefa nitifitra vahoaka teo A/tsorohitra Ravalomanana ka niala ilay Ministre vavy Manorohanta iny vao nifontana koa ny miaramila(capsat) fa tsy mety intsony ity ravalo ity !!!...
6. terrywui
(
31/05/2010 13:03)
Mila voatsiary be zany tenin'i hery izany !!...izao ary raha tiana handroso sy tsy ho zaza fa mahantra marina ny malagasy !!!: avelao hiasa malalaka ny fanjakana (efa naverimberina teto impiry zay hatram heritaona) dia ho hita eo na ho tafita le Firenena hiakatra ny harinkarena na tsia !!....ny tena gaigy anie de ty Fanjakana tsy avela ahazo aina mihitsy fa torina atsy torina aroa de lasa mihanahana kou ny firenena rehetra e!!...fa mipetraha tsara ! otran'ny nipetrahan'i Ratsiraka tsara rehefa naloan'ny Malagasy izy de ho hita eo tokoa ny FITSARANA azy fa ity mitsartsara mialohan'ny fotoana ty tsy izy !!...raha amin'izao aloha de samy responsable ny fahavoazan'ny firenena na ny TGV na ny TIM AREMA hatramin'ny vahoaka aza !....raha hanody io de miara- hanodiavany daholo na ny mpigafy sy mpamingana sy ny mpanakorotana na ny mpitondra ............
7. terrysaina
(
31/05/2010 13:07)
mahantra ahoana ary ,efa tonga le 100millions dollars azo tany @ kely maso miampy an le vidina air force one 2 ,izay raha amidy vary 5taona tsy misy izany mosary izany eto madagasikara,tena miasa ny fitondrana e izao dia efa vita ny projet @ le trano fanaovana spectacle goavana eo atsonjombe ,mbola hoavy eo ny hopitaly sy ny sisa e hon hon hon
8. xxx3
(
31/05/2010 13:14)
mila vangiana matetika ve bain e ,antsoiko ialahy rawix ce soir ,dia mba mifalia amin'izay moa e
9. hery
(
31/05/2010 13:16)
otran'ny nipetrahan'i Ratsiraka tsara rehefa naloan'ny Malagasy izy de ho hita eo tokoa ny FITSARANA azy fa ity mitsartsara mialohan'ny fotoana ty tsy izy !!...
Tsy tsapan-drangahy ve hoe naninona tamin'ny nanonganana an-dRatsiraka no nipetraka tsara i Ratsiraka sy ny mpanohana azy. Ary maninona amin'izao tsy mipetraka tsara ny mpanohana ny ara-dalàna?
Satria tsy nitovy ny niakaran-dRavalomanana sy Rajoelina teo amin'ny fitondrana.
Ahoana tokoa moa ilay resakareo t@ voalohany hoe mi-wawawa eo ny Communauté Internationale amin'ny voalohany fa avy eo manaiky ihany tahaka ny tamin'ny 2002.
Dia tsy hitanareo ve hoe maninona no hatramin'izao tsy manaiky ny Communauté Internationale fa vao maika aza manakiana? Tsy tahaka ny tamin'ny 2002?
Raha ohatra aloha ka hoe olona mihinana eo @ fitondrana dia tsy dia mampaninona ahy loatra raha ohatra ka mody jamba, fa raha gasy tsotra kosa no mbola resy lahatra ihany hoe mandeha io fitondrana io dia hoy aho hoe efa hadalàna.
10. terrywui
(
31/05/2010 13:31)
za ve le gasy tsotra ? .....diso ihany enao aminizany !!..eny e nefa mahalala ihany koa (?)
--Ny tsy haneken'ny Communauté Internationale anie dia efa io hiaraha-mahalala io e! ....io dongidongy be sy fafikatrana ny vola any Afrika, pretoria,Zimbabwe ,swaziland sy ny tariny io e!...mba ampahafantarina fotsiny io hoe :mba manana zo hitory i DADA !! fa raha ny tena izy anie defa NALOAN'NY VAHOAKA malagasy mihitsy nyb anareo e ! porofo fotsiny le teo Mausolé ireny :! nantsoina ny oul ka !.....oul 50 latsaka angamba no mba nanotronotrona ny Mpanohitra teo ! zany ve no hoe tian'ny Vahoaka ? tsisy tia zany nareo ry MPANOHITRA a! ianareo mafana fo ato sisa no mi wawawawouwouw ato fa ny teny ankianja efa nadio !!...
diniho tsara anie e !....

11. terrywui
(
31/05/2010 13:34)
hoy hery ...
Gasy tsotra ah ekeko zay!....ary matoa manohana le Fitondrana de ao amin'ny Fitondrana(?)
Raha ohatra aloha ka hoe olona mihinana eo @ fitondrana dia tsy dia mampaninona ahy loatra raha ohatra ka mody jamba, fa raha gasy tsotra kosa no mbola resy lahatra ihany hoe mandeha io fitondrana io dia hoy aho hoe efa hadalàna.
Gasy tsotra ah ekeko zay!....ary matoa manohana le Fitondrana de ao amin'ny Fitondrana(?)
14. bekiraro
(
31/05/2010 23:08)
dongidongy be sy fafikatrana ny vola any Afrika, pretoria,Zimbabwe ,swaziland sy ny tariny io e!...mba ampahafantarina fotsiny io hoe :mba manana zo hitory i DADA !! fa raha ny tena izy anie defa NALOAN'NY VAHOAKA malagasy mihitsy nyb anareo e ! porofo fotsiny le teo Mausolé ireny :
ia no tena midongy mitady fika hialana @ fivoriana? valio hoe izay fanontaniako izay
16. bekiraro
(
01/06/2010 09:27)
iza no amintsika sy ialahy no efa nanao prison raha mazana ialahy dia ento ny casier jud dia ho hitan'ialahy fa tsy misangy amin'ialahy aho
17. bekiraro
(
01/06/2010 09:27)
iza no amintsika sy ialahy no efa nanao prison raha mazana ialahy dia ento ny casier jud dia ho hitan'ialahy fa tsy misangy amin'ialahy aho
18. bekiraro
(
01/06/2010 09:27)
iza no amintsika sy ialahy no efa nanao prison raha mazana ialahy dia ento ny casier jud dia ho hitan'ialahy fa tsy misangy amin'ialahy aho
19. fijo
(
01/06/2010 19:41)
ke nen'i lery le maheno fotsiny hoe "prezida" no mahafinaritra azy.na prezida ny lalimanga aza tsy olan a,fa prezida aloha
20. terrywui
(
02/06/2010 20:15)
iza no amintsika sy ialahy no efa nanao prison elah raha kobon'i bainiko elah de goagoaka otran'ny passoir elah fa tena sur mitsy ah !...tafahoatra ny vavanlah !...soa fa efa hananako ny sarinlah sy ny misy anlah !!....