ECOUTER réaction Joachim Chissano sur RFI 26 mai 2010
1. vatofototra
(
26/05/2010 09:30)
ECOUTER réaction Joachim Chissano sur RFI 26 mai 2010
- Joachim Chissano a réagi face à la formation du nouveau gouvernement et sur la non candidature de rajoelina
(voir rubrique journal télévisé)
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
http://www.vatofototra.com

répondu par terrywui le 26/05/2010 17:46
2. Noue
(
26/05/2010 09:41)
Mankasitraka hatrany @ fizarana vaovao vatofototra aa ! soahiany aloha fa mba eo foana ianao raha tsy zany dia be ny tsy maharaka vaovao ee !
3. chissano
(
26/05/2010 10:10)
Le nouveau gouvernement unilatéral ne changeait rien à la situation et que le préparation des prochaines négociations continuent.
4. rijadolly
(
26/05/2010 16:32)
Noue:Torohevitra hoa antsika mpankafy radio, raha ohatra hoe foanana ny VIVA, aza maka sarotra ianareo fa asivo " tsy " fotsiny izay lazain' radio FAHAZAVANA =)) =)) =)) =)) =)) =))
Mankasitraka hatrany @ fizarana vaovao vatofototra aa ! soahiany aloha fa mba eo foana ianao raha tsy zany dia be ny tsy maharaka vaovao ee !
Misaotra Vatofototra a!
5. terrywui
(
26/05/2010 17:46)
MIJERY NY SITE NAO AH RAVATO FA TENA NIAKATRA BE MITSY NY MPANAO ANNONCES SY NY PUB AO AMN SITE VATOFOTOTRA AO TATO ANATIN'NY TELO VOLANA AN ....DE ARAHABAINA IANAO TOMPOKOLAHY NAHATAFITA HAFATRA A...VOAFEHINAO TSARA LE INFORMATIQUE KA!!!.....LE IP -KO NO TSY KOBONAO LE IZY FA DEUX CHIFFRES LE NATAONAO TETE-NY NEFANY TROIS CHIFFRES LE IZY AMIN VOALO...!! TENA TSY KOBONAO MITSY ZANY LE IP KO FA MITORAKA BILAO FOTSINY ENAO :-* :-* AO FA HINAMANA AMINZAY ARY ISIKA E !!....TSY KIANIKO TSONY INGAHY ...OKAY ?
VATOFOTOTRA = :-* :-* WIWI (l)
VATOFOTOTRA = :-* :-* WIWI (l)